ha ha ha! tonga ndray le mpanisa andro o! 13jrs sisa e

1. andrywui ( 26/05/2009 12:21)
Sa ve atao isaky ny 3 andro vao miteny eto aho !! sao de lagy ny sasany amlé isan'andro lazaina foana ny ambim-potoana ! ha ha ha !!

--Hery a! azafady ary aho amlé resaka Ps iry e !! fa andefasako mesazy manokana ianao rehefa misy blem zany ! OK

- fa izany akory tsy milaza oe afaka amin'ny fahotana ianao ndrematoa !!
-mbola tsy nisy afo fandiovana anao teo donc mipetraka ihany io date afaka 13jrs io !!

--inona ndray re zao no holazain'i Mirana ahy eo e !!

--fa ity fampaherezana kely ho anareo TIM e!! efa nahavory mercenaires 500lahy matanjaka hono ny dadanareo hamotika an'i Gasikara !!

-raha ny filazany de ho potehany eto daholo isika na TIM na TGV na AREMA na LEADER FANILO na AMF3FM na .....

--tsy misy reviny hono zany rehefa Malagasy fa mihatsara ivelatsihy mivadika palitao daholo ny politisianina Malagasy ! mody mba manohana eo amin'ny Magro eo hono nefa ary ambadika TGV(otran'iPenguin) daholo !

--de izay antony izay no nanampiany isa ireo commando hamotika atsika eto M/car ,fa ny fotoana hanafaizany antsika no tsy mbola fantatra

(resaka marina io ravalo lagy amin'ny pokna eo amin'ny MAGRO sy AMBOJA io fa tsy naforoniko a tsy mena-mivadika hono)
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:42
2. andrywui ( 26/05/2009 12:26)
za aloha de manohana an'i Ravalo aminio tsy mena mivadika io e !!
aiza ka eo amin'ny Magaro ry larony ny maraina de ny hariva ry zalahy eny Ambohitsirohitra miteronterona !!

--kobon'i dada zany io fika io de ozy oe tena efa mivadika amiko mihitsy ny TIM-ko fa ho faiziko miaraka ireo niany !!
--tsy mamorona aho oa fa izy no nilaza antelephone an'io TIM mivadika palitao daholo lasa manao TGV io a!!
zany oe efa kobon'ny TIM ko fa soavaly veta le taingenany de aleony mamonjy ECURIE matanjaka izy !!
3. ravalotgv ( 26/05/2009 12:27)
FA INONA FOANA TY MANISA ANDRO TY RA WIWI AAA

SAO DE MBA TIFIRIN NY OLONA ANY NAREO KA TSY TONGA ATY AMIN NY TANANA EO TSONY

afaka makaty ve nefa aloha ela

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
4. andrywui ( 26/05/2009 12:34)
hoy izaho andrywui

za aloha de manohana an'i Ravalo aminio tsy mena mivadika io e !!
aiza ka eo amin'ny Magaro ry larony ny maraina de ny hariva ry zalahy eny Ambohitsirohitra miteronterona !!


hi hi hi hi !!! merci ry TIM sasany a!
5. xxx ( 26/05/2009 13:23)
dinika MANKALEO

dinika MANKALEO

dinika MANKALEO
6. halloween ( 26/05/2009 13:26)
dinika mahafinaritra

dinika mahafinaritra

dinika mahafinaritra
7. andrywui ( 26/05/2009 14:05)
Sa ve atao isaky ny 3 andro vao miteny eto aho !! sao de lagy ny sasany amlé isan'andro lazaina foana ny ambim-potoana ! ha ha ha !!


hany ry 08051972 ?? atao anzay ve ??
8. andrywui ( 26/05/2009 14:07)
ao ary fa tsy asiako teny amin'ny manaraka fa tonga d daty fotsiny no alefako eto !! ohatra oe tonga de : " -12jrs " defa kop laisany !! ha ha ha
9. xxx ( 26/05/2009 14:14)
efa tsy ho avotra intsony fa lasa miteny irery ato no tsy misy atao fa dia manisa andro no mba fotom-pivelomana :twisted: :!: :arrow: :?: :idea: :{ ^^ :evil: ;-) :-o :-P 8-)
10. andrywui ( 26/05/2009 14:26)
mety hitsahatra io daty io raha manaiky ry zalah tgv akama ato ka !
- na miaiky lery fa diso tokoa
11. cyril ( 26/05/2009 20:40)
Aiza elah ampinanako sokril é
de tonga de bokina de vola na ndray isana fa 9mois le fika
12. xxx ( 26/05/2009 20:42)
minana ndray andrywui klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078