dialaogy

1. artefy ( 08/05/2009 10:27)
Teo ambony fandriana tao an'efitra no niseho ity resaka ity:

Bema: Peta o! eo mba lelafiko kely ny an'i Peta...
Peta: Ao ary aloha inonoako kely ny an'i Bema e...
Bema: Ka ny ahy ange henjana be izao e...
Peta: Ka ny ahy koa aza ity efa mivoaka rano ko...

Tampoka... avy any amin'ny efitra ilany
Dadan'i Peta: Inona izao ataon'ialahy ny zanako izao ry Bema...???
Bema: Tsy izany fa mba tiako lelafina kely ilay glace eny amin'i Peta iny de ny Biberon eto an-tanako indray no lazainy fa inonoany hono, nefa ilay tetine vao avy novidina de mbola henjana be, de ilay glace efa manomboka miempo de mivoaka rano
Dadan'i Peta: noheveriko ho zavatra hafa aza koh...

Izay rehefa ratsy saina...
novalian'i xxx ny 08/05/2009 13:23
2. xxx ( 08/05/2009 10:44)
hita mitsy hoe blaguen jodasy
3. xxx ( 08/05/2009 13:06)
:-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 08/05/2009 13:23)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0887