NANDOHALIKA NAHITA TAINDRAMEVA I PENGUINVENDRANA

1. namanabe ( 21/05/2009 22:31)
MAMOFONA PENGUINVENDRANA LOATRA ETO DIA ALEON NY TGVSAMBATRA MIHATAKA KELY ALOHA

NO SADY NY TGV MISY ATAO DAHOLO FA TSY RMI TOA AN NY PENGUINVENDRANA TSY AMPY FIALAMBOLY
novalian'i xxx ny 22/05/2009 21:05
2. namanabe ( 21/05/2009 22:36)
MISEHO BE TAIMBAVA ETO IO NEFA AMIN NY FIAINANA ANDAVANADRO TSY MISY APOAKA
LE VENDRANA ITY NO EFA TSY MISY ATAO FA MIONDANA SERASERA ETO WA WA WA WA KA MISEHO MILAY NEFA TANAVOBE NIAKATR I MERINA
3. xxx ( 21/05/2009 23:03)
Manalabaraka ny tgv ve mintsy ty andrywui ty zany saina , :idea:
4. essera ( 22/05/2009 04:46)
Penguin kosa ry zalah mahafinaritra fa mijoro lalandava amin'ny heviny fa ny olana kely fotsiny d efa tsy miainga firy intsony ny mpiara-mitolona amin'ny fa ao amin'ny faritanin'i Magro ao Akorondrano ao sisa no mi- :-@ be.
=))
5. essera ( 22/05/2009 04:46)
Penguin kosa ry zalah mahafinaritra fa mijoro lalandava amin'ny heviny fa ny olana kely fotsiny d efa tsy miainga firy intsony ny mpiara-mitolona amin'ny fa ao amin'ny faritanin'i Magro ao Akorondrano ao sisa no mi- :-@ be.
=))
6. xxx ( 22/05/2009 21:05)
Hoy essera


Penguin kosa ry zalah mahafinaritra fa mijoro lalandava amin'ny heviny fa i andrywui sy oay ary patrick2002 zany de vedrap mintsy


Penguin tsy misandoka ps hotran'i tgvendrana,tsy mila manao tambabe na manopa hotran'ny tgvendrana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0446