Tantsaha
1. laxma
(
19/05/2009 06:00)
Hono hoa ry reto, firy isanjaton'ny malagasy moa no tantsaha?
fa tena mampalahelo refa nifandinika t@ fitondrana HAT ireo fikambanana ao @ tranoben'ny tantsaha. Valiny dia hoe tsy misy fantany hono izay momba ze tantsaha zany hoy ty president HAT, mampalahelo.....
Dia zany ve no hoe mpitondra ny malagasy sa ny andrenivohitra ihany no vahoaka malagasy?
Tena marina io fa tsy mivazi2 za fa ho hitany eo zany hoe tantsaha mampiseho ny heriny zany koa.
Mazotoa daholo ndray ary.

novalian'i xxx ny 19/05/2009 13:40
2. Oay
(
19/05/2009 06:10)
laxma a!
Ka mampalahelo tokoa ilay izy anie é! satria efa napetraka fa ny mponin'ny renivohitra ihany no olombelona satria ny mponin'ny renivohitra ihany no afaka mandrava fitondrana.
Jereo ireny nahazo ny olona tany ambanivohitra ireny:
_alaina ankeriny ny tany izay efa nohanjariany nandritra ny taona maro!
_tsy nomena autorisation hitrandraka ala raha tsy mahasehaka velarantany midadasika.
_tsy navela niditra fa nosakanana ny fitaovana toa ny tank mba ahafahan'ny tantsahamampitombo sy manatsara ny vokatra.
....Madagasikara anefa tsy an-dry zalahy irery ihany a. Henoy ny hira d hotsapanao.

3. essera
(
19/05/2009 06:58)
Ka io raOay halako bika tsy tiko tarehy fotsiny ange io e. Tsy nisy mpiondana niteny izany mits tato nilaza fa nanitsakitsaka ny malagasy ra8. Ra8 tena filoha hendry ka na alainy aminao ankeriny aza ny fanananao sy ny fiarian-karenanao d AM-PAHENDRENA NO ANAOVANY AN ZANY.
4. laxma
(
19/05/2009 08:19)
misaotra aloha t@ fanehoankevitra e.
Fa saingy ny mampalahelo de ity: ny tantsaha ne refa miasa de miasa e, ze mba vokatra eo no hamidy hividianana izay ilaina andavan'andro nefa zao dia hampidinina 500 ar ny kg de inn no azon'izany?
Tsy manana vary be hamidy anie tsinona ireo fa keli2 fotsiny isankerin'andro farafaharatsiny e.
Tsy de hoe halako bika tsy tiako tarehy fa anio mitsy za vao mba naneho hevitra teto, nanao analyse mitsy vao mba nilaza fa tena matiantoka tanteraka ny tantsaha.
izany hoe tank zany tsy voavidin'ny tantsaha ne zany e, fa tokony hojerena manokana fotsiny, ny an'i essera de hita fa tena halako bika tsy tiako tarehy andra8 no betsaka fza tsy hanao zany mits @ hafa.
Tokony hojerena izay mba marimarika iraisana fa aiza de eo imason'ny tantsaha enao no miteny izany ra tena mijoro ho RA eo 2 firenena tokoa.
Mampalahelo ilay toetsaina ,, farafaharatsiny tokony hoe aleo fa ho jerena ny momba anareo na tsy hanao n'inona2 aza.
Maztoa daholo.

5. xxx
(
19/05/2009 13:40)
Zany no atoa hoe toe-tsaina tgv tsy te halala zay vahoaka zany na noana aza fa dia ny seza alohan'ny rehetra no maha maika ,ny ambiny aleo any aloha fa aleo zay hiliba,asorina teo io zay no fanafodiny