lalampanorenana vaovao

1. xxx ( 15/05/2009 15:14)
Mety ho hitatsika @ lalampanorenana vaovao izay hatolotra @ referendum ny "Bold textTSY HISIANY FETRA EO AMINY TAONANY CANDIDAT IZAY HILATSAKA HO FILOHANY REPOBLIKA"Bold text

Ny tiko ho fantatra sy hiadiatsika hevitra dia hoe hatraminy firy taona ny olona no atao hoe matotra ka afaka hitondra firenena ampahamatorana? Averiko tsara hoe ampahamatorana.
novalian'i xxx ny 15/05/2009 18:51
2. Noue ( 15/05/2009 15:24)
40 taona farafahakeliny
3. andrywui ( 15/05/2009 15:27)
xx a!! rah ny fahafatarakoa azy ny taonan'ny olona hilatsaka dia bold text
4. xxx ( 15/05/2009 15:28)
alatsaka pachute i Bold text
5. xxx ( 15/05/2009 15:29)
fa iza koa zany bold text zany e?
6. xxx ( 15/05/2009 15:30)
kandida malaza be ao dago maharesy ny tgv io ngah bold text io
7. Mirananirina ( 15/05/2009 15:40)
araka ny hevitro dia 50 taona
8. locl ( 15/05/2009 16:02)
45ans amiko no mety satria mbola jeune tsara nefa koa manana fahamatorana, fa izany aloha dia eo ambany fanovana toe-tsaina fa raha tsy izany dia rano andamosin'ny ganagany ny lalampanorenana vaovao
9. Oay ( 15/05/2009 16:24)
Ilay firenena matanjaka be indrindra eto an-tany d 35 taona no taona kely indrindra tsy maintsy ananan'izay tehilatsaka ho prézidà ka asa na tsy olombelona mitovy amindry zalahy any isika na somary mbola ambany ka tsy maintsy efa miverintsaina vao afaka hitondra.
10. ifiona ( 15/05/2009 18:11)
ra bold text marina zao no mety ho adva milay a :-D

nga mbola tsy ho ampy 35 ra-tgv @ décembre 2009 no toa tsy manaiky ny hisian'ny fifidianana amin'ity taona ty lery

11. xxx ( 15/05/2009 18:17)
resak ovy

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^)
12. bazylou ( 15/05/2009 18:29)
fa maninona no asiana zanak'ikala hafa izy ity e!! ny ahy 18 taona,!!
13. xxx ( 15/05/2009 18:51)
bazil zanaka babakoto :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0375