Inona indray ity: fotoana eo @'ny Savonnerie Tropicale

1. diloo ( 24/05/2009 01:09)
Misy maorisa tsy mazava nampitaina ity hoe:Fotoana @'ny 10 ora maraina ny alarobia 27-05-09 eo @'ny Savonnerie Tropicale.
Sao dia mba tsy mety kosa e!
:x :!: :?:
novalian'i diloo ny 27/05/2009 00:41
2. xxx ( 24/05/2009 01:19)
Ahoana tsara fa misy tsy mazava koa ny fipetrak'ilay dinika :idea:
3. diloo ( 24/05/2009 07:09)
Mikasika an'ilay ultimatum pour la liberation de Manadafy et consorts ilay maorisa.Miala tsiny fa tsy d'accord @'io fuite io fa na dia hoe manao herisetra aza i Ramaroson, ny Savonnerie Tropicale kosa anie mba savony tena vita malagasy fa tsy savon de marseille akory. Koa miangavy an' ireo izay mikasa anao io hetsika io tsy andeha lavitra fa mahery vaika anie ingahy Ramaroson sy ny manodidina azy e.
Asakasakareo fa entina adidy ny namoaka io fuite io.
:cry: :!: :?:
4. Mirananirina ( 24/05/2009 08:27)
Ka manao fotoana daholo izay te hihaona ary e,ka inona no azo atao.
5. xxx ( 24/05/2009 09:52)
ka i tiko kosa produit tsy vita gasy fa vitandra8
hahaha
6. essera ( 25/05/2009 05:51)
Manao fotoana izany andeh eo am magro mba hanamaro isa e :lol: :lol:
7. xxx ( 25/05/2009 11:11)
de hifamaly faty eo zany nareo koa,

TGV efa fantatro ny adalany rah nandoro ny Magro sy ny tariny fa ...
gaga anreo aho ry TIM, nataoko ho manam-pahendrena ty nareo, indrisy,



8. tatsimo ( 26/05/2009 16:34)
Nao koa ra-diloo, ra-nivolanao iny niova lehaniky. Misy olo infiltré anivon'i mpanano savony. Ka ingahy io anano le morse. Tsy mila olo maro fa rehefa roso izahay dia roso.
ia io tsy mety nabaranao amin'ny olo aby le safa iny. tsy ambara aminao sasy la suite izahay. advienne que pourra lia e. :x :roll:
9. diloo ( 27/05/2009 00:41)
Avelao ny olona manao sit in dans la non violence ao magro fa aza mitarika ny ondry any an-davaka toa an-dry dolin.
Raha te hanamboatra an'i Ramaroson toa nanaovanareo an'i Rasarla teo, dia responsabilité anareo io ry Tatsimo fa aza taritina
amin'ny afobe ny vahoaka hendry. Aza mamaly ny ratsy amin'ny ratsy. :( :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073