KATAHOTRA BE RY MANANDAFY !notampenambava indrisy ! ndroo !

1. xxx ( 08/05/2009 20:48)
NOTAMPENAMBAVA NADRITRA NY FIVORIANA ? TSY NAHAVITA NANOFOKA AKANJO AKORY AZA NOHON'NY FAHATAHORANA

BETSILEO MPANDRANGITRA ADIMPOKO

REHEFA RESY RY ILAY SDF GIGOLO ITY DIA AZA MANDRANITRA ADIMPOKO AO AMIN'NY WANADOO AO !
novalian'i xxx ny 09/05/2009 15:08
2. xxx ( 08/05/2009 20:51)
milelalela tahaka ireny alika tsy nahita tolana ireny .
3. xxx ( 08/05/2009 20:55)
TAPIDALANKALEHA TSY NAHITA NATAO INTSONY HANALANA NY SASANY DIA LASA MITAPY SY MERY SAINA TANTERAKA

SARANGA tao ambany tao no nisy ilay izy rehefa hitan'ny dada , tadindokanga tsy mitovy , jamais ................ ny loup teraka loup dia maty loup na nianatra 9 taona tao aorian'ny bac aza mpitsabo ny fony marary izay tsy misy fanafody intsony ;;;;;;; maizina mikitroka ny andro navela nilelalela izay mikitroka fa efa tsy hita ihany ny lokony
4. xxx ( 08/05/2009 20:57)
Iza no hatahotra izay mpitsoamponenana , nandao ny tanindrazany , tsy mahasahy miverina any akory
hoy ny ankizy hoe aiza i dadabetsy
5. xxx ( 08/05/2009 20:59)
tsy hain'ny olombelona ny mikaoty elefanta , sahirana ny sain'ny olombelona dia navela nivazavaza nanasa vangy dia ny elefanta tao tsimbazaza no tsy hitako
6. xxx ( 08/05/2009 21:00)
mahalalà menatra fa aza mandrangitra adimpoko rehefa tapidalankaleha , fa maninona ny tenin'ny avy ao tanà no teny ofisialy ???????????????????????, rabetsy ???
7. xxx ( 08/05/2009 21:03)
Mbola ixxx ihany ity

Raiso ny andraikitra , rehefa manao complot ratsy dia ireny no hiafarany
avelan'ny olona hivazavaza toan'nyadala sisa dia tsarain'ny olona @ vavafoana navoakany mongab katahotra ,mpandainga tsy misy direction ny angidina dia any an-kady no hiafarany
8. xxx ( 08/05/2009 21:05)
Nohanina hatramin'ny bàkirarondra8 nefa tsy norarahiny akory , fa nangataka fitiavana , hamidy ny fitiavana ry elefanta 700 a:kg ny vidin'ny avonavona
9. xxx ( 08/05/2009 21:07)
ZO N NY OLONA REHETRA NY MIAVONAVONA RY ELEFANTA TIM RATE A ! REHEFA TSY MITOVY NY TADIDONKANGA
10. fijo ( 08/05/2009 21:15)
misy adala ato ka manahirana be
11. ravalotgv ( 08/05/2009 21:17)
ra xxx daholo no ato zany ao koa ve ra hery zay
sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
12. xxx ( 08/05/2009 21:17)
FIJO IO ADALA IO
13. xxx ( 08/05/2009 21:18)
voatsindrona indrai rafijo dia nitotena toa ny lolofotsy
14. ravalotgv ( 08/05/2009 21:19)
voadona fijo ron i lery
sniff
tcrouff
:^) :^) :^)
15. xxx ( 08/05/2009 21:22)
mbola ixxx ihany ity , ensemble mainty fripy , kiraro teny @ secour kato , mbà te ho jerena i elefabta dia mivazavaza b na i mongb aza nilaozana nanamboatra tadidonkanga
16. xxx ( 08/05/2009 21:23)
aza mitonontena toa ny lolofotsy rafijo a ! :-P
17. xxx ( 08/05/2009 21:24)
MANAHIRANA RAHA I RAFIJO NO LASA ADALA
18. xxx ( 08/05/2009 21:26)
feno nga ny 18
19. fijo ( 08/05/2009 21:26)
mihania ihany hazo ry zalahy ô
20. xxx ( 08/05/2009 21:27)
mbola i xxx ihany ity , mandrangita ihany anie adimpoko ry lé tsy misy apoaka ity e ! fa tena horiatan'ny capsat tsy hananay antra

Dia aza mivazavaza eo anoloandravolombava intsony fa makarenintsofina azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7195