Le resaka miaramila ???
1. essera
(
18/05/2009 09:39)
Lohanteny nanaitra tamin'ny gazety tam faran'ny herinandro teo ny hoe :
"Ny hadisoako dia tsy niraharaha ny miaramila." (dixit Dada).
D mba lasa ihany ny saiko hoe : iza moa no filohan'ny foloalin-dahy. Tena négligence avo be ange izany io nataon'i Dada io e. D raha tsy noraharahiny moa izany io d iza indray no noraharahiny, d mety hazava be angamba hoe ilay "Empire goavana". Io aloha tsy noteneniny fa vendrana koa izy raha hiteny hoe variana nanabotsona an'ilay fiharian-kareko aho ry sé d tara kely.
Ny mahavariana fotsiny dia http://www.rfi.fr/actufr/articles/113/article_81022.asp fa dia manao laingan-jazakely ange Ra8 e. Ny masoivoha amerikana no olona nahita azy farany. Nampidiriny ao daholo, Kadhaffi, ny frantsay, ny amerikana. Tamin'ny 14 mai ity interview nataon'ny RFI ity.
Teto dia efa tsy nanaja ny constitution Ra8. Iza no olona tokony homena ny fitondrana raha misy tsy fahafahan'ny filoha ry zalah isany ?
Le samedi 7 février n'était pas un bain de sang. Sic !!!
Sao d mba hadinina aminao itony ry Dada indray andro any. Raha tena nisy izany hotakotaka Iavoloha iny nandritra ny fiainganao fa na ny olona teny aza tsy nandrenesana vaovao mihitsy satria tsy dia mifanalavitra amin'io no toerana misy anay.
Tsy naheno resaka mihitsy aho aloha hoe manohana tanteraka an'i ra8 ny sadc fa efa nankalazain'i Dada mafy io. Mety tsy dia mahazo resaka loatra ve ka tsy hahafantatra fa ny sadc efa nilaza mazava ny position-ny hoe tsy miditra amin'ny olan'ny malagasy fa manamora ny fampifanatonana. Tsy porteur de message akory aza (nolazainy mazava io).
Ny zavatra novoizina nandritra ny hotakotaka dia hoe ny miaramila atsy am kazerina izao hanafika ny miaramila avy atsy an'anona izay toa tsy niseho hatreto.
Mifanipaka ny resany fa betsaka indray eto ny miaramila manohana azy nefa ery ambony milaza fa tsy niraharaha ny miaramila no hadisoany.
Dia tsy haiko aloha fa raha miaramila 200 izany dia ilay mitsena eny Ivato mandritra ny fandraisana sy fanaterana ny filoham-panjakana angamba izany.

Donc je peux vous dire que je n’ai pas perdu le pouvoir mais c’est un transfert de pouvoir au militaire le plus haut gradé.
Teto dia efa tsy nanaja ny constitution Ra8. Iza no olona tokony homena ny fitondrana raha misy tsy fahafahan'ny filoha ry zalah isany ?
J’ai évité le bain de sang à Madagascar et je suis toujours le président de la République malgache et il n’y a qu’un seul président élu démocratiquement à Madagascar, et c’est moi !
Le samedi 7 février n'était pas un bain de sang. Sic !!!
Marc Ravalomanana : Bien sûr ! Si je restais là-bas quinze minutes, je perdais ma vie, c’est clair. J’étais forcé de faire cette ordonnance.
Sao d mba hadinina aminao itony ry Dada indray andro any. Raha tena nisy izany hotakotaka Iavoloha iny nandritra ny fiainganao fa na ny olona teny aza tsy nandrenesana vaovao mihitsy satria tsy dia mifanalavitra amin'io no toerana misy anay.
nandritra ny interview:
RFI : Marc Ravalomanana vous étes soutenu par la SADC et par l’Afrique du Sud mais votre adversaire Andry Rajoelina est soutenu par l’armée malgache. Qu’est-ce que vous pouvez faire contre cela ?
Marc Ravalomanana : Ce n’est pas vrai. Il n’est pas soutenu par l’armée malgache. Voyez-vous, des colonels sont menacés et intimidés. Mais c’est un petit groupe de l’armée, des sous-officiers dans le CAPSAT (Corps d'administration des personnels et services de l'armée de terre), qui a pris le contrôle de ce camp.
Tsy naheno resaka mihitsy aho aloha hoe manohana tanteraka an'i ra8 ny sadc fa efa nankalazain'i Dada mafy io. Mety tsy dia mahazo resaka loatra ve ka tsy hahafantatra fa ny sadc efa nilaza mazava ny position-ny hoe tsy miditra amin'ny olan'ny malagasy fa manamora ny fampifanatonana. Tsy porteur de message akory aza (nolazainy mazava io).
Ny zavatra novoizina nandritra ny hotakotaka dia hoe ny miaramila atsy am kazerina izao hanafika ny miaramila avy atsy an'anona izay toa tsy niseho hatreto.
Ravalomanana:
Il y a beaucoup de militaires loyaux qui restent toujours avec moi et qui sont fidèles,
Mifanipaka ny resany fa betsaka indray eto ny miaramila manohana azy nefa ery ambony milaza fa tsy niraharaha ny miaramila no hadisoany.
Ravalomanana:
La vérité c’est qu’ils ne sont que 150 à 200 maximum
Dia tsy haiko aloha fa raha miaramila 200 izany dia ilay mitsena eny Ivato mandritra ny fandraisana sy fanaterana ny filoham-panjakana angamba izany.
novalian'i xxx ny 18/05/2009 19:55
2. kidoropamba
(
18/05/2009 09:52)
Rongony daholo iny e lazain-dravalomanana iny e. Efa mitapitapy ange i lery io e.
Mba diniho kely ange: INONA RE RAVALO TSY EO @ FITONDRANA (izany hoe tapitra ny halatra ataon'ny TIKO, tapitra ny tsy fandoavana hetra hanaovana bizna, tapitra ny fiarahana @ mpamatsy vola satria hita fa mpangalatra ity ravalo ity, hita fa tena olona mpisoloky ity ravalo ity, ny réputation dia raraka avy hatrany....)???????????? Valiny: BABANGOANA! POAKATY!
Manao suicide ange Ravalo io fa tsy miteny fotsiny e. Mamon-tena lery io fa tsy zakany izany hoe BANKIROPITRA izany.
Fa raha manelina fanafody lery dia afa baraka ny anarany.
Ka aleony ny HAT no mamely azy amin'izay atao hoe "martira izy" ka NA DIA VERY AZA TIKO sy MAGRO dia mba mipetraka any @ MOZOLé.
Rongony e!

3. xxx
(
18/05/2009 10:09)
aza be resaka eo letsy ry essera sy kidoro,asio election dia hita izay mafibe fa tsy eo no mitatatata eo ,sa efa matahotra ny ny ho eny tsiafahy daholo dia aleo sakanana ny filatsahan'i ra8,tsy mora izany nagalatra fitondrana izany e ho hian eleahy eo
4. essera
(
18/05/2009 10:16)
Fa maninona xxx no tsy mahita ambara amin'io fa d kafara fotsiny ihany. Vao mandeha bulletin unique fotsiny ange io d sepotra izay zatra nangalatra e.
Jereo tsara ny nolazain'i Lahiniriko tamin'ny invité du zoma : Teo amin'ny toerana nisy azy tsy nisy bulletin nefa ry zareo nasaina nanatonta 18 à 19 millions de bulletin de vote amin'ny anarany. Rehefa raikitra io bulletin unique io dia tonga daholo ny bulletin'ny mpifanandrina rehetra aloha voalohany indrindra.
Mila tapahina koa ny lohan'ny mpitondra PV pré-établi.
Ireny ange efa mihoatra ny loha fa tsy misy matahotra an' Ra8 eto. I Andry mihitsy no efa niteny hoe raha mbola miditra eto ireny ry be volombava d izaho en personne no hampihinana azy.

5. kidoropamba
(
18/05/2009 11:04)
100% ireo senatera mpomba andravalo (Avy t@ fifidianana ny 70%)
98% ireo deputé mpomba andravalo (Avy t@ fifidianana ny 100%)
90% ireo maire mpomba andravalo (Avy t@ fifidianana ny 100%)
100% ireo mpamatsy vola mpomba andravalo. (Nankato ny Fifidianana rehetra)
Lehiben'ny Tafika Ravalo.
Kanefa NANDOSITRA AN-KATOKA ity RAVALOMANANA ity.
Te hiverina indray fa TSY TAFAVERINA.
Mitady fifidianana izy izao HONO:
- Olona nofidimbahoaka izany TSY MANDOSITRA AN-KATOKA ary TSY MBA MIALOKALOKA ANY ANTANINDRAZANAN'IREO VAHINY ANY.
Tsy Mahazo milatsaka Ravalo RAHA TSY MAHATSAPA AN'IZANY satria POROFO fa MISY PIESY RATSY FIPETRAKA AO ANDOHANY AO KA TSY AHAFAHANY MITONDRA FANJAKANA (Motif d'empéchement d'ordre physique et mental io). MANKY VISY!

7. essera
(
18/05/2009 11:34)
xxx:
efa nifoka kidoro ve nareo zao é, tena rediredy tsisy farany klé
Sao d ts arakareo kosa ilay resaka ry akama. Jereo daholo ilay pourcentage. Tena ambony dia ambony. Ary rehefa dinihina dia tsy tany démocrate no ahitana pourcentage ohatra izao. Izao no manambara mivantana fa misy hala-bato. izay angamba ilay tsy takatrareo d lasa ampifohanareo rongony ilay olona avy eo.
I ravalo ange ry xxx efa nanomana ny sainy amin'ny hoe misy opposition douce e. Saingy tsy izay no nitranga. Ilay opposition douce amin'io dia ilay antoko misy am faritra 22, subventionner-na ka raha hiady hevitra aza dia manao sangisangy tsy mihoatra ny loha.
:-D :-D
8. xxx
(
18/05/2009 11:39)
lasa mpanisa andro koa no hiafaran'elah ty farany sanàbavy é,i andrywui iny efa tsy fidiny no nahazo azy , fa dia mirary fahasalamana ho azy tsika aloha
9. essera
(
18/05/2009 11:44)
In ko ty manao teny maloto ity. Raha tsy mahataty d andana mivoaka ary antokotany ary aloha milalao miaraka am ankizy fa tsy vory vahoaka vao...
10. xxx
(
18/05/2009 11:59)
Ny resak'elah mankandoa,tsisy afa tsy lainga foronina fotsiny koa aiza elah no tsy bedesin'ny bandy :-D :-D :-D :-D
11. essera
(
18/05/2009 12:52)
Ka nénah reveko mihitsy le mapgôbs oul io. Avela aloha izy ho tendak'hanina miteny eo avy eo d asaina midegs be am zay. :-D
13. essera
(
18/05/2009 13:19)
Jeré les ty iz efa mivoaka eny am oron'lah. Efa mimémé b daolo ny kôfboay wé tena tsy maazaka lety. Ndana am zay la mod fa efa mamo. hi hi hiiiiiiii
14. benkintana
(
18/05/2009 13:22)
elah kay no salopard aminy tratra-dry zalahy aoa ambony ao =))=))
Resa-kisoa marina ny an ty kofa ty ry xxx11

15. essera
(
18/05/2009 13:42)
omena etikety ve les sisa ny akaman'lisany ato ry bekintana.
xxx11.
Ny hita ato d ny ankabeazan'ny mpiondana tsy misy sahy miseho masoandro fa saika xxx daholo. Vitsy sisa izay nahazo formation tany am Alain no mbola mba sahy miseho hoe ity zaho "Essera" fa efa midoroka kely avy any alou, d avy eo manao saron-tava. D miteny irery no iafarany.

17. kidoropamba
(
18/05/2009 16:02)
Mitaky fifidianana hono ny dadan'i Koto raha tsy izany dia....HANINONA ANEFA?????
Ireto miaramilan'ny Satro-bory ireto ve no handrasan'i lery hiaro azy? hin!hin!hin!hin!hin!
Demokraty hono levalo SATRIA NAHAFATY MALAGASY 400 teo ambohitsirohitra t@ 07 février 2009.
Tsssssss! ajanony ny bozaka e!