Resa-pianakaviana nandavo firenena

1. saranga ( 26/05/2009 07:57)
Ity ilay fanontaniana : fa naninona raha nosamborina i Andry TGV raha vao nanomboka io fanonganam-panjakana nataony io ? Jereo ange ny fomba nisamboran'ny miaramila an'i Manandafy, dia naninona no tsy sahy nisambotra an'i Andry TGV ingahy Ravalomanana ? Sanatria ho resa-pianakaviana ve no nandetehana ny firenena ? Ireo olona akaiky an'i Ravalo dia nanontaniana daholo fa tsy nisy nahavaly na iray aza
2. xxx ( 26/05/2009 08:00)
hum ... Nararaotin'ny "misy saina sy fetsy" io resa-pianakaviana no tena marina .
3. eprom ( 26/05/2009 09:23)
valiny:
1-satria ny frantsay dia efa nampitandrina andravalomanana tsy hisambotra. Ny ministra frantsay mihintsy no niantso antelefaonina.
2-Atao ahoana no fisambotra olona any anaty ambasady frantsay?
3-Nisy olona sivily nilanja basy nanodidina an'i Andry, nisy article navoakan'i Le Monde izay tamin'ireny nitantara fa mpiambina be dia be milanja basy no hitan'ny mpanao gazetindry zareo raha nankeny Ivandry.
4. 08051972 ( 26/05/2009 12:21)
AIZA NY DEPUTE N'I MADAGSIKARA ? :?: :?: :?:
5. Mirananirina ( 28/05/2009 11:41)
marina daholo izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3732