senegaly

1. fijo ( 21/05/2009 20:45)
naheno vaovao aho ,fa toa tsy noraisin'ny filoha senegalais i andry???marina ve io???
amiko mantsy ,tsy itako izay antony ts ynandraisana azy.tsy aminn'y maha"filoha" azy no andehanany any ,fa aminn'y maha andry azy.toa ny tany amin'i kadafy ihany
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:38
2. ndaty ( 21/05/2009 20:49)
rien à foutre des senegalais et libyens, et koi encore....

lafa tsy ny UE sy ny EU no tsy d'accord, dia zero, tsy tafa...

mugabe et bechir (soudan) partout voaray, fa rehefa tsy UE sy ny UE dia zero koahy,
3. fijo ( 21/05/2009 20:51)
"rien à foutre"fa ny filohanareo lasa mitady ravina avaratra any anie izao e.
4. xxx ( 21/05/2009 20:52)
Refa rien à foutre elah de ndàna matory any fa tsy eto elah be konetaka eo
5. fijo ( 21/05/2009 20:56)
aminn'y politika ry ndaty tsy misy an'izany rien à foutre izany.io no nahavery an'i levalo.ka tandremo ny fomba fiteny
6. xxx ( 21/05/2009 20:58)
Zany no atao hoe lohana ndaty marina vao resaka fotsiny eto de efa mikorapaka
7. fijo ( 21/05/2009 21:04)
tsy aleonareo ve ry ndaty lahiniriko no atosika,toa izay ity monja ity???io tena tsy misy fika eo.
8. xxx ( 21/05/2009 21:07)
Aiza elah teo ry ndaty a, nataon'i xxx ndàna mamonjy fandriana le iny de lasa tokoa ,elah koa toa tsy mahatanty forum klé :-D :-D :-D
9. fijo ( 21/05/2009 21:10)
hihihhi mbola nipipi kely izy vao hatory ka
10. xxx ( 21/05/2009 21:12)
[size=28px]rappel
- 0% tamin'ny fifidianana filohan'ny République 2006
- praiministry ny fanonganam-panjakana tamin'ny 2009
[/size]
11. fijo ( 21/05/2009 21:13)
hihihihih aoka letsy fa menatra izy an
12. ndaty ( 21/05/2009 21:15)
tsy aleonareo ve ry ndaty lahiniriko no atosika,toa izay ity monja ity???io tena tsy misy fika eo.


fa akory no tsy maintsy ho monja na lahiniriko, tsy vote ethnik ty ahy

ny ahy izao, par ordre de preference na rajemison, na zafy, na sylla,

mavandy avao nareo
13. xxx ( 21/05/2009 21:16)
Ahoana zany ,hifanongana foana zany ve no tianao ry xxx9
14. fijo ( 21/05/2009 21:22)
raha rajemison,dia miray isika roalahy ry ndaty.fa rah ary silla suy zafy izany efa reraka ireo tsy tafavoaka izany.i lahiniriko koa mety holasa rah amahay mipirina kely aloha izao
15. ndaty ( 21/05/2009 21:28)
raha rajemison,dia miray isika roalahy ry ndaty.fa rah ary silla suy zafy izany efa reraka ireo tsy tafavoaka izany.i lahiniriko koa mety holasa rah amahay mipirina kely aloha izao

hitanano mety d'accord ihany isika

fa le TIM manana bon element toa an-drajemison, saingy de dada dada foana, ho lany andro no hiafarany,

tena revenay avy aty toliara rajemison,
satria olo mahay miresake aminay,

izy no niteny reconciliation nationale après an'ny zafy (nefa mbo natanjake be ny TIM tamin'izany, 2005-2006)



16. fijo ( 21/05/2009 21:31)
L'Union européenne donne 120 jours à la HAT


« La raison de notre réunion repose sur les articles 8 , 9 et 96 des accords de Cotonou, entre les pays signataires de l'ACP ». Propos tenus par Petr Kopriva, représentant permanent de la république tchèque auprès de l'Union Européenne, lors d'une conférence de presse qui s'est tenue au siège de cette institution, avant-hier, à Ankorondrano. Et d'enchaîner que les accords de Cotonou doivent étre suivis par tous les signataires, accords qui en leur article 9 énoncent les 4 principes suivants, processus démocratique, droits de l'homme, bonne gouvernance et Etat de droit. A cet effet, l'UE avance un programme qui aura lieu dans 30 jours, ainsi que la tenue d'une première réunion dans les 120 jours, pour voir si cela marche. Autrement dit, l'UE donne 120 jours à la HAT, pour la sortie de crise.
Résultats. Selon toujours ce représentant permanent de la république tchèque, ces 4 principes ont été sévèrement violés, suite, a-t-il dit, à la prise du pouvoir du 17 mars. Par ailleurs, l'UE estime que durant ces 4 mois, des résultats palpables devraient sortir. Dans le cas contraire, l'Union Européenne va prendre les mesures qui s'imposent. Un ton ferme de la part de cette communauté. Le représentant a tenu par ailleurs à préciser que le dialogue politique organisé mercredi dernier n'était pas une reconnaissance de la HAT mais juste une réunion régulière. Toujours à propos de la sortie de crise, ce chef de délégation souhaite la participation de tous les acteurs , dont Marc Ravalomanana.
Charte consensuelle. Pour sa part le chef de délégation de la commission européenne, Jean-Claude Boidin de signaler que « l'élaboration de la charte consensuelle est importante. Et que les négociations progressent le plus vite possible ». Quant aux élections, l'UE va participer à leur organisation et se dit préte à envoyer des observateurs. Elle apportera également son concours pour la confection des cartes et des listes électorales.

aiiiiiiiiiiii maty aho bazy kely sy wiwi ary oay sy essera
17. xxx ( 21/05/2009 21:32)
Ka elah elah tonga de rien à foutre ,ary valio @ zay le kozy tetsy ambony raha mahay elah fa tsy mamadi-dresaka eo elah ry ndaty
18. fijo ( 21/05/2009 21:33)
i ravalo anie averina hampilamina fotsiny e.fa rehefa avy eo olon ahafa no tokony ho eo
19. xxx ( 21/05/2009 21:42)
ka io tsy maintsy miafara @ fifidianana ka aleo ny olona no hitsara sy hifidy zay tiany,ary tsy asiana hoe ry tsy mahazo mirotsaka na iry mahazo fa aleo ny vahoaka no tompony teny farany!
20. ndaty ( 21/05/2009 21:49)
ary tsy asiana hoe ry tsy mahazo mirotsaka na iry mahazo fa aleo ny vahoaka no tompony teny farany!

ravalo nanankana an'i Pierrot tsy hirotsaka, donc tsy mahazo mirotsaka, c'est terre à terre c'est simple, c'est juste un retour de chose

handeha hiroro @ izay letsy fa miandry ny vadiko sy ny kidoroko a!
à demain manohy e!
soavà tory koahy XXX

vas-y rajemison et rakotovahiny é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1321