26 06 09
1. bazylou
(
20/05/2009 23:16)
Ity no hitranga,
Ny hitako aloha dia ny fitondrana tetezamita dia hampiseho ny heriny, izany hoe hivoaka daholo ny fitaovam-piadiana mahery vaika indrindra sy tena vaoavao indrindra satria hanao ramatahora amin'ireo izay mbola tsy tapa-kevitra ny hanaraka azy izy,
Ny eo amin'ny kianja 13 mai dia saina Oranges miaraka amin'ny décoration saina gasy.
Ny eny ambohijatovo dia efa telo adro mialoha dia tsy azo anaovana fihetsiketsehana politika satria efa misy eo ny kilalao hampifalifaliana ny akizy madinika.
Ny eny mahamasina kosa dia ho tomefy olona satria tsy lany olona orange antananarivo.
ny mpomban'le8 hanao defile ao amin'ny magro!!!
orange izao no maharesy aloha e!!
vive tgv !!! :-D :-D

novalian'i endrika01 ny 23/05/2009 04:37
5. hery
(
21/05/2009 05:39)
Fantatr'i bzylou ve hoe oviana no mitontona ilay resaka hoe 3 volana? :-p
Dia coincidence ve? :-p
Dia coincidence ve? :-p
6. xxx
(
21/05/2009 06:34)
hery:
Fantatr'i bzylou ve hoe oviana no mitontona ilay resaka hoe 3 volana?
Dia coincidence ve?
tian'i Andriwui be io resaka io,
haingana wiwi a, valio io resaka io
7. endrika01
(
21/05/2009 06:53)
Zany androny 26 Jona zany,tsy tonotonona fahatany.Manana ny Hasiny lehibe eo aminy Malagasy iray rà,tsy misy havakavaka.Ka raha aminio vaninandro io no hisy ny fanavakavahana sy haingokaingo hafa loko noho ny sainam-pirenena haratiraty etsy sy eroa,de aleo tsy hankalazaina ny 26 Jona,tsisy matso,fa samia mivavaka any am-piangonana sy manao fety isa-tokan-trano,atao andro maty satria voazimbazimba lay Nosy.Refa mihiratra tsara ny masony ambanilanitra ka tonga ao lay fo mitempo hoany tanindrazana dia samia manangana saina fotsy aby,de mifandray tanana! :D
8. xxx
(
21/05/2009 07:20)
Raha tsy manan- tsafidy ianao ka tianao ny tanindrazanao dia ity hira ity ventsoina amin' io vanim- potoana io mba hanajanao ilay Nosy maminao .
Ho anao ry Gasikarako Tanindrazako ka mamiko, io no Tanindrazantsika , efa lovantsika ary tsy hamidintsika ary tsy hatakalontsika
Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara soa.
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao ho anao doria tokoa.
Refrain
Tahionao ry Zanahary
'Ty Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He sambatra tokoa izahay.
Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay
'zay sarobidy sy mendrika tokoa.
Refrain
Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hitahiana anao,
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.

9. andrywui
(
21/05/2009 07:28)
hoy endrika
Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara soa.
misaotra endrika a!!
ra-hery efa dila be io 26 juin ramosé fa ny 07 juin isika no mifanazava eto ka mangataka anao aho mba tsy hiainoaino eny ivelany fa midira aminio andro io !!!
11. Mirananirina
(
21/05/2009 09:27)
dia saina Oranges
Tena efa tsy rariny intsony,fa azy ireo ve i Madagascar????????????????????? :x
Ny anay ,maintso ,fotsy ,mena ihany no sainampirenena.
Mbolatsy nahita hoatra an'izany aho marina teto ambonin'ny tany
12. andrywui
(
21/05/2009 09:41)
orange + maitso fotsy mena kà !!! tonga de feno ny fampandrosoana !! ha ha ha ha
13. xxx
(
21/05/2009 13:21)
ny mifanohitra @ zany ve tsy ho mahagaga raha ny orange harovana capsat ndray no ho vitsy,
fa ny mpanohana ny ara-dalàna koa tsy azo atao tsinotsinona
fa ny mpanohana ny ara-dalàna koa tsy azo atao tsinotsinona