Maro ny ray amandreny nanao CAPSAT ny anaran-janany

1. kidoropamba ( 11/05/2009 09:20)
Tena mahavelom-bola aloha ireto miaramilan'ny CAPSAT ireto e. Hita fa mbola misy miaramila tia tanindrazana ihany ka tsy manaiky vidim-bola sahala amin'ireo jeneraly vitsivisty.

Porofo fa tiam-bahoaka ny CAPSAT dia maro dia maro ny zaza lahy teraka nataon'ny ray amandreniny CAPSAT ny anarany.
Symbole fitiavan-tanindrazana, mpanagadra mpamono olona, mahasahy miaro vahoaka...ny CAPSAT.

Misaotra eram-po eran-tsaina an-dry Cdt Charles, Cdt Lilyson ny vahoaka noho ny herim-po nasehony. Raha tsy teo ianareo dia EFA ANARIVONY ny olona NOVONOIN-DRY JENERALY RAOELINA, NOVONOIN-DRY MANANDAFY...

Misaotra anareo ny vahoaka malagasy.

CAPSAT mahavita azy!
novalian'i xxx ny 11/05/2009 12:57
2. xxx ( 11/05/2009 09:39)
ça alors ??
3. penguin ( 11/05/2009 10:55)
Nahavita ny fandosiran'ny Filoha ara-dàlana sy lanim-bahoaka tamin'ny fifidianana tokoa ny CAPSAT saingy tsy misy fampandrosoana ny fivoarana azo avy amin'ny asany. Ny toe-tsaina sy fifampifehezana simba tanteraka satria ny lohany amin'ny sehatra rehetra azo heverina ho LO avokoa. Ny toe-karena lasa hitsambikina ho aiza rehefa nahavita ireny ny CAPSAT ?
4. kidoropamba ( 11/05/2009 11:14)
Miaramila ny CAPSAT: Mandroaka ny mpamono olona, managadra ny mpamono olona ny asany fa tsy hitondra fanjakana.
Miverena eo Ravalo sy ny forongony sy ny mercenera raha te ahita loza. Ny anay vahoaka dia CAPSAT ihany.

Raha tsy teo CAPSAT dia tsy foana ny habibian'ireo EMMONAT feno jiolahimboto mpanao tennis NIKE.
5. xxx ( 11/05/2009 12:18)
Les pauvres bébés !!!!
6. rabaradaka ( 11/05/2009 12:19)
Ny sipanao sy ny rafilahinao dadatoa atovy CAPSAT ny surnom omena azy de milay !!! :lol: :oops:
7. kidoropamba ( 11/05/2009 12:30)
Efa vita ka. CAPSAT daholo. Io ihany no mba porofon'ny fitiavantanindrazana.

Alefa capsat e.
8. 08051972 ( 11/05/2009 12:38)
kidoropamba:

Tena mahavelom-bola aloha ireto miaramilan'ny CAPSAT ireto e. Hita fa mbola misy miaramila tia tanindrazana ihany ka tsy manaiky vidim-bola sahala amin'ireo jeneraly vitsivisty.

Porofo fa tiam-bahoaka ny CAPSAT dia maro dia maro ny zaza lahy teraka nataon'ny ray amandreniny CAPSAT ny anarany.
Symbole fitiavan-tanindrazana, mpanagadra mpamono olona, mahasahy miaro vahoaka...ny CAPSAT.

Misaotra eram-po eran-tsaina an-dry Cdt Charles, Cdt Lilyson ny vahoaka noho ny herim-po nasehony. Raha tsy teo ianareo dia EFA ANARIVONY ny olona NOVONOIN-DRY JENERALY RAOELINA, NOVONOIN-DRY MANANDAFY...

Misaotra anareo ny vahoaka malagasy.

CAPSAT mahavita azy!



:cry: :cry: :cry: Bravo!!!!! Tena hitampoko hitampirenena kosa alo ny fahamarinan'io teninao io e! Jereo fotsiny fa tena mihamahantra ny Gasy, tapenambava ny vaôka. Tena tia tanindrazan'izy an! Tena atôny mihintsy zay hampahafaraidiny ny vahoka ary tena aleony mihintsy aza mijery vahoka maty nôna satria izy efa manana ny hohaniny anio sy rampitso! An! na! tsy vôvidy vola izy ireo fa vôvidy varimasaka! De inona ny lôka?
9. xxx ( 11/05/2009 12:57)
raha ohatr'izao sarin'i kidoro izao kosa moa ny endrik'ilay zaza maninona, efa ratsy rahateo :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518