tavela eee!
1. bazylou
(
21/05/2009 18:14)
Na dia ireo milaza azy ho mpiara-dia aminy aza toa tsy nihaino ny fanamabarany anataony akory fa nanohy ny fivoriana niaraka t@ Groupe de Contact.
Les négociations placées sous l’égide du groupe de contact international se sont poursuivies ce jeudi. Les participants annoncent la validation prochaine d’une "charte de la transition". orange.mg
:-D :-D :-D

novalian'i xxx ny 22/05/2009 05:42
2. Rajakoo
(
21/05/2009 18:16)
Tsy rarahinay zany !!! Aiza ny karamanay raha tsy izany enao Andry directe tsiafahy koa :twisted: :twisted:
4. xxx
(
21/05/2009 18:26)
fa hadinon'i bazylou ity
"La MCC regrette de devoir mettre fin à toutes ses opérations à Madagascar suite au changement de gouvernement de manière non démocratique", a déclaré Rodney Bent, PDG de la MCC.
mahagaga ihany zany e ! miala daholo ny investisseurs satria tsy misy firenena manaiky ny coup d'état nefa dia misy sahy mamely tsaho hoe OK daholo hono

5. xxx
(
21/05/2009 18:36)
Le ndaty roindefo iny koa ry capsat ambeno tsara fa tady be vinany ,manararaotra ny tsy maha eo an'i Andry tady hanao coup d'état ao koa iny klé :-D :-D :-D
Efa fomban-dry zalahy ao mantsy io
Efa fomban-dry zalahy ao mantsy io
6. fijo
(
21/05/2009 20:06)
nanambara ko any solontenan'ny tandrefan afa tsy midika fankatoavan any HAT ny fisian'io fihaonana io,ary santatra ambavarano ihany io fa tsy fakan afanapahankevitra akory.mahaiza mamaky rabazy ô
7. xxx
(
22/05/2009 05:42)
efa tsy mahagaga tsony ny pro tim rehetra @ zao tsy hita tsony zay ho lazaina satria efa ho kely sisa dia hi -reconnaitre ny international dia mampiady fotsiny sisa atao , aza mba diso mpiondana loatra aloha e, tena tsy hay tsony ny manavaka ny mainty sy fotsy :lol: