Raha milatsaka ho fidiana i Ra8 , mety sur fa ho lany indray
1. xxx
(
25/05/2009 07:25)
Lany indray izy na misy na tsy hisy 2e tour , satria fetsy izy fa afangarony @ fivavahana , donc tsy iadian- kevitra ny ahalany azy méme au 1er tour !
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:46
5. ravalotgv
(
25/05/2009 09:21)
mety ho lany nedala fa tsy eto madagsikara fa any swaziland
sniff
tcroufff
ary i tgv any frantsa no mety ho lany filoha
i hery sy andrywui no mety ho lany filoha
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcroufff
ary i tgv any frantsa no mety ho lany filoha
i hery sy andrywui no mety ho lany filoha
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
6. halloween
(
25/05/2009 13:38)
satria fetsy izy fa afangarony @ fivavahana ,
Aza manao an'izany kosa ry xxx2. Sûr izy fa lany eny Tsiafahy.
betsaka ny fahotana mahafaty nataony teto M/car ka sur fa tsy hiverina eto zany tsony izy fa resaka be fotsiny io ! io izy efa mandà anlé fifampidinihana fa mila vaniny io no fiatombohan'ny fialany pitsika io !! raha hiditra eto izy d bizna angah !! be loatra ny vola nahodiny sy ny olona matiny teto !!
7. xxx
(
25/05/2009 22:46)
Ny fahotana mahafaty vitan'i R8 hatrizay de vitan'i Andry en 2mois :-D :-D :-D
