IZAHO andrywui dia mila fanampiana fa tsy zakako ny resaka P

1. xxx ( 12/05/2009 10:15)
TSY zakako ny resaka POLITIKA fa aleo zaho anao hatsikana
Izaho dia mpandainga satria

andrywui tsy mahatanty ny resaka politika

penguin mitombina tsara ny resany

azafady indrindra ry penguin raha diso fijery aho

sonia andrywui
2. xxx ( 12/05/2009 10:16)
Fanapiana ara inona hono no ilainao???
3. andrywui ( 12/05/2009 10:17)
NEFA xxx itoi amzany an !!! andraso ary fa hovaiko penguin ref avy eo ny ps ko rah tsy mahatoky elah !! ato ambany ato !!
4. andrywui ( 12/05/2009 10:20)
Hahaha Lazao koa fa efa tanteraka ny "Ranomasina no vala-pariko..." ka nisy ny Mpanjakan'i Madagasikara é ? Na izany na tsy izany dia afindra ny taolambalo rehefa amboarina ny fasana. Tsy nafindra tany amin'ny tranon'i Kidoropaimbo fa tany amin'ny Rova ihany.


raha tsy mino de jereo eo amin'ny diniky kidoropamba io teny soratako io !! haingana fa efa nanova ps aho zao !!
5. xxx ( 12/05/2009 10:21)
kidnapeny rah wui anie hono penguin dia lasany tao ny code hidirana ato @ sera2 e,efa nohezan'i lery nalaina io penguin da navadiny hoe pengiun nefa tratra ihany izao nalainy mihitsy ny code :-D :-D :-D
6. xxx ( 12/05/2009 10:22)
mila fanampiana psychologique zaho andrywui ,
7. andrywui ( 12/05/2009 10:22)
mbola tsy mahatoky ihany ve elah e !!??? tsy efa niteny ah fa hidina vetivety eo amin'ny diniky kidoro ?? de mbola mila porofo ihany ve !!??,?
8. xxx ( 12/05/2009 10:25)
inona no atao any fa tsy eto no manova ps raha mahay noho izaho elah
9. xxx ( 12/05/2009 10:45)
MIhinana mintsy i andrywui zany androany an
10. penguin ( 12/05/2009 10:47)
Aiza ny code azony ry akama fa mbola andrywui io manoratra io a. Ary jereo ny ora sy minitra nanoratako dia jereo koa ny ora sy minitra nanaovany "copy & paste" fa nareo vé mbola manaiky hampiesonin'ny tgvendrana a. "Train à Grande Vitesse" tsisy eto Madagasikara f'aza manaiky hampiesonin'ny tgvendrna wa.
11. xxx ( 12/05/2009 10:49)
TENA MIRAINGIRAINGY I andrywui FA NIFANENA @ MPAKA KITAY HI HI HI
12. xxx ( 12/05/2009 10:49)
proveken'i andrywui ela dia io ,tena man qué be an'ela anie lery eh
13. xxx ( 12/05/2009 10:58)
petsa be i andrywui ato klé
14. xxx ( 12/05/2009 10:59)
lasa nitsoaka sahady ve ry andrywui an,i penguin io efa vonona be raha mahasahy elahy,mangatsiaka fotsiny lery io miandry an elahy io :-D :-D :-D
15. xxx ( 12/05/2009 11:01)
hatrn'omaly anie no efa notokanan'i pikatti ny lohan nedala io é,zao nataon'ny bandy ninana tsara ha ha ha
16. penguin ( 12/05/2009 11:09)
=)) =)) =)) "Train à Grande Vitesse" tsisy eto Madagasikara fa fampiesonana tgvendrana no misy ary barofo capsat.
17. xxx ( 12/05/2009 11:09)
Raha mila fanampiana ianao
rah misy tsy mety ny atao

hihihihihi

DE hanao hatsikana politika zany i wiwi??
Aza miala ato zany enao ry wiwi fa tsy milay reefa tsy misy anareo ny dinika a,
de ijery an'ireto TIM mandreraka be ireto fotsiny ve no atao eto??
aza miala eto zany enao rah tsy zany ho any Ambohijatovo zah hitaky ny fiverenanao an,
18. penguin ( 12/05/2009 11:31)
Sady elah isany ihany koa no tsy bedin'ny capsat ao Ambohijatovo ao. Kodiaran-tsarety Malagasy io ry leireto o. Ary aza adino fa tezitra ny vazaha saria diso ny dikan'ny tgv aty Madagasikara ary nanamafy ireo fa tsy manaiky izany resaka tgvendrana izany satria reharehany sy hitaingenany ary haingampandeha io fa tsy vendrana entin'ny capsat sy ny hafa amin'ny sangany sahala ny an'ny Malagasy. =)) =)) =))
19. xxx ( 12/05/2009 11:37)
zay fa mba misaina @ zay iny refa miverina eo , zany no izy refa miseho hoe besandry a,be ps loatra koa le tary ka lasa tsy voafehiny ntsony hotran'i andry tsy nafehy ntsony ny capsat,boda ny lohany :-D :-D :-D :-D
20. Mirananirina ( 12/05/2009 14:04)
Tsy mahazaka resa P...hi hi hi
hatsikana ndray ato,tena manantalenta mihitsy ny ngasy ka.
Aleo ndray hoana'ny vaza ny site e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0438