Miseho ho milahatra @ VOAFIDIM-BAHOAKA i andry tgvendrana

1. penguin ( 14/05/2009 06:14)
Olona avy nioko ianao ry andry tgvendrana fa tsy olona lany tamin'ny fifidianana fa aza adino. Tsy ny Malagasy rehetra no nadany an'i Marc Ravalomanana saingy lany tamin'ny fifidianana izy. Ianao kosa dia ireo mijoro marobe ireo misy olona tsy nampiasa hery fa nohon'ny barofonareo sy ny capsat dia pempoina tsy hiteny saingy mijoro hatrany. Tsy milahatra amin'ny olom-boafidy ianao fa andry tgvendrana no fahitanay anao. Mirotsaka ho fidiana i Ravalomanana fa aleo ho hita mazava fa tsy tian'ny olona izy ary tsy lany dia lasa fa tsy ongomanta sahalan'ny barofo tgvendrana.
novalian'i fijo ny 14/05/2009 21:51
2. xxx ( 14/05/2009 06:22)
Tsy sahy hifaninana hofidina miaraka @ R8 iny penguin a, efa nitsoaka ny loha'ny HAT zao , fozaorana é
3. xxx ( 14/05/2009 06:38)
lohan'ny hat tsy nitsoaka fa aza manao lainga mahalalà menatra , efa tsy hita intsony izay hanapoahana ny deception :idea: :idea:
4. besandry ( 14/05/2009 06:44)
PENGUINVENDRANA
5. penguin ( 14/05/2009 07:19)
Jereo ny ataon'ireto tgvendrana ireto fa manarak'efa no ataony. Efa tgvendrana izy satria tsisy izany "Train à Grande Vitesse" izany eto Madagasikara fa ny eritreritra sy revin-gadra miampy barofo no hatao. Tsy azon'ny besandry capsat sankanana kosa anefa izahay fa maneho ny hevitray hatrany eto. tgvendrana tsy ilainay mhintsy ary ny safidim-bahoaka azo tamin'ny fifidianana no ilainay. Raha lany amin'izany n'iza n'iza dia izay no lanim-bahoaka aminay. tgvendrana tgvendrana elah
6. tsiafoi1 ( 14/05/2009 07:41)

Ny azo andikana izany safeli-tenin'i Andry "Hilatsaka sy tsy hilatsaka" izany dia :

- te-hampitovy lenta ny tenany @'ireo Filohan'ny Repoblika izy...
- te-hilaza fa manana zo ny hilatsaka, nefa raha ny Lalam-panorenana @'izao fotoana izao de tsy manana zo velively hilatsaka izy. Fa sady tsy ampy taona no mpanongam-panjakana.
- te-hilaza ihany koa fa tsy meloka t@'ny fanonganam-panjakana.
- ny tena marina koa tsy mahasahy misedra safidim-bahoaka fa efa zéro ny charismatique, idd eto Tana. Ny taux d'audience ny VIVA - TVM aza nihena be, na de tsy misy atatatata afa tsy ireo aza eto, mba jereo kely ny étude d'audience médias ny ATW

De aleo antsika vahoaka no hitsara sy hamisavisa
7. xxx ( 14/05/2009 07:44)
i capsat ihany ity dia miomàna rapenguinvendrana fa ho avy izahay
8. manelatra ( 14/05/2009 07:56)
Dia maninona izao i penguinvendrana raha tsy mamorimporina eo :

revingadra sy nofy ary eritreritr'i bary avokoa ny an'i penguinvendrana dia tena penguinvendrana vendrana i rapeng e! olona toa izao ve no hampandroso firenena mety misy manàna fahendrena kosa any ho any
9. dalie ( 14/05/2009 08:05)
Aza be fialonana ianao ry peguin tsy hitovy velively amin'i ANDRY mihitsy ianao
10. reeves ( 14/05/2009 08:14)
Efa zatra PUBLICITE i TGV ka heveriny fa tena President tokoa ny tenany . Ny zavatra tokony ho tsapan`itony olona itony dia ny hoe " NY VAHOAKA ANIE NO MAMARITRA HOE ITY NO ATAO FILOHA " (amin`ny alalan`ny FIFIDIANANA IHANY mazava ho azy ) .
11. xxx ( 14/05/2009 08:30)
eo i andrywui de manoratra mamaly fahatany @ alalan'izao namanabe=manelatra=xxx6=besandry
betsaka kosa zany tgvendrana zany klé :roll:
12. penguin ( 14/05/2009 11:08)
tgvendrana vitsy eto satria olona iray no misoratra maro. Miseho mifampiaro ireo mba mitovy hevitra saingy ny fampitahorana olona no heverin-dry tgvendrana atao.
13. xxx ( 14/05/2009 11:58)
Inona no filaza ny olona iray resin'ny vendrana ry Pengy????
RAVALOMANANA TIM
14. penguin ( 14/05/2009 14:27)
Resaka basy capsat no nilefana fa tsy resaka adi-hevitra sy fananana olona mpanaraka akory. Raha matanjaka araka ny teninareo ianareo dia sahy hanao fifidianana mialoha ary mba ho hita izany hoe efa leo ny fitondrana ara-dàlana ny vahoaka Malagasy. Nohon'ny fahatahorana dia lazaina hoe tsy vonona ny rehetra ary tsy vita ny fiomanana ka maka elanelana lavidavitra kokoa. tgvendrana elah.
15. fijo ( 14/05/2009 21:51)
inona moa no tiana lazaina amin'ny hoe "resy"???????io aloha valiana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1419