jiosy ve jesosy

1. xxx ( 17/05/2009 10:31)
jiosy ve i jesosy sa arabo sa emenite

:?: :?: :?: :?:
novalian'i xxx ny 23/05/2009 19:18
2. Zina ( 17/05/2009 22:37)
marie ny reniny izay jiosy dikan'izany jiosy izy
3. ikaretsaka ( 19/05/2009 14:58)
zina: toa manara-dray ny an'ny jiosy fa tsy manara-dreniny koa
toa lavalava ihany ny tantaran-drazany ao @ voalohan'ny bokin'i Matio ao
4. artefy ( 20/05/2009 08:14)
amiko aloha dia jiosy ny firazanany e! noho izany jiosy izy! sady ilay soratra teo amin'ny lakroa ange dia hoe "ity ilay mpanjakan'ny jiosy" e!
5. sergiolala ( 20/05/2009 13:48)
Zanak'Andriamanitra
6. xxx ( 23/05/2009 19:18)
tsy jiosy zany izy fa tadiavo ny valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3178