TAZANA TENY @ FILAHARANA OMALY I andrywui
1. pikatti
(
11/05/2009 05:32)
Nalahelo toko ny fitantaran'ity namana ity ny nanjo azy ary nilaza ny antony nahatongavany teny
Nilaza moa i andrywui t@ zay fa izy dia nampanatenaina ny ho ministry ny fialam-boly sy ny hatsikana,tena petsa tokoa ranamana ka zay ozy no mahatonga azy mampiseho ireo talentany eto @ serasera
Nandray mégaphone mintsy nedala tao ary tezitra be hoa mialà tao tgv refa tsy mahavita azy
Aza kivy lesy andrywui fa mbola ho avy ny fotoana :-D :-D :-D

novalian'i Mirananirina ny 11/05/2009 14:12
2. xxx
(
11/05/2009 05:43)
Siora an'izany ve nareo é, lery mantsy ato be de be sao ary i halloween no tazanareo tany klé =)) =)) =))
4. pikatti
(
11/05/2009 05:51)
Tena izy mitsy kah ,misy ny sariny ato e,fa le fomba firesany de tena le valy boraingina hotran'ny ato reny ihany ,tsisy valaka fa neveriko hoe mba sérieux le ranamana ,niverina de A à Z ny resakay tao fa mifangaro be le resaka ,mila fanampiana le namana é,no pyeé-ko café aloha alohan'ny sarahana,
Antsoiko ndray elah andrywui @ manaraka fa aza kivy é,fiainana daholo lesy zany a,aza adino fa tsy maharitra ela eo ntsonyn io kah
Antsoiko ndray elah andrywui @ manaraka fa aza kivy é,fiainana daholo lesy zany a,aza adino fa tsy maharitra ela eo ntsonyn io kah
6. xxx
(
11/05/2009 07:15)
Nananganan-dry zalah dinika elah ry andrwyui a, rabigogilabanga sy ny zanany ato manafay
8. xxx
(
11/05/2009 08:44)
ra andrywui sy bazylou no teny bastile,i rabazy koa mantsy mba mitetika ny minisitry ny serasera kanjo tsy tafa :-D :-D :-D
10. xxx
(
11/05/2009 09:17)
dia maninona moa lesy izao raha mba tsorina hoe ialahy ihany no bazilou ry ravalotgv ,
snif snif troufffff
snif snif troufffff
12. pikatti
(
11/05/2009 13:34)
Tena marina izany ry mirana a,lasa mpiakama be zao zay fa na tsy mitovy aza ny fomba fijery dia mbola eo ihany ny maha-Malagasy é,tsy nampanino ahy mintsy ny niatoka café an'lery,de nangataka 2eur nedala hividianany sorà hono
Fa nikoziko lery hoe refa serasera de manafay ihany zah hoa
,fa tsy hanao resak'etotra ntsony hono lery manomboka androany :-D :-D :-D
Fa nikoziko lery hoe refa serasera de manafay ihany zah hoa
,fa tsy hanao resak'etotra ntsony hono lery manomboka androany :-D :-D :-D
13. andrywui
(
11/05/2009 13:55)
Okay letsy pikatti a! voaray ny hafatrelah lets ! tena mitady ahy marina zan elah an ??
--letttyyy ee! niantohanlah café aho de nomenlah 2euro hividianako sorà ?? zay zan no tena vavanlah amiko ? ok lets a !!tena maharary aloh iny nanaovanlah ahy iny fa ze voa manodidina e !! otranlé akamanay voatifitra be teo A/tsorohitra ihany cio !! fa ref mba voa kosa aza minainaina a !!

14. pikatti
(
11/05/2009 14:01)
Aza tezitra be elh andrywui fa sao marary eo sady ny andro ratsy ty tsy mahatsara ny fahasalaman'elah,lany ihany ve le kebab aloh é, mila force elah
15. Mirananirina
(
11/05/2009 14:12)
tena komika koa nareo reto marina moa hi hi hi
Ity ny anareo 2 lahy e :* :* :* :*
Ity ny anareo 2 lahy e :* :* :* :*