CV Fôsika

1. xxx ( 29/05/2009 06:30)
Aza mba dondrona mampiasa CV fôsika ihany fa tratra eny foana rehefa tena hiasa. Ity misy tranga anakiray efa elaela tokony ho 4taona lasa izay:
Nitady assistante ny debanay tzay andro izay, lery moa somary sarotsarotiny izay @zay olona ho mpiara-miasa akaiky aminy ka nisafidy tamin'ireo CV-na candidate marobe tao aminy ( izy manana stocks marobe @io dossiers de candidature io an :lol: ). Dia rehefa nadeha ny fotoana dia tapa-kevitra ny handray ity sipa iray zay somary misy ho raisina ihany raha ny endrika ivelany (bika aman-tarehy). Natao ny test isankarazany rehefa avy nanao ny entretien ka dia noraisina ilay vehivavy, izy rahateo kinga tanana raha resaka dacti. , 10 doigts hoy ny fitenenana :^) . Kanjo nony nadeha ny fotoana, tapitra ny roa volana ka iray volana sisa ny periode d'essai, mbola tsy nahita fahafahampo ity lehibenay t@ zvt nampanaovina azy. Tapitra ary ny 3 volana ary teo vao tonga saina ingahy rainy fa tsy mamely rasipa ka notakiany ity diplôme lazainy fa ananany. Hay izy ity ka fôsika ny CV nalefany tao fa tsy ananany akory ilay izy.
Ka mba toroy hvt ihany ry zareo ny olona akaiky mba tsy hanaonao foana rehefa mba hitady asa tsy hametraka zavatra tsy izy a!
novalian'i xxx ny 11/06/2009 18:59
2. ari.malala ( 29/05/2009 12:58)
hadalana ny an'ilay vehivavy! izay ilay hoe zava-tsy hay tsy ibitabitahana ko! ny anay aza zavatra nianarana fa tsy nisy pratique fa aleo tonga dia tsy atao ao anaty CV tsotra fotsiny izao mba tsy hamitaka olona!
3. tsipolitra ( 29/05/2009 14:12)
:roll: ka lay debanareo koa anie zany tena matory e
4. Mirananirina ( 30/05/2009 09:46)
hihihi voany indray izany,ngaha tsy nisy teste akory
5. endrika01 ( 02/06/2009 10:45)
Misy ndray ny sasany manana traikefa maro be mintsy an,de mody mba dondrona be,de raisiny sasany iany! De avy eo amzay izy manapatra ny fahaizany,raha misy essai 3 mois zany kosa,tokony tsy ho kobo le sipa kou,aminio izy manko afaka manatsara sy mameno ny banga.Fa ity kosa angamba mieboebo fotsiny de miandrandra mana avy any ambony :-D :-D :-D
6. kotobekibo ( 03/06/2009 20:03)
Aty ivelany indray dia mifanohitra @ izay no atao :

tsy azo atao ao anaty CV daholo ny maripahaizana anananao satria tsy mety mandray anao ny olona avy eo . Be diploma loatra hoy izy ireo , ka manjary tsy voaloha ny karama .
Arakaraka ny diploma anananao ny karamanao , ka raha te ahita asa ianao dia izay ilaina , na mifanandrify @ ilay asa kendrenao ihany no mila soratana ao anaty CV .
7. mmmhh ( 05/06/2009 07:35)
Fa na izany na tsy izany kosa anie, eo @ entretien de efa fomba iray ahafantarana fa any na tsy any le oul e,

Tadidiko t@ zah nanao entretien voalohany, t@ za nitady asa voalohany,
de nande ny resaka, de vita aloha hatreo, de niteny le deba hoe, manao essai 1 semaine ianao,
de gaga be zah , 1 semaine fotsiny ve?
de ozy we, amiko, tsy miandry ela be zany essai zany,
au bout d'1 semaine de efa hitako ny fomba fiasan'ny olona iray, rah mety amiko izy @ zay 1 semaine izay de alaiko rah tsy mety de izay zany,

Nahatsiaro anay nitady mpiasa zay, de nisy CV na bandy zay tena ao tsara e, ny motivation ao tsara, ny diplome ao tsara,
de nantsoina, de nanao ny entretiens teny gasy aloha, de vao navadika teny frantsay ny entretien de tsy nahateny tsony le bandy,
8. xxx ( 05/06/2009 12:10)
Fa na izany na tsy izany kosa anie, eo @ entretien de efa fomba iray ahafantarana fa any na tsy any le oul e,

Mety ho izay tokoa, fa misy ny olona sasany eo @ resaka dia tena havanana tokoa(theorie) fa rehefa pratique @zay dia tena votsa be.
Nahatsiaro anay nitady mpiasa zay, de nisy CV na bandy zay tena ao tsara e, ny motivation ao tsara, ny diplome ao tsara,
de nantsoina, de nanao ny entretiens teny gasy aloha, de vao navadika teny frantsay ny entretien de tsy nahateny tsony le bandy,
Io koa zao dia efa mety ho CV fôsika koa
9. xxx ( 10/06/2009 20:30)
i Rachida Dati nanao cv fosika:nanao ilay fianarana izy fa tsy azony ny diplome, dia nosoratany ihany hoe diplomée izy , nisy polémique ihany aloha taty France fa tototra ho azy é

Sarkozy koa nanao cv fosika: milaza manana DEA ngahy rainy kay tsy azony ny diplome fa nisy UV tsy validé na dia 15 daholo aza ny note sasany ; tratrany zalahy !!

Aty France zao dia na tsy manana ilay diplome aza fa mahay ilay asa, dia azo atao ao anaty rubriques competences ilay fahaizana ilay asa satria hono efa "savoir faire" daholo izany hozizy ny Conseiller ANPE

Ny an'ilay sipa zany sady tsy dipl no tsy savoir faire ka tsy mba fetsy
10. xxx ( 11/06/2009 18:59)
Asa raha henonareo t@ taona 2006 fa nisy artista lehilahy iray niasa tao @ Assurance MAMA, efa niasa amantaonany tao lery vao tratra sy voaroaka fa nanao CV sandoka, t@ andron’ny deba moa no nidirany tao ary t@ andron’Ra8 teo ampanatsarana ny fitantanana sy fanendrena sefo isankarazany io trano fiantohana io no nahatratrarana azy, tsy anisan’ny voatendry hisondrotra toerana lery dia nisafaoka, nivoaka gazety izany ary mbola nivoaka gazety ihany koa ny valin-teniny avy eo manao hoe ny traikefa hono no tokony ho mikaonty, izany ve ilay atao hoe miala pa fa oainina be ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.202