Conseillère vaovao ny ambasadaoro voaroaka

1. xxx ( 20/05/2009 09:18)
Rinah Rakotomanga a été explusée de l’Ambassade de Madagascar à Paris.

La France et les instances internationales ont qualifié de gouvernement issu d’un coup d’État. Elle a alors dû quitter les lieux.

Plus tard, à la fermeture des bureaux, elle est revenue avec une demi-douzaine de gros bras, qui se proclamait membre du CRN de Zafy Albert. Aucun incident n’a été constaté, la France est un état de droit.

Fa ahoana ihany e ? Dia tena tsy hahatsapa tena mihitsy ve hoe tsy izy io e ?
Dia mbola manala baraka tena ndray nitondra besandry, mahamenatr olona ilay hoe mitondra be sandry. Efa 21èm siècle nge tsika fa tsy Moyen âge intsony ka ny instinct no atao hibaiko ka fampiasankery no atao mahazatra e!
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:00
2. xxx ( 20/05/2009 09:21)
:-D :-D :-D :-D Maty aho Rinah keliko, ndao hanao visite musée na hamonjy soirée gasy fa zany zao mety hanala hamoamo andry :-D :-D :-D
3. xxx ( 20/05/2009 09:35)
aleo soloina an'i Noue fa izy aza efa mba maty manao afisy eto foana tsy mahazo toerana mitsy nade mba menazy aza
4. andrywui ( 20/05/2009 09:35)
ha ha ha ha !! mahamay ndray noue ato :*
5. xxx ( 20/05/2009 09:43)
xxx:

aleo soloina an'i Noue fa izy aza efa mba maty manao afisy eto foana tsy mahazo toerana mitsy nade mba menazy aza



Raha liana amin izany tokoa i Noue, misy toerana malalaka ao Montparnasse ao (resaka zenam) raha mahasoa andry. Lasa nody le akama tao mantsy fa nahazo seza @ tetezamita. Fa le izy @ sexshop an, sao de saro kenatra Noue.
6. halloween ( 20/05/2009 09:56)
. Fa le izy @ sexshop an, sao de saro kenatra Noue.


asio zany noue a , sady voky ndry no afaka adidy
7. reeves ( 20/05/2009 12:38)
Tss , tena mampiomehy mihitsy sady mahamenatra ! Amin`zay indray dia hoe nitondra be sandry avy eo ! Aty amintsika anie leiretsy ny olona tanam-polo , ny lahiantitra , ny vehivavy tsy afaka manohitra no afaka rahonana Charles sy basy ny fa any an-dafy any ialahy manao an`izany raha tsy tapaka any ny tendan`lah !
8. xxx ( 20/05/2009 12:54)
Miteny irery ndray i andrywui ato zany klé,sauvez wiwi ao ambany ao e,dinika natsangany ihany ha ha ha
9. fijo ( 20/05/2009 20:00)
mitady henatra anie ireto tgv ireto e,efa ita fa tsy nahomby i ndremakely,izao asisika indray i rinahvavy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1537