iza ary no tonga aloha ??
1. bazylou
(
24/05/2009 18:15)
Iza amin'ireto no ho tonga aloha Ra8 sa ny volan'ny cnaps fa toa dradradraina foana nefa toa resabe no betsaka.
:roll: :roll:
:roll: :roll:
novalian'i xxx ny 25/05/2009 01:41
2. xxx
(
24/05/2009 18:22)
hahaha henoy anie ny bitsibitsik izy roalahy ils semoquent de bazylou
ary ny gasy rehetra

tsy mahazo toerana ela ry bazyl fa marenina aaa omeo ny volan ny cnapss
ary ny gasy rehetra

tsy mahazo toerana ela ry bazyl fa marenina aaa omeo ny volan ny cnapss
3. xxx
(
24/05/2009 18:38)
haingana asaivo mihohoka eo anatrehako daholo ny gasy manomboka anio hono
ialahy no voalohany ry bazylou dia manaraka i hery sy andrywui

^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
minoa fotsiny ihany ndray hoy i ndefo sy tgv
ialahy no voalohany ry bazylou dia manaraka i hery sy andrywui

^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
minoa fotsiny ihany ndray hoy i ndefo sy tgv
4. xxx
(
24/05/2009 22:34)
xxx :-D :-D :-D :-D
zany refa mpanompy sampy!!!
haingana asaivo mihohoka eo anatrehako daholo ny gasy manomboka anio hono
ialahy no voalohany ry bazylou dia manaraka i andrywui
zany refa mpanompy sampy!!!
