« Nous n’allons pas augmenter nos investissements ici »
1. Noue
(
19/05/2009 17:22)
Mampalahelo fa miala tsikelikely ny investisseurs any Madagascar, mampalahelo fa very asa , mampalahelo fa firifiry ny olona very asa?
http://www.topmada.com/2009/05/tourisme-sinistre-textile-menace-leconomie-du-pays-est-a-genou/#more-6339
Tourisme sinistré, textile menacé, l’économie du pays est à genou

novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:43
2. xxx
(
19/05/2009 17:45)
Izaho aloha tsy mpanao politique mivantana fa olompirenena tsotra manana ny fijeriko aho, ary izany fiatraikany resaka politique @ fiainam-bahoaka toy izao no tena mampalahelo.
Ny asa nafoy, ny fiainana mihalafo sns,...
Mandreraka be le olona minia mikipy na jamba mihitsy eo anatrehan izany trangan javatra rehetra izany ka miaro bétement ny mpitondra amin izao fotoana izao.

3. Noue
(
19/05/2009 17:53)
ny tena olana koa dia ny mpamatsy vola tsisy manaiky io hat io, hany ka @ vahoaka ny fihetraikany, fijaliana, tsisy asa, very fihinana, ny fiainana miakatra hatrany! mampalahelo ee
5. ndaty
(
19/05/2009 18:33)
et tu es content! bravo
qui bloque la negociation???
tsy misy negociation raha tsy tonga i dada.
c'est comme
Tsy misy negociation raha tsy sitrana Ratsiraka

6. xxx
(
19/05/2009 18:54)
nareo anie ry ndaty manaraka ny loha keliny mpitondra anareo iza no tena manakana ny négociation nenareo olona iray no jerena fa tsy ny firenena inona no hatahoranareo ny hinégocier @ ra8!
13:00 - Pour Andry Rajoelina, il est «hors de question» que le Président Ravalomanana participe à une table ronde

7. Noue
(
19/05/2009 19:03)
xxx:tsy any mahintsiny angamba ilay contexte fa ny zavatra mitranga ankehitriny no iaraha mahita zao! ny investisseurs miala tsikelikely ireo no tena olana ka mahatonga ny olona very asa.
dia mino ve ianao rynoue fa raha miverina eo i ra8 tonga dia miova daholo io ny ampitson iny
8. ravalotgv
(
19/05/2009 19:17)
zany hoe tsy misy azo ataon ny malagasy tokoa aloha amin izao raha tsy ny manao constat eee. Tsy misy solution io fa mande hoazy otran ny fikapan ny olona marary kibo mivalana
marary ny malagasy de mody atao hoe dada eee tgv eeee
ny gasy ihany no te hanao an io eo de mody ahilika amin i tgv na i ra8 na ny frantsay na i sarla samy gasy ihany reo fa tairo eo ny gerantsika gasy ee
sniiiiiiffffffffffffff
tchrouuuuuuuuuuuuffff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@

9. xxx
(
19/05/2009 23:45)
Mbola tsy mety voavay foana ny fanontaniana e, inona no hatahoran'i Andry ny hifandinika directe @ Ravalomanana
10. ndenn
(
20/05/2009 01:34)
Misy indro kely ihany aloha ny mikasika ilay entreprise textile ry noue an !
Tokony hampitaha ny situation t@ Sotema sy ny Cotona aloha angamba aloha ilay nanao io mini reportage io vao nanoratra ilay article.
Efa fantatra mantsy izao fa tsy kely lalana tokoa ny mpanao afera ,indrindra ny ahazahoana akora faran\' izay mora na aiza izany na aiza eraky ny kontinanta dimy.
Nisy fiakarany kely mantsy ny livres ny vovo t@ voalohan-dohan\'nity taona ity , ka tsara ihany ny mahafantratra ny marge benefique ho an\' ilay societé .
Hoe ahoana ny momba ny repartion du budget an\' ilay sté ,manoloana ny taxes administratives malagasy sy ny forongony .Misy manko ireo entreprise , lazaina fa ao anaty ny zone franche indrindra fa ao @ kontinanta afrika tena mahazo vahana be ny @ fahamoran\' ny akoram-bokatra , ka tsy ahitan\' ny mpamboly tombony na dia kely akory aza izany ,na dia mamatsy azy ireny amampolon-taonany maro aza ireny tantsaha ireny.

11. xxx
(
20/05/2009 02:59)
Zany lesy ndenn eo ihany fa raha instable politiquement ,valeurs monnetaire ny firenena de iza no mbola hanao kamikazy ao ,raha tsy efa doma