tiako hanao de Dadah Fort Dauphin

1. Ralynck ( 26/05/2009 16:29)
Manahoana daholo tompoko ô !
Mahafinaritra ahy be ilay hiran'i Dadah Fort Dauphin hoe "tiako hanao". Sao dia mba misy manana ny tonony azafady ? Mba alefaso amin'ny email ko hallynck@hotmail.com. Dia raha mba misy afaka mandika io hira io amin'ny teny malagasy ofisialy. Dia misaotra mialoha Tompoko ô !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1553