MAHALEO
1. 08051972
(
25/05/2009 17:36)
Handalo any Marseille i MAHALEO sao de tara nareo!!!!Jeroeo any @ sobika.com any!!!!
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:57
2. ndaty
(
25/05/2009 17:56)
aoka kely @ izay
dia io foana no averimberina, dridran'ingilo, boîte à lait, méme rengain
leo , tofoka , empaka, amoke

3. mirana5
(
26/05/2009 06:27)
HÖ!!!!!!! ZAHAY ANDEHA ANY @ FETIN NY ZANATANY ANY NARBONNE E! EFA FANTATRAREO TSARA EFA AN TAONANY MARO , FA NY "ZANATANY" ANY NARBONNE NY RV NY PENTECOTE KOA MANINONA NO NATAO MIARAKA AMIN NY FANDALOVAN I MAHALEO??????????????
MBA LANJALANJAO IHANY NY RV FETY REHEFA MI ORGANISER NAREO E
MBA ATAOVY LESONA AMIN NY MANARAKA O!
ZAHAY TSY AFAKA ZARAINAY ROA NY TENANAY, SARY RODOMBE TSY RATER-NAY ISAN-TAONA O!!!!
VELOMA ANY HO ANY OOO!!!!! :-* :-* :-* :-* :-*

4. 08051972
(
26/05/2009 12:16)
ndaty:
aoka kely @ izay
dia io foana no averimberina, dridran'ingilo, boîte à lait, méme rengain
leo , tofoka , empaka, amoke
F'inona no tena boatindronono sy dridrangilo ry ndaty a? i Mahaleo ve sa ny fety Gasy ? Fialamboly mantsy no antony anaovana ny lanonana fa raha leo sy tofoka empak'enao de mipetrà anen-tranonareo fa tsisy ol hakanao any e!
5. 08051972
(
26/05/2009 12:18)
mirana5:
HÖ!!!!!!! ZAHAY ANDEHA ANY @ FETIN NY ZANATANY ANY NARBONNE E! EFA FANTATRAREO TSARA EFA AN TAONANY MARO , FA NY "ZANATANY" ANY NARBONNE NY RV NY PENTECOTE KOA MANINONA NO NATAO MIARAKA AMIN NY FANDALOVAN I MAHALEO??????????????
MBA LANJALANJAO IHANY NY RV FETY REHEFA MI ORGANISER NAREO E
MBA ATAOVY LESONA AMIN NY MANARAKA O!
ZAHAY TSY AFAKA ZARAINAY ROA NY TENANAY, SARY RODOMBE TSY RATER-NAY ISAN-TAONA O!!!!
VELOMA ANY HO ANY OOO!!!!! :-* :-* :-* :-* :-*
:oops: :oops: :oops: An an zà tsy nahalala an'izany :oops: :oops: :oops:
De iza zany no namako hijery an'i MAHALEO?
6. sylvain
(
28/05/2009 22:14)
http://dailymotion.virgilio.it/video/x9ek5i_spot-mahaleo-a-la-cigale_music?from=rss
tongava maro fa zay leo aleo leo any fa mbola hafa ihany ny revy mahaleo!!