lasa nangina
1. Belami
(
15/05/2009 10:45)
lasa somary nangina ny sehatra hafa ato @ serasera fa ao @ politika ao no tena misy teratsemboka mihitsy :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 25/05/2009 12:06
5. Belami
(
15/05/2009 16:20)
Mirananirina :
tena mifanasa vangy tokoa ve, fa hitako misy miakampofona tokoa ao aloha e! Misy tsy mahazaka miady hevitra !
tena mifanasa vangy tokoa ve, fa hitako misy miakampofona tokoa ao aloha e! Misy tsy mahazaka miady hevitra !
6. ni81
(
15/05/2009 16:26)
mifanasa vangy sy miaka-pofona ary hiakatra tosi-drà eo dôly koa dia ho tapaka lalan-drà fa aleo hanao ao knou. :-D :-D :-D
7. mmmhh
(
16/05/2009 04:29)
ny politika zao no dinika tena mahazo kil ato, de manaraka ny fivavahana,
soa ary fa mba tsy adino ny fivavahana koa, :o
soa ary fa mba tsy adino ny fivavahana koa, :o
8. Koditra
(
16/05/2009 09:41)
lasa somary nangina ny sehatra hafa ato @ serasera fa ao @ politika ao no tena misy teratsemboka mihitsyKefa frizy be zao ny andro dé spaoro vita oazy ao @politika ao eh! Tsemboky ny atezerana, tsemboky ny fivazavazana. Dia aveo katsaka anaty kapoaka dia zé tsy mahatanty mipitika. :-D :-D
9. kotobekibo
(
18/05/2009 20:22)
aleo aloha ry zalahy hanala ny haditrany ao fa ref leo miverina aty ihany !
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
10. Belami
(
19/05/2009 09:24)
kotobekibo:
aleo aloha ry zalahy hanala ny haditrany ao fa ref leo miverina aty ihany !
:-D :-D :-D
tena izany ry koto a! Eritreritra mandalo nge sady fanalàna stress koa tsinona e!!
11. kotobekibo
(
19/05/2009 19:36)
belami > hita kouh!
ny andry zalahy ao izy no mampiseho zvt tsy ihinanan-kanina , démonstrations re izao ,
Tsy haiko aloha raha mahazo vola ry zareo raha mandresy ny klibany e!
fifanaratsiana entre ny mpi-forum @ izany manginy fotsiny .
Dia gaga aho! :-D :-D :-D

14. Mirananirina
(
21/05/2009 10:34)
ka mazana anie ny raharaha mpirenena dia te hiteny daholo ny olona e
15. Belami
(
23/05/2009 20:32)
Mirananirina:
ka mazana anie ny raharaha mpirenena dia te hiteny daholo ny olona e
te hiteny sady marary fo ny sasany, rehefa tsy arahina ny teniny de mivonto fo be hihi
16. Mirananirina
(
24/05/2009 09:01)
te hiteny sady marary fo ny sasany, rehefa tsy arahina ny teniny de mivonto fo be hihi
belami,izany mihitsy aloha e,ka ry zareo anie tena pro e;dia aminy maha izay azy dia romotra amin'ny hafa
17. Belami
(
25/05/2009 10:02)
mila mizatra miady hevitra politik foana izany fa raha tsy zany tsy lasa pro
19. xxx
(
25/05/2009 12:06)
Nareo kosa ve tsy mahita fa ny tontolon'ny politika izao no tena mibahana @ fiainan'ny malagasy, raha tsy milamina io dia toa tsy stables ny hafa rehetra
Amiko tsara rehefa mahatsiaro ho concerné @ fianam-pireneny ny olona, avy eo ny resaka fanatisme resaka hafa indray
Amiko tsara rehefa mahatsiaro ho concerné @ fianam-pireneny ny olona, avy eo ny resaka fanatisme resaka hafa indray