Alefaso aza aloha ny referudum
1. rakaroka
(
15/05/2009 19:53)
Samy milaza ho manana ny demokrasia aby na ireo nahazo ranondranony zatra mpialoka t@ Ra-8 ka very fihinanana ankehitriny, na ireo tsy mirevy an-Ra8 satria voagezan'ny "jadona fataony", ny tsy fandraharany ny hafa ( na namana vao 1 segaondra aza dia sahiny tsipahina sy akifika pour sa propre
"EGO")sns...
Ka DIA EFA MIOMANA @ FIFANJEVOAN'IREO ankoholafin'olona ireo izany RAHA HO TAFAVERINA IZY!
Ka ITY FAMPIVERENANA AZY koa toa somary mampis'enerve" hono!
Dia hoy aho hoe "tsindrio ihany ny fo ary dozena ihany ny pulse fandrao vao miha hanampitrotraka ny krizy efa mihizihizy e!:{ :{ :{ :{

novalian'i Noue ny 16/05/2009 07:45
3. Noue
(
15/05/2009 20:37)
rakaroka:dia aza hadino koa ny mijery ny zavatra nitranga alohan'ny nahatongavan'i tgv eo @ io toerana misy azy @ zao fotoana zao sy ny zavatra rehetra niseho depuis fa aza variana manenjika ny hafa foana eee
Samy milaza ho manana ny demokrasia aby na ireo nahazo ranondranony zatra mpialoka t@ Ra-8 ka very fihinanana ankehitriny, na ireo tsy mirevy an-Ra8 satria voagezan'ny "jadona fataony",
4. rakaroka
(
15/05/2009 20:41)
Ka lé "regle de jeux" anie 'zany aloha no tokony banjinina sy ezahina haingana izay hametrahana izany, mbo hampandeha ny raharaham-pirenena fa raha samy hifanenjika eo ftsn marina tsy ho drodroka aby ny rehetra!
5. rakaroka
(
15/05/2009 20:52)
[quote=Noue]
Le "blem" soulevé-ko eto moa, ka 'lay fiverenan-dRa-8 , satria raha tsy diso aho, izay ny top de notre actualité" => et c'est pour cette raison que je focalise d'abord sur cet angle. Izy anie efa voatatata fa vendrana tsy alehany sy mampis'enerve sns ny mitranga depuis tgv fa justement tsy hihanona @ fitanisana ny tsy mety nataony fa "atrehina izany 'ty solution" iraika ity e!
dia aza hadino koa ny mijery ny zavatra nitranga alohan'ny nahatongavan'i tgv eo @ io toerana misy azy @ zao fotoana zao sy ny zavatra rehetra niseho depuis fa aza variana manenjika ny hafa foana eee8O 8O 8O :roll: :roll: :-w :-$
Le "blem" soulevé-ko eto moa, ka 'lay fiverenan-dRa-8 , satria raha tsy diso aho, izay ny top de notre actualité" => et c'est pour cette raison que je focalise d'abord sur cet angle. Izy anie efa voatatata fa vendrana tsy alehany sy mampis'enerve sns ny mitranga depuis tgv fa justement tsy hihanona @ fitanisana ny tsy mety nataony fa "atrehina izany 'ty solution" iraika ity e!
7. ndenn
(
15/05/2009 21:15)
Mbola mitombina ihany ilay hevitro hoe ,tokony hatao table rase tanteraka ny fanaovana politika ao Mada ao .Satria nahoana hoy i Rakaroka ?
Tsy misy fanajàna ny zo fototra maha-olombelona ,ary tsisy fanajàna ny maha- malagasy ny malagasy ny contexte social misy @ izao fotoana izao ao Mada ao .
Samy manao izay hitan\' ny sainy fa mety fa tsy mba manao fandinihana tanteraka ny toerana misy ny firenena @ izao fotoana izao aloha .Voalohany izay .
Manaraka izany dia efa hita sy fantatra fa tsy ny fanoloana ny mpitondra no vahaolana @ izao raharaha mitranga izao .(Hevitra manidina ihany ity ,maninona moa raha tsy asiana mpitondra mandritry ny fehim-potoana vitsivitsy i Mada ? )Atao etat d\' urgence ohatry ny any soudan , tsy misy mpitondra , fa filoha sadasada sy tsy marim-pototra no mody apetraka eo aloha mandra- pilofik\' ireo jiolahy manao lasibatra ny harem- pirenena .
Hita fa na iza na iza apetraka eo dia mino mihintsy aho fa tsy hisy zavatra ho vanona sy handeha ,fa dia ny eo ihany no haodikodina havia sy havanana , ary ny omaly tsy miova ihany no mbola ho lahasan\' izay ho tafiditra hitondra eo !
Na inona na inona initiatives raisina @ izao fotoana izao dia tsy hisy vokany izany satria tsy manaraka ny réalité misy ao madagasikara ,surtout raha mbola ny resaka mpanao politika cloné avy @ ireo antoko ireo no hametrahana fahatokisana ,table rase; avela hiahaka daholo ireo mpanao politika milaza azy hahavita ireo, sy ireo izay ao anatin\' izany politika izany @ izao fotoana izao .
Raiketina ny fitadiavana ny tompon\' andraikitra tsy ankanavaka nahatonga ny fahantrana lalim-paka misy ao Mada nanomboka t@ daty nahaleovan- tena ( raha ny tena ho izy aza dia hatramin\' ny nanjanahana an\' iMada )
Aty ivelany ka hatrao an- toerana .
Mety hisy ny hihevitra hoe tena olona efa mivika ny olona manana izany hevitro izany , nefa dia lazaiko fa tsia , efa ela no nandalinako ny tantara malagasy ary hinoako fa ho tonga any ampoto- tsofin\' ny manana haino tsara sy salama izany hevitro izany.
:oops: :oops:

9. AndriambyII
(
15/05/2009 21:35)
Mbola averiko indray ary é !
Mbola mitombina ihany ilay hevitro hoe ,tokony hatao table rase tanteraka ny fanaovana politika ao Mada ao .Satria nahoana hoy i Rakaroka ?
Tsy misy fanajàna ny zo fototra maha-olombelona ,ary tsisy fanajàna ny maha- malagasy ny malagasy ny contexte social misy @ izao fotoana izao ao Mada ao .
Samy manao izay hitan' ny sainy fa mety fa tsy mba manao fandinihana tanteraka ny toerana misy ny firenena @ izao fotoana izao aloha .Voalohany izay .
Manaraka izany dia efa hita sy fantatra fa tsy ny fanoloana ny mpitondra no vahaolana @ izao raharaha mitranga izao .(Hevitra manidina ihany ity ,maninona moa raha tsy asiana mpitondra mandritry ny fehim-potoana vitsivitsy i Mada ? )Atao etat d' urgence ohatry ny any soudan , tsy misy mpitondra , fa filoha sadasada sy tsy marim-pototra no mody apetraka eo aloha mandra- pilofik' ireo jiolahy manao lasibatra ny harem- pirenena .
Hita fa na iza na iza apetraka eo dia mino mihintsy aho fa tsy hisy zavatra ho vanona sy handeha ,fa dia ny eo ihany no haodikodina havia sy havanana , ary ny omaly tsy miova ihany no mbola ho lahasan' izay ho tafiditra hitondra eo !
Na inona na inona initiatives raisina @ izao fotoana izao dia tsy hisy vokany izany satria tsy manaraka ny réalité misy ao madagasikara ,surtout raha mbola ny resaka mpanao politika cloné avy @ ireo antoko ireo no hametrahana fahatokisana ,table rase; avela hiahaka daholo ireo mpanao politika milaza azy hahavita ireo, sy ireo izay ao anatin' izany politika izany @ izao fotoana izao .
Raiketina ny fitadiavana ny tompon' andraikitra tsy ankanavaka nahatonga ny fahantrana lalim-paka misy ao Mada nanomboka t@ daty nahaleovan- tena ( raha ny tena ho izy aza dia hatramin' ny nanjanahana an' iMada )
Aty ivelany ka hatrao an- toerana .
Mety hisy ny hihevitra hoe tena olona efa mivika ny olona manana izany hevitro izany , nefa dia lazaiko fa tsia , efa ela no nandalinako ny tantara malagasy ary hinoako fa ho tonga any ampoto- tsofin' ny manana haino tsara sy salama izany hevitro izany.
8) 8)

10. rakaroka
(
15/05/2009 21:37)
Mahafinaritra ahy ny "approchen"'i Ndenn , 'za koa mahatsikaritra fa toa "sehatra nataon'ny mpitondra sy mpanao politika hamenoana ny paosiny" ny seza ifandrombasana hitondrana firenena, hitondra dans le but hoe hanodina ny tombontsoam-pirenena ho amin'ny tombontsoan'olom-bitsy m! Io no mahatonga ahy ivolana hoe "ny olona manana vocation National3no tokony mba katsahina apetraka! Satria tsy ho vanona intsony io firenentsika io raha zary sehatra ifandroritan'ny samby mitady ny azy avy tsy am-piheverana ny hafa! Tokony heverina "tsara ny "constutition tena mitandro ny tombon-tsoam-pirenena ary tokony ho hentitra tsy azo hanaovana fanararaotam-pahefan'iza n'iza mitondra!
11. ndenn
(
15/05/2009 21:40)
AndriambyII:
Mbola averiko indray ary é !
Mbola mitombina ihany ilay hevitro hoe ,tokony hatao table rase tanteraka ny fanaovana politika ao Mada ao .Satria nahoana hoy i Rakaroka ?
Tsy misy fanajàna ny zo fototra maha-olombelona ,ary tsisy fanajàna ny maha- malagasy ny malagasy ny contexte social misy @ izao fotoana izao ao Mada ao .
Samy manao izay hitan' ny sainy fa mety fa tsy mba manao fandinihana tanteraka ny toerana misy ny firenena @ izao fotoana izao aloha .Voalohany izay .
Manaraka izany dia efa hita sy fantatra fa tsy ny fanoloana ny mpitondra no vahaolana @ izao raharaha mitranga izao .(Hevitra manidina ihany ity ,maninona moa raha tsy asiana mpitondra mandritry ny fehim-potoana vitsivitsy i Mada ? )Atao etat d' urgence ohatry ny any soudan , tsy misy mpitondra , fa filoha sadasada sy tsy marim-pototra no mody apetraka eo aloha mandra- pilofik' ireo jiolahy manao lasibatra ny harem- pirenena .
Hita fa na iza na iza apetraka eo dia mino mihintsy aho fa tsy hisy zavatra ho vanona sy handeha ,fa dia ny eo ihany no haodikodina havia sy havanana , ary ny omaly tsy miova ihany no mbola ho lahasan' izay ho tafiditra hitondra eo !
Na inona na inona initiatives raisina @ izao fotoana izao dia tsy hisy vokany izany satria tsy manaraka ny réalité misy ao madagasikara ,surtout raha mbola ny resaka mpanao politika cloné avy @ ireo antoko ireo no hametrahana fahatokisana ,table rase; avela hiahaka daholo ireo mpanao politika milaza azy hahavita ireo, sy ireo izay ao anatin' izany politika izany @ izao fotoana izao .
Raiketina ny fitadiavana ny tompon' andraikitra tsy ankanavaka nahatonga ny fahantrana lalim-paka misy ao Mada nanomboka t@ daty nahaleovan- tena ( raha ny tena ho izy aza dia hatramin' ny nanjanahana an' iMada )
Aty ivelany ka hatrao an- toerana .
Mety hisy ny hihevitra hoe tena olona efa mivika ny olona manana izany hevitro izany , nefa dia lazaiko fa tsia , efa ela no nandalinako ny tantara malagasy ary hinoako fa ho tonga any ampoto- tsofin' ny manana haino tsara sy salama izany hevitro izany.
8) 8)
Azafady kely aloha ry Andiamby mba ajanony ny fakana ny hevitry ny olona , mba manajà tena indrindra , tsy ny teniko no averinao hosoratana eto fa izay hevitrao ambara! mahaiza mampiasa ny atidohanao fa aza ny avy @ hafa no hireharehana !
12. AndriambyII
(
15/05/2009 21:50)
Azafady zokibe ! efa vovakiko daoly ny kôzinoo ny momb'lay politnika ka tenn drodroka ah mijery ny maivana mandalo ato ! mtovy ny fijerintsika @ mahamalagass ,aza tsiny indrindra . :lol: :lol:
13. ndenn
(
15/05/2009 22:05)
Ho an' i Andriamby , lazao mazava izay hevitrao momba ny raharaha politika malagasy sy izay hitanao ho vahaolana hamahana ny fahantrana ao mada ao @ izao fotoana izao .Ny fiainana anie tsy vitan' ny compromission sy ny parti pris fa tsy maintsy ilàna fanapahan- kevitra hentitra ary fandraisana anjara mazava arahan' asa .
14. AndriambyII
(
15/05/2009 22:10)
Ka tsy manja angé ny resak' rry zalah momba ty zavatr' ty reef tena jeren . Zah zao mba misy bôrtra iany nefa de tsy mkandra ef firy taona izay , reo tanindran' reo mintss no tena fôpll bé!!
15. ndenn
(
15/05/2009 22:22)
Tsy azoko tsara kosa aloha ny resakao @ izany ry AndriambyII , mila matotra @ teny avoaka @ itony site itony araka ny hevitro fa tsy dia vitan' ny hoe afaka miserasera sy mandefa izay hevitra tianao hampitaina ianao @ alalan' izany dia manana zo ny hanao izay tianao hanao ny fantatrao fa mety , indrindra ny momba an' i Madagasikara . Tadidio fa io no kitro hifaharana ary fototry ny aina raha mbola mahatsapa tena fa malagasy ihany ianao .
Ny ambiny dia mbola tsy haiko ny mamaritra hoe olona ahoana moa no tokony handray anjara @ ireto site amanarivony ireto , ohatra ianao toa hitako fa mpanara-drenirano ihany indraindray !! :idea: :idea:

16. AndriambyII
(
15/05/2009 22:30)
Tss ,zany ve tsy resaka fanambotrina fotsinny saka ! F'ahôna ny hevitr' olona no alaina ??? tss !!mba manja ry zoky bé ann! rah ny anay izao dé gravy é ! mila fanavotana avy aminareo any ivelany!! msôtra mialoha :x :x