tokony hipetraka rehefa resy
1. bazylou
(
14/05/2009 21:32)
fa lany andro sy be fialonana fotsiny le tim and co!! :-P :-P
novalian'i benkintana ny 15/05/2009 23:56
3. xxx
(
14/05/2009 22:18)
he!he!he! homano wa ny mosoara fa efa akaiky ny fahareseny lisany
Asa resy @ninona, fa ry zalahy zao no efa resy d mody ahilika aloha!
Asa resy @ninona, fa ry zalahy zao no efa resy d mody ahilika aloha!
5. pikatti
(
14/05/2009 22:37)
slt rakaroka , tsy hay koa zay sporo ataony ao é,fa inona no spaoro ataon'i rakaroka alou é
6. rakaroka
(
14/05/2009 22:49)
:-D :-D :-D :lol: :lol: :lol: Ny spaoro ataoko ve? :roll:
Ka toa spaoro daholo anie na ny firesahana eto, na ny hazakazaka etsy sy eroa
sns...Dia tsy haiko loatra hoe ny inn no mi-interesse ny mpanadina?... :roll: :roll: :roll:
Ka toa spaoro daholo anie na ny firesahana eto, na ny hazakazaka etsy sy eroa
sns...Dia tsy haiko loatra hoe ny inn no mi-interesse ny mpanadina?... :roll: :roll: :roll:
7. pikatti
(
14/05/2009 22:52)
Tsapa fa tsy manana spaoro mihitsy!
enao mantsy no hanotaniako fa tsy azoko ny tianao lazaina eto :?:
iza no tsy ampy spaoro
10. pikatti
(
14/05/2009 23:04)
ty koa ary zany misy kera é (l)
samy Malagasy tsika dia handao hifandray tanàna
samy Malagasy tsika dia handao hifandray tanàna
12. rakaroka
(
14/05/2009 23:11)
:-* :-* :-* ary "sincère" aho milaza fa tsy ny hanenjika an-Rakoto na Rabe no iresahako fa hitsimbinana ny tombontsoantsika samy Malagasy indrindra :
Am-pitiavana , na endrika siaka, na felaka, na ompa angamba, de tout coeur d'abord "fitiavana ny gasy no iresahana! (l) :-* :-* :-*
Am-pitiavana , na endrika siaka, na felaka, na ompa angamba, de tout coeur d'abord "fitiavana ny gasy no iresahana! (l) :-* :-* :-*
14. xxx
(
14/05/2009 23:15)
i pikatti anie mbola zazakely tsy afa taimbodiana kory dia efa miseho mahay politika ,ndana milalao saribakoly fa tsssss
15. pikatti
(
14/05/2009 23:18)
dakoro zah raha samy manana fomba fijery hoatran'izany koa ireo mpitondra antsika ireo ,ka aleo isika no hanomboka izany fiaraha-miaina @ maha samy malagasy antsika izany :-* :-* :-*
16. halloween
(
15/05/2009 07:34)
ha ha ha ! mifandray tanana ndray ny samy TIM resy ato zan !! angamba mifampahery ry lerony tato oe lasa i boaykely de atsika sy dada ny laka !! ny tsy fantany anefa de le oe rah vao misy singambolon'i dada na dizodaka miditra eo na miseho hilatsaka eo de miverina ndray ny lamasinina manosy azy !! ha ha ha !!
17. benkintana
(
15/05/2009 23:56)
ny tgv dia efa voadaroka ao an-kaboné ao ,vita zay ny lohany , iza no manaraka :?:
