AIZA NY DEPUTE ?

1. 08051972 ( 26/05/2009 12:04)
Tena lasa mitarazoka be ny krizy eto @firenentsika! Tsisy tombontsoa ho antsika Malagasy "CITOYEN" io! Raha marina fa tena tiatanindrazana isika mpitolona na TIM na GTT naTGV dia tsotra ny valin'io : Asaivo mamoaka didy ny Deputé f'izy ireo irery sisa no afaka manalefaka ny wowowowow isanakarazany ! N'iza n'iza firenenna eto ambonin'ny tany dia ny tsimaintsy mandalo eo @ izy ireo vao afaka mandany lalàna hifehy ny tany ! Sady tsy ho mpanongampanjakan'izy ireo no tsy ho ilégale ! Conclusion miverina amintsika ny fitokisan'ny mpamatsy vola satria TANY TANDALANA ISIKA!
TIAKO IMADAGASIKARA (l) (l) (l) (l)
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:30
2. ravalotgv ( 26/05/2009 12:23)
nga moa mbola misy depute zao heveriko fa nofohanan ny hat anie eee

fohanana ny ambassade
fohanana ny filohampirenena
fohanana ny depute
fohanana ny lehiben ny fokotany
fohanana ny hcc

maire sy hat sisa tafajanona

soa ihany fa tsy nofohanan i lery ny premier ministre raha tsy zany nopehan i ndefo tao lery hihihih

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. 08051972 ( 26/05/2009 12:33)
;-) ;-) ;-) ;-) Milay be ngé le midefoule temps en temps fa ilaina fetran'io! Tsy de hoe tsy ho tandalana mandrak'izay izany ! Izay no mampiavaka ny OLOMBELONA @ ALIKANY! Ny alika tsy mahay afatsy ny mivovo sy mihazakazaka eran'ny tanàna de rehefa vizaka de matory eo @ tany fa ny olombelona mahay mandinika hoe " hatreo ihany no faran'ny zaka! ;-) ;-) ;-)
4. andrywui ( 26/05/2009 12:36)
AIZA NY DEPUTE ?


aza mamoron-dresaka lalitra sy bolao eo toi fa tsisy senateur sy deputé tsony aloha izao !! mamahana a!
5. 08051972 ( 26/05/2009 12:51)
andrywui:

AIZA NY DEPUTE ?


aza mamoron-dresaka lalitra sy bolao eo toi fa tsisy senateur sy deputé tsony aloha izao !! mamahana a!



De gaga ve toi nahoana ny GTT no milahatra sy midradradra hoe AVERENO NY ARADALANA ? De tokony ho irery ary ve izy ireo @ zany tolona ataon'izy ireo izany? Sa mpanefoefo be daholo ny fianakamés'tony ane @tanàna? Nekaman'ntony @ zan efa tsy kôzintsony fa tena lebany be daôl! AMBARAO HO HAY !!!!!fa ny anay i DAGO mbola isan'ny firenena iray fara'izay mahantr indrindra eto ambonin'ny tany ka tsy HAIKO NY HANGINA SY HAMELA NY FIRENEKO HAMBANIAN'NY HAFA SATRIA TIAKO I MADAGASIKARA!
(l) (l) (l) (l)
6. andrywui ( 26/05/2009 12:59)
De gaga ve toi nahoana ny GTT no milahatra sy midradradra hoe AVERENO NY ARADALANA ? De tokony ho irery ary ve izy ireo @ zany tolona ataon'izy ireo izany? Sa mpanefoefo be daholo ny fianakamés'tony ane @tanàna? Nekaman'ntony @ zan efa tsy kôzintsony fa tena lebany be daôl! AMBARAO HO HAY !!!!!fa ny anay i DAGO mbola isan'ny firenena iray fara'izay mahantr indrindra eto ambonin'ny tany ka tsy HAIKO NY HANGINA SY HAMELA NY FIRENEKO HAMBANIAN'NY HAFA SATRIA TIAKO I MADAGASIKARA!


08051972 a ! toa tsy misy resaka deputé le kozinao eo !
miresaka deputé anie isika e ! ozy nareo oe aiza ny deputé fa mitarazoka be ny krizy ....patati, patata ! ka hoy aho oe tsy misy deputé sy senateur tsony zao fa nofoanana aloha fa sady mandany vola no be fanoherana eo fotsiny nefa tsy miasa !! ny ministres sy ny protocoles sy ny chef fokotany sy ny maires sy ny lehiben'ny Faritra de ampy !!
--ny lehiben'ny Faritra 22 aza zao asa na efa rava koa na mbola ao !!
7. 08051972 ( 26/05/2009 13:15)
Ka tsy tsy azontoi marina le tiko kôzina woe "ny aradalana ampiharina haingana mba hampandroso an'Dago! Deozi toi hoe mitady hamahana ny tenanay ! Tsia lès a! Mety efa tena voky be toi ka tsy mila fahanana tsony f'aleo zay kikôzy @ mbola ramaka ny tena ato hoe FAHAFAHANA sy FITIAVANTANIDRAZANA! Mety mampilay sy reven' sain-toi angamba le fanambaniana isankarazany ataon'n tena heo fotsy hoditra de ôtran'ny tena milam toi @ tolona nefa tadidion'toi fa ny firenen'toi de MADAGASCAR! Tsy ampzaoin'ny fotsy an toi zany ny fireneny !
8. andrywui ( 26/05/2009 14:18)
:cry: :cry: :cry: :cry: :wink: :wink: :wink: :wink: :? :? :-* :*
9. xxx ( 26/05/2009 20:30)
Nampinandry zalahy tato andrywui klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457