miala any ny saosy kanadianina

1. bazylou ( 22/05/2009 07:31)
http://www.bilaterals.org/article.php3?id_article=11991

:-D :-D
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:14
2. xxx ( 22/05/2009 08:54)
aza mampiresaka lesy rabazylou an ,efa tsy misy saosy ny hat dia mangina aloha fa tsy misoleleka etsy sy eroa ,f'angaha mbola tsy tonga ihany PPN avy any arabie saoudite eh efa mois izay
3. ravalotgv ( 22/05/2009 09:05)
tsss nen dra bazy koa neveriko fa sosy milay kay vinanin apombo tsy miainga akory

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. tovolahy007 ( 22/05/2009 12:34)
Nga lasa mila fanampiana avy any ivelany ndray ry Bazi LO ???? Aiza le hoe "Madagasikara mahavita tena ka tsy misy raharahina izay fanampiana avy any ivelany"???

Bazi LO> Enao io mitsy no miseho be vava fa tsy ilaina izany fanampiana avy any ivelany zany nefa dia gaga aho fa toa faly ery enao momba io resaka Canada io. hahahahaha

Ho aiza eo @ CI eo eeeeeee
5. 08051972 ( 22/05/2009 12:54)
Slt! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Efa mba misy marimaritra iraisana zany eo @ lafiny ar-pôlitika rà dinihina! Efa mba samy manaiky ny andaniny sy ny ankilany fa tsy hahavita tena irery ny firenena iray fa mila fanampian'ny hafa ! Efa dingana iray lehibe aloha izay fa ny manaraka izao dia ny hoe : Hahandry @ herintaona tsisy mpitondra sy tsy hofantatry ny firenen-drehetra eran-tany ve Madagscar? De inona ary no hevitra ? :idea: :idea: :idea: :idea:
6. tovolahy007 ( 22/05/2009 13:30)
Ny blem anie ra 080519..... de izao e. Miseho azy ho milay loatra le TGV hany ka lasa manaotao foana. Efa mba torona hevitra fa tssss ny azy ihany no lazainy fa mety. Tsy atao mahagaga mo io. Hany ka afa no lazainy nefa zavata afa no ataony ny tanany. Ary io no lesoka eo @ io HAT io. Enao mangidihidy otrorina indray no miseho milay sy be vava hoe tsy ilainay ko zay fanampiana any fa tazony any ny anareo. Efa naverimberiko teto imbetsaka ny hoe: NA IZA NA IZA NO HO FILOHA EO, ILAINA FOANA NY FANAMPIANA AVY ANY IVELANY. LOZA BE HO AN'NY MADAGASIKARA IZANY HOE TSY AHAZO FANAMPIANA IZANY. Hisy iteny izao ao hoe, io fiankinan-doha @ hafa io ihany no mahavoa ny Gasy. Dia hoy aho hoe, tsy misy maharatsy ny fanampiana avy any ivelany fa anjaran'ny Gasy kosa avy eo refa mahazo any le fanampiana no miasa, mamorona zavatra tsara. Dia @ zay tonga ilay fiteny hoe: RONONO TONDRAHAN-TANTELY. Tadidio fa na ny firenena lazaina fa matanjaka ara ekonomika aza mbola mitrosa vola @ firenena afa ka dia izay Madagasikara ve??
7. 08051972 ( 22/05/2009 14:46)
tovolahy007:

:idea: :idea: :idea: Dia inona no tokony hatao mba handresena lahatr'azy ireo hanaiky ?
8. xxx ( 22/05/2009 15:02)
la huite canadianina ve izany saosy izany sa ahoana e ^^ ^^ ^^
9. tovolahy007 ( 22/05/2009 15:31)
Araky ny efa nolazaiko, efa betsaka ny hevitra nandeha ary mbola mandeha @ zao. Asakasik'izy eo @ io seza io sisa no misafidy. Ny manahirana dia raha vao mba miteny ny hevitrao enao ka mahavoakitika ilay tombotsoan'ny HAT dia tonga dia miala any ny RAMATAHORA. TSY NY TOMBOTSOAN'NY VAHOAKA MALAGASY INTSONY @ ZAO NO JERENA FA NY ANDRY ZALAHY NAHAZO SEZA. DIA EO KO MO NY VERY SEZA MANAO IZAY HO AFANY KOA. Ny iafarany dia ilay vahoaka madinika tsy mahalala izay havia sy havanana @ zay adilahy politika no mijinja ny vokany.

Dia hoy aho hoe, indroa mahita ny maizina ilay Madagasikarako satria tsy io krizy politika io ihany no loza @ zao fa eo dia eo ko ny KRIZY EKONOMIKA MANERANTANY.

ASA NA HO ZAKAN'NY ILAY SAMBO MIENDRIKA TONGOTRA HAVIA IREO ZAVATRA 2 IREO.
10. xxx ( 22/05/2009 16:19)
ary tena mampalahelo mihintsy ny fisainan i bazylo heverinao fa hanome vola ho anao maimaimpoana amizao ireo olona ireo
raha mbola misy ny olona tsy mifanaraka eo amin ny hat sy ny tim dia kely dia kely no ampidirin izy ireo fa tsy misy dikany ary rehefa avy eo inareo milaza fa hoe aleo kely toy izay tsy misy dia mbola taraiky eto foana i madagasikara

Sao ianareo mihevitra fa ahavita hanova zavatra betsaka i tgv. I ra8 aza tsy nahavita nanova betsaka fa ny tsy vitan ny teo aloha no nataony
11. andrywui ( 22/05/2009 18:03)
efa io ny porofo entin'i bazylou aminle jereo eto io ka mbol innnn ndray ee!! mila voatsiary mitsy reteo Tim reto ka !! mitady porofo innnn ndray !! sa mila vaniny !
12. andrywui ( 22/05/2009 18:06)
Efa ho avy zany ny volampanjakana ka na tsy averinareo Tim sy ravalo tsony aza ny vola nangalarina tao am bank sy ny namany tao de ho tafavoaka ihany ny fanjakana !!! veloma lava zany ny eritreritry ra-hery amle kozy voretra be ry fa atafita ny HAT e !!!!
13. xxx ( 22/05/2009 19:08)
Ka mafy ny deal ry Andrywui a! ampio kely ny tary aty antanana fa tena mafaitra ny mianjady ry akama a ,dé nareo zay any ivelany az tsy azo iateherana dé aona no mba ho avin' ny firenena @ zao lé , sa nareo efa voky varimbaza any dé ts té ahalala ny fianakams tsony ?
14. fijo ( 22/05/2009 20:14)
have agreed to begin negotiations "ny dikan'io ngaha ry bazy dia hoe efa ao le saosy ????mahay teny ngilisy koa anie nareo izany rabazy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0789