Rakotondramboa sy Yvan ve io mampifoka bozaka an-dra8 io?

1. kidoropamba ( 18/05/2009 16:29)
Heno fa miaraka any amin'ingahy levalo any @ vakansa any afrika atsimo any Rakotondramboa sy Yvan.

Ireo izany ve le olona mampifoka bozaka an'ity dada ity sa misy mpanolotsaina vahiny karamaina lafo be any ka izao no mba vokany?

Tokony asiana mandat d'arrét koa ireto bandy anankiroa ireto satria atidohan-dravalo.
novalian'i xxx ny 19/05/2009 02:25
2. Oay ( 18/05/2009 16:57)
Kidoro a! Tsy atidohan'i Ravalomanana izany izy ireo fa domestique-ny!

Misy moa ny nametraka fanontaniana @ ilay anticonstitutionnalité nataon'i Ravalomanana mahakasika ilay famindrampahefana t@ miaramila iny satria raha ny tena marina d tokony Yvan RANDRIASANDRATRINIONY no nomen'ny fahefana satria izy no prézidà ny sénat, tsy afaka natao anefa izany satria iza ary no hamatotra ny tady kiraron'i Ravalomanana raha tsy manaraka anazy ny domestique-ny!
3. bazylou ( 18/05/2009 17:00)
tsia !!tsia!! an!! ireo no mpanapaka ny bozaka dia i le8 no mifoka, di any ambiny atao kidoro , looolll :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D , k'efa hoe rakotondramboa ko!! tsy mahagaga raha mivovo be any RSa ry lerony! :-D :-D :-D
4. xxx ( 18/05/2009 17:34)
tena lasa resa-jaza be ato izany 8O
5. salopard ( 18/05/2009 17:36)
ravalo ve no mamapalahelo mifoka rongony?

sa ny rongony no mampalahelo fohan-dravalo?

OUI, NY RONGONY NO MAMPALAHELO FOHANDRAVALO.

tsy ampy d^zy aloha fa sao misy any ry mirana sy karoka a, ary majakely sy noue ary yuka a!

sniff...tchouf.....
skunk, jing loo, kif, ....
6. xxx ( 18/05/2009 17:43)
tena resakiny maivan-doha ity fa aleo mivoaka kle!!
7. Noue ( 18/05/2009 17:48)
tena marina zany :-D :-D :-D :-D :-D
8. salopard ( 18/05/2009 17:48)
tena resakiny maivan-doha ity fa aleo mivoaka kle!!

aza mandolo ra XXX, oento izay misy an'i @ toi, dia zarao, fa aza mifanitsaka aloka.

raha XXX i toi XXL ny aty satria 30cm au repos,....

zarao le maina, fa aza manamai-molotra irery,
sniff....
9. Noue ( 18/05/2009 17:48)
k'ita fa tena marina zany kooo :-D :-D :-D :-D
10. xxx ( 18/05/2009 17:55)
fangaha mahatsapa voalolo nareo le? sa mahatsapa voahitsaka aloka? za ary mbola tsy miteny akory defa izany kou maika fa miteny eo! aleo aminy manaraka fa mbola tsy mikatona ny lohamaleminareo e!
11. ravalotgv ( 18/05/2009 20:13)
sniff
tcrouff

misy otran ito ve ny an dry zalahy any



tena milay ra baign aaaard fa tohizo le revy aa

asio gija kely

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^)
12. xxx ( 18/05/2009 20:28)
Efa fasian-drasalopard daholo koa reto domestikany reto,bazily,oay :-D :-D :-D
13. xxx ( 19/05/2009 02:25)
reto misy mipoaka ry vendrana aaa



tratra tao lybie fa tsy nolazaina



:@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0548