hodorana hono ny serasera raha tapitra ny 22 jours

1. xxx ( 18/05/2009 14:04)
araka ny filazan'izay mpampinany iray izay dia hoe ho dorona toy ny magro sy t@ ireny black monday ireny hono ny serasera raha vao tapitra ny ultimatum nomen'i andrywui fa tsy mety miala ny HAT,satria efa nivadika pro legaliste lery fa tsy nahazo seza tao HAT tao
novalian'i xxx ny 19/05/2009 09:54
2. andrywui ( 18/05/2009 14:09)
araka ny filazan'izay mpampinany iray izay dia hoe ho dorona toy ny magro sy t@ ireny black monday ireny hono ny serasera raha vao tapitra ny ultimatum nomen'i andrywui fa tsy mety miala ny HAT,satria efa nivadika pro legaliste lery fa tsy nahazo seza tao HAT tao


ny zavatra resahanlah aza tsy mazava akory !!

io ndray le toetran'ny TIM amlé fanakorotanana sy fandorana zavatra !! angah rah miady hevitra de hanimba sy handoro foana no mba ao andohanareo TIM reo eee!! zay foan ve ???
3. andrywui ( 18/05/2009 14:11)
Ny ordianlah aloh dorana voalohany miaraka amin fianakams nlah ry lekoto a
4. Oay ( 18/05/2009 14:11)
Ary raim zany fivadihan'i Andrywui izany an!
T@ herinandro mantsy lery nanoratra sketch teto momba an'ilay confusion nataon'i Charles entre an'i Goth sy hery teny Ivato, tapaka ny tsinaiko tamizay an!
Ô lety ry Andrywui à! breveter-ho iny sketch n'elah iny fa milay be an!
5. xxx ( 18/05/2009 14:12)
tgv ndray le mamadi-dresaka efa voabedy tany mantsy IAndry Rajoelina de mody serasera no hamadihany le resaka :lol:
6. xxx ( 18/05/2009 14:15)
xxx=oay
eo elah de pehan'ny oay fotsiny andrywui ,de mody dokafany kely de fanina koa en plus ny vendrana moa tonga de aviavy ery ha ha ha
7. xxx ( 18/05/2009 14:20)
Mpihatsara velatsihy fotsiny le oay ty andrywui a,zah tsy tgv fa tsy rariny kosa zao famelezana an-kolaka zao klé,mba samy mpiakama ihany lisany,
8. andrywui ( 18/05/2009 14:25)
XXX TSOTRA BE FOTSINY NY KOZY HO ANLAH !! I ANDRYWUI TSY MIADY HO AMIN FANAKOROTANAN TOY NY FANAON TIM SY NY MODY MPANAO ARADALANA IREO FA REHEFA MILAMINA NY KOZY DE IZY AHO !! NY LOHA NO MIASA SY NY SAINA SY NY RANGITRA SY NY MAHATANTY , NY ANKOTRA ZAY DE TSY IZY ISIKA
9. Oay ( 18/05/2009 14:26)
XXX a! mémé be za klé! misy tsindrompaingotra kely fotsiny anie fa tsy ataontsika bobaka é!

ary haintsika TIM mihintsy ilay mampiady olona a!

ny tsy azon'i XXX d ilay fraternité misy eo @ ireo NIVONDRONA TAO ANATIN'ILAY FANDRAVANA NY EMPEREUR.
10. xxx ( 18/05/2009 14:27)
Mpandainga ,ianao no mpanely tsaho sy miady aman'olona lava ato ndrematoa
11. Oay ( 18/05/2009 14:27)
andrywui:


XXX TSOTRA BE FOTSINY NY KOZY HO ANLAH !! I ANDRYWUI TSY MIADY HO AMIN FANAKOROTANAN TOY NY FANAON TIM SY NY MODY MPANAO ARADALANA IREO FA REHEFA MILAMINA NY KOZY DE IZY AHO !! NY LOHA NO MIASA SY NY SAINA SY NY RANGITRA SY NY MAHATANTY , NY ANKOTRA ZAY DE TSY IZY ISIKA



MARINA NY AN'ELAH RAHALAHY ANDRYWUI mandrosoa hasina ry zandry andriwui a!

12. xxx ( 18/05/2009 14:30)
Vaky bantsilana i oay :?:
13. Oay ( 18/05/2009 14:31)
xxx:


Vaky bantsilana i oay :?:



Fa angaha i XXX niheritreritra zavatra hafa klé! AZA MANONOFY FA MIDINA WA ETO AN-TANY é!


14. xxx ( 18/05/2009 14:33)
fanina daholo ato ny tgvendrana lalaovin'i xxx ,bravo xxx =D> =D> =D>
15. xxx ( 18/05/2009 14:35)
Ary aza manao xxx elah andrywui refa handoro serasera ,eo leity de mody fanina eo fotsiny
16. essera ( 18/05/2009 14:36)
Ra-Oay zan, efa tsy mis atokona tson ange ny mpiondana ato e. Vao mahita resaka kely d adikany am ze fahazoan'ny atidoha tsy d mankaiza an'azy.
Efa nomeko an'ilay vaovao aveu an lévalo hoe :
"Ny hadisoako tsy niraharaha miaramila". Tsy hitako izay navalin'ireo sy nolazainy tao fa manala azy sisa. Efa tenenina ry lerony wé eny am magro misy fanaovana dihy mirindra mba afak'andro lisany fa aaa eo ihany aloha e, mihainohaino thierra bruno kely eo lisan d ao tsara.

Lé aveu amin'io (mody aveu), fa aveu entina ahatongavana amin'ny zavatra hafa no tena tanjony. ngah ts filoha mapmé be. Ngamba Ratsiraka zao an France any mimémé be mihitsy. Raha zah lery manao cours par correspondance an am deba fa silaka be.
17. Oay ( 18/05/2009 14:37)
xxx:


fanina daholo ato ny tgvendrana lalaovin'i xxx ,bravo xxx =D> =D> =D>



Mandainga kosa aloha izay tsy hitsangambolo rehefa mifanena @ IRENY TSY MIVOAKA IRENY RAHA TSY ALINA é!


18. xxx ( 18/05/2009 14:40)
Aza ampinanana kosa io oay io fa lery no mba misaina indrindra @ dry zalahy telo reo é,lainga lainga
19. Oay ( 18/05/2009 14:44)
xxx:


Aza ampinanana kosa io oay io fa lery no mba misaina indrindra @ dry zalahy telo reo é,lainga lainga



Merci pour le compliment, D raha sipa i XXX d rozy mavokely iny raiso...


20. xxx ( 18/05/2009 14:48)
Aleo tsy mikozikozy ry oay a,be fialonana anie reo akaenareo reo e,atsy ambadika lazaiko anao ihany hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.13