CHARLES daholo ny anaran'ny ankizy teraka partout
1. salopard
(
26/05/2009 11:49)
nadalo teny @ ravoahangy aho, befela, girard, androva (majunga) tambohobe (fianar), Amborogony (tulear), bord de la mer (tamatave), hopital rue justin bezara (Diego:
CHARLES daholo ny anaran'ny ankizy terak depuis 17 Mars 2009 :
raha vavy dia charlotte
raha kambana dia
charline sy charlotte
na charles sy Carl
tena vrai io an!
tsy ampy dôzy aloha e!
fa ny zanak'i Nooue hono toa : Charlot no anarany, ka marina ve sa...
ny zanak'i mirananiaina toa : Charlie
ny zanak'i YUka indray toa sareraka
tsy ampy dôzy e, sao misy any mirana sy noue, ary yuka a! .....
sniff...
tchouff....
CHARLES daholo ny anaran'ny ankizy terak depuis 17 Mars 2009 :
raha vavy dia charlotte
raha kambana dia
charline sy charlotte
na charles sy Carl
tena vrai io an!
tsy ampy dôzy aloha e!
fa ny zanak'i Nooue hono toa : Charlot no anarany, ka marina ve sa...
ny zanak'i mirananiaina toa : Charlie
ny zanak'i YUka indray toa sareraka
tsy ampy dôzy e, sao misy any mirana sy noue, ary yuka a! .....
sniff...
tchouff....
novalian'i Noue ny 26/05/2009 17:19
3. salopard
(
26/05/2009 11:59)
ifiona:
ny zanak'i salopard: charlatan...
milay leitsy ifiona a!
omeko tige i toi, na vovony fa mendrika e!
Carlton ny zanako ka!
izay fa alefako any @ toi le skunk e! na chocolat...
6. andrywui
(
26/05/2009 12:37)
fa ny zanak'i Nooue hono toa : Charlot no anarany, ka marina ve sa...
ny zanak'i mirananiaina toa : Charlie
ny zanak'i YUka indray toa sareraka
ha ha ha ha !!! aoka letsy salopard a!! ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. xxx
(
26/05/2009 12:38)
reeves:
BEURKHHH !!!! aza mba vorona azon`ny Charles iany !
Tsy efa i Charles izao no azon'ny vorona sa ? :-D :-D :-D
9. xxx
(
26/05/2009 12:43)
ha ha ha ha !!! aoka letsy salopard a!! ha ha ha
Nen'i andrywui ndray le any antanan'lery t@ le sipa kôk's be iny toa Charlante
Tsy efa i Charles izao no azon'ny vorona sa ?
I andrywui no lasam-borona lava @ty fanisana anro ity fa i charles azom-bala tany ambato. :-D :-D
10. andrywui
(
26/05/2009 13:04)
Ny TIM azon'ny Charles aloha no efa matetika e ! voavetavetany tsara mihitsy ry lerony!!
ha ha ha ha !!!
ha ha ha ha !!!
11. salopard
(
26/05/2009 13:33)
ary mety ve lety ny hoe :
charlopard ?
mety leitsy ka!
Fa leiry, le tena charles, toa efa niova anarana CHARLEMAGNE (sarla maina) anisan'ny mpanamaina miaraka manko zahay mi-tsam...
sniff...
fa ny sipa koa toa tena be no tara @ charlemagne eto @ tanana a!
sa ahoana ry yuka??? sy noue????
tchouff,, sniff... humm....sniff...
tsy ampy aloha e, fa toa samy tsy tazana koa le -Fijo sy YUKA???
sao any @ hopitaly, raha vao tsy heno manko dia hopitaly izay
12. Noue
(
26/05/2009 17:19)
i charles no any @ hopital fa nga hono tsy novangianao tany lery ??? :-D :-D :-D :-D :-D
