Avereno ny KARAJIA ao amin'ny Radio Don Bosco

1. rabaradaka ( 11/05/2009 12:14)
Dadatoa a, Toa nangina daholo ireo nitaky ny hamerenana ny fandaharana KARAJIA ao amin'ny RDB. Izao no fotoana tokony hamerenana izany raha sahy i Odon Razanakolona. Manahy aho fa tsy ho sahy io ranamana io. Avereno dadatoa Odon a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.15