resin'ny GTT ny TGV teo @ 13mai
1. xxx
(
11/05/2009 09:35)
mahavelombolo tokoa izahay nilahatra teto paris nahatratra 3000 selon la police,ry tgv milaza azy ho manana vahoakabe tsy nahangona afatsy 3000 partisan teo @ 13mai,mba niandry ihany hoe hisy hiteny indray izao hoe voakaraman'i ra8 indray ireny.Teo @ ambassade moa raha nisy nilahatra t@ andron'ny tgv tsy nisy afa tsy 25 niaraka an'i gista,sy ry bazilou ary salopard ry wiwi,ry zandikely,ronaldo :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:42
3. xxx
(
11/05/2009 09:55)
MAMO INJAY NY TIM DIA OLONA 1 NO HITA TAO DIA NOHON'NY TOAKA DIA TOA LASA MAROB
4. xxx
(
11/05/2009 10:12)
tsy misy resahina ko ary xxx izany dia mody taoka no resahina. fa ahona e,raha mbola misy filaharana @ manaraka eo eto paris dia mba plus de 10.000 indray no but hanohanaan'i dada . ;-) ;-)
5. pikatti
(
11/05/2009 15:53)
zahay leity sady faly no nirevy no nazaka sipa a, tongava daholo ray akama isany fa le kozy refa tonga any tena milay e,adidy vita ny fahafinaretana azo
