wanted mort ou vif ireo mpamitaka sy mpandainga

1. xxx ( 24/05/2009 16:43)
mpamono vahoaka
mpamitaka
ianreo rehetra eto koa no efa voafitak ireto ary mbola ho fitahin ireto









novalian'i xxx ny 24/05/2009 23:31
2. xxx ( 24/05/2009 18:18)
ireto koa no tena mpamitaka sy mpamono vahoaka fa ary mpampiady eto @ madagasikara



3. andrywui ( 24/05/2009 19:13)
le telo ambany tsy izy fa le roa ambony ze hifanosehanareo ao !! faharoa zahay vao teo no nitondra ka tsy mbola azo tsaraina aloha !!!
4. 08051972 ( 24/05/2009 20:31)
andrywui:

le telo ambany tsy izy fa le roa ambony ze hifanosehanareo ao !! faharoa zahay vao teo no nitondra ka tsy mbola azo tsaraina aloha !!!



Soa ihany ary izany fa vaohaingana fa rà ôtran'ilay 1er hoe 25ans ngamba de asa? Mety efa maty ripaka daôlo ny Malagasy sady efa tapitra namidy aby ny taolambalon'ireo razana ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. benkintana ( 24/05/2009 22:53)
AMPIRITAKO HATRANY AN-GABON2 ZAY MANAO FOLAITRA EO!!! :twisted: :twisted: :twisted:
6. xxx ( 24/05/2009 22:55)
Le telo ambany reo mintsy no no de karakarao ao razokiny be
7. xxx ( 24/05/2009 23:31)
Ary aiza i Tsiranana zandriny é ? Avohay ,Avohay tao ho aho fa raha tsy izany , miala tsiny @ nareo aho a ,AVOHAY ,AVOHAY HOY AHO !!!! :o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0504