les sanctions individuelles à l'encontre de la junte HAT

1. diloo ( 13/05/2009 22:40)
Tsy dia mahagaga loatra raha mandà ny tsy ho kandida ho filoham-pirenena i andry RAJOELINA.
Mazana ihany ireo sanctions internationales mihatra @'ireo tompon'andraikitra ny"Coup d'Etat"ireo.
Jereo ny ambagonvangon'ny "réunion du Conseil de Paix et de Sécurité de l'Union Africaine (CPS de l'UA) ce Jeudi 30 Avril 2009:
-Le Conseil de paix et de sécurité de l'Union Africaine (UA), a décidé ce jeudi 30 Avril 2009 de prendre des sanctions contre les membres civils et militaires de la junte qui a pris le pouvoir à Madagascar au mois de Mars 2009, et rappelle au Gouvernement d'Andry Rajoelina qu'il condamne les actes de terreur et appelle à la mise en oeuvre des instruments contre la violence.
-Cette décision "d'imposer des sanctions ciblées à l'encontre de toutes les personnes, aussi bien civiles que militaires, dont les activités ont pour objet de maintenir le statu quo anticonstitutionnel à Madgascar si d'ici UN MOIS, l'ordre constitutionnel n'est pas rétabli et La décision prise de ce jour par le CPS "sera communiquée au Conseil de sécurité de l'ONU pour qu'elle devienne universelle, pour que tous les pays membres de l'ONU l'appliquent"
Mampieritreitra ihany ireo sazy ireo kity.
novalian'i cyril ny 14/05/2009 08:32
2. bazylou ( 13/05/2009 22:53)
de raharahi'izy inona anefa!! ka tsy ny Nu koa anie no madagasikara e!!!
na aorana izy nahanavandra dia tgv no eo e!!!TGGGGVVVVV
3. xxx ( 13/05/2009 23:04)
kondrana be le valin-teny bazily a
io efa tsy hilatsaka io i Andry zao
ary lesona ho an'zay tady hanongam-panjakana sasany zany ,tsy mahazo dinika mintsy ve elah ty é
4. xxx ( 14/05/2009 02:44)
message

zay zany vao embargo total ,mialà refa tsy zaka fa tsy majaiza zany fitiavan-seza zany
dakoro @ nareo ry diloo fa efa miparitaka sahady ny zanak'ati-doha n-dry zalahy HAT
5. xxx ( 14/05/2009 02:56)
Madgascar si d'ici UN MOIS, l'ordre constitutionnel n'est pas rétabli et La décision prise de ce jour par le CPS "sera communiquée au Conseil de sécurité de l'ONU pour qu'elle devienne universelle, pour que tous les pays membres de l'ONU l'appliquent"


tsipak'ombalahy iny ka tsy mahavoa maha-fanina ,mahavoa maha-faty
6. xxx ( 14/05/2009 04:58)
bazylou:

de raharahi'izy inona anefa!! ka tsy ny Nu koa anie no madagasikara e!!!
na aorana izy nahanavandra dia tgv no eo e!!!TGGGGVVVVV

f'angaha ela tia membre ny Hat eh,ny gouvernement roindefo?
jereo ny tany zimbawe,tsy misy firenena UE sy USA manaiky ny hanomeha visa ny mpitondra tany fahiny dia izay ve no ho tadiavina eto,ny vola hampandrosoana ny firenena efa en milliard dollard no tsy mikiry biby ihany hitondra nefa efa tsy ekena
7. xxx ( 14/05/2009 05:22)
Fa angaha moa tsy izay foana no notenenin'i Andry hoe tsy hilatsaka izy e! na tamin'ny ravalo mbola teo ary dia izay no noteneniny sady izy raha teo tsy afaka milatsaka.
8. benkintana ( 14/05/2009 05:39)
izahay no nanery azy tsy hilatsaka ndrematoa ,ary mila lazainy ampahibemaso zany,raha be vinay eo dia mipoaka eo io
9. xxx ( 14/05/2009 05:45)
aaaaaaa Diso ianao ry malgasy te ho zamerika , nilaza mihitsy kosa izy tamin'ireny korontana voalohany ireny hoe: tsy hilatsaka prezida izy fa tiany hiala fotsiny i Ravalomanana.
10. xxx ( 14/05/2009 06:12)
efa tapi-dàlana ny anao vao miresaka antsokosoko fa tsy maintsy ho hitanao eo fa hipotsaka io ,ny capsat efa lasa any @ pierrot arema ,nampiasain-dry zaly fotsiny de nofirany,tetika be teo ,mijereva archives enao fa tsy mbola niteny ny tsy hilatsaka zany iny rangah iny
11. benkintana ( 14/05/2009 06:14)
tsy maintsy zay ary zay ny baiko ,tsy mirotsaka dia 1point c tout!!!
ary hilanay lazaina henon'ny vahoaka malagasy zany !!!
12. tsiafoi1 ( 14/05/2009 08:28)

Ny tena marina dia ity : Tsy hoe "TSY HILATSAKA", fa "TSY AFA-MILATSAKA" izay no ARA-DALANA. Mody be safari-teny liaka.

Mbola ampiako an'ity aza hoe : NA HILATSAKA AZA TSY HO LANY... EFA NALOAM-BAHOAKA otran'ny tai-nify nontsanina. Aleon'ny vahoaka ihany ILAY RAIKALAHY TEO ALOHA
13. cyril ( 14/05/2009 08:32)
slt tsiafoi ,zay mintsy no tena izy :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2304