Zao ve dia tsy hankarary fo raha mbola manana fo mitempo

1. Noue ( 08/05/2009 09:05)
[size=70]Les militaires ont perquisitionné jeudi vers 16h la maison de connaissances de la famille de M.Constant Raveloson à Ilanivato. N’y ayant pas trouvé le leader légaliste, ils ont arrété et emmené à Ambohibao une jeune fille de 20 ans et un garçon de 16 ans [/size]

dia atao inona zao ireo ankizy ireo??? fa naninona ny capsat ireo ankizy ireo ?? Sao dia mba tokony misaina kosa ireo capsat sy militaires fa nahoana no hampijaliana tsisy farany tahakizao ny olona eee ???
novalian'i xxx ny 08/05/2009 23:54
2. Mirananirina ( 08/05/2009 09:37)
salut Noue,za ange misy miteny ndray atsy hoe tsy mahita fialahamboly afatsy eto e?
Tsy mahita samborina intsony e,ny tsy manatsiny no samborina,sahala aminy terroriste marina.
Barbare be mihitsy ry zalahy ireto. :(
3. Oay ( 08/05/2009 10:30)
Noue:


dia atao inona zao ireo ankizy ireo??? fa naninona ny capsat ireo ankizy ireo ?? Sao dia mba tokony misaina kosa ireo capsat sy militaires fa nahoana no hampijaliana tsisy farany tahakizao ny olona eee ???



Ataoko angamba fa biby raha toa ka mbola misy hilaza fa rariny ny zavatra toa izao.

Eto kosa anefa ny tenako d manontany antsika mianakavy manao hoe "AHOANA NO TOKONY ATAO MBA TSY HIVERENAN'NY ZAVATRA TOA IZAO INTSONY @ MANARAKA" satria tadidio fa:
_Za aloha tsy nahita ny t@ 1972 fa raha ny tantara henoko d toa izao koa no nahazo ny MONIMA t@ izany andro izany, herimpamoretana sy hery setra!
_T@ 1991 d efa hitako kosa fa toa izao no nahazo ny Hery Velona!
_T@ 2002 d ohatran'izao no nanaovan'i Ratsiraka sy Koutity ny vahoaka!
_2002-2009 d ohatran'izao no nanaovan'i Ravalomnana ny mpanao politika.
_mai 2009 d izao no ataondry Charles sy ny HAT.

Noho izany raha tena tiantsika marina ny tanindrazantsika ka tiantsika hiaina ao anatin'ny filaminana maharitra ny taranantsika d mila mihezaka isika hanao izay hametrahana LALANà IZAY TSY HOAZOn'OLON-TOKANA OVAOVAINA!


4. tsiafoi1 ( 08/05/2009 10:56)

Efa akaiky ny fetrany de manao bodongerona faramparany... délai 1mois
5. xxx ( 08/05/2009 11:02)
taminy 2002 2009 kosa tsy nisy miaramila naka ankeriny ohatrizao ry oay a, fangaha panao pôlitika ireo ankizy mianadahy nalaina ireo??? :-D :-D :-D
6. reeves ( 08/05/2009 11:02)
Tsss , ka ilay lalàna anie misy fa tsy ampiharina e ! Izay foana ilay teneniko hoe mila FAHEFAM-PITSARANA MAHALEO TENA SY SAHY MANDRAY ANDRAIKITRA fa io no aro fanina tokony hapetraka . Tsy misy sahy mametraka an`io ny Mpitondra rehetra teto satria MITETIKA NY HANAO ZAVATRA RATSY rehefa tonga eo . Ny FITSARANA dia voabaikon`izay MPITONDRA FANJAKANA misy eo foana ! Tahaka izany koa ny RNM sy TVM , lasa mibahan-toerana ny HAT amin`izao ary voasazy ny mpanao gazety mamoaka ny hetsiky ny legaliste . Izany rehetra izany dia mila fanovana ka tsy haiko hoe rahoviana vao ho tanteraka ? Hoy Tselonina izay hoe " Kely finoana aho raha toa ka milaza , mbola hisy fandrosoana ihany ve i Madagasikara , mampalahelo " . Olana amin`ny FIOVAN`NY TOE-TSAINA MIHITSY manko ilay izy ary izay ilay FAHAMARINANA ANATY izay dia mbola tsy hananantsika gasy mihitsy . Jereo ny an`ny olona ireny Bernard Tapis , tsisy resaka fa migadra rehefa fopla , jereo ny zanak`i Mitterand , Jacques Chirac ..sns tsy mahamenatra ny Fitsarana ny manadihady azy rehefa misy zavatra mampiahiahy nefa ny antsika , ny efa migadra na mpamono olona , ny mpanapoaka tetezana ...sns avoaka satria hono izany hoe "MAHARATSY FIHAVANANA " . Ampiasaina amin`ny tsy tokony hampiasaina azy ilay hoe "FIHAVANANA" ka lasa HORS SUJET DAHOLO . Izao indray ity ny MPANONGAM-PANJAKANA tadiavina ho HO HAMARININA ka izaho aloha dia tsy ho gaga intsony raha lasa fanao eto amin-tsika izao amin`ny manaraka rehefa tsy SAHY NY MANASAZY azy ! Ary amin`izay lafiny izay no tena HILANA " HENTITRA " fa tsy hoe "DIDY JADONA " .
7. Oay ( 08/05/2009 11:15)
reeves:


Izao indray ity ny MPANONGAM-PANJAKANA tadiavina ho HO HAMARININA ka izaho aloha dia tsy ho gaga intsony raha lasa fanao eto amin-tsika izao amin`ny manaraka rehefa tsy SAHY NY MANASAZY azy ! Ary amin`izay lafiny izay no tena HILANA " HENTITRA " fa tsy hoe "DIDY JADONA " .




reeves a! Hitako hoe manana saina tia mandalina ianao mahafinaritra izany ka mba misarika anao aho raha sanatria ka mbola tsy nataonao ilay izy manao hoe :"MBA ALALINO HOE NY ZAVATRA NOSENDRAIN'ny TANDREFANA VAO TONGA AMIN'iZAO FILAMINANA EO @ FIFANDIMBIASAMPAHEFANA TO IZAO RY ZAREO"

Ohatra tadidio fa alohan'ny taona 1964 d olona maro no maty tany USA tany niady t@ resaka ségrégation, 40 taona aty aoriana anefa d olona issu an'ilay karazan'olona nolazaina fa mitovy @ biby no tonga prézidà.

Ka hoy i Oay manao hoe "MANINN NY MALAGASY NO KELY FINOANA SY MORA VERY FANANTENANA" andraikitr'isika mianakavy ny manova an'izany,

Matetika isika d variana mitsikera sy manimba ary manozona aza moa ny sasany mba tsy hety ny zavatra ataon'izay eo @ fitondrana! Jereo ny tany USA t@ Krizy fa nisy ilay atao hoe unité nationale!
8. xxx ( 08/05/2009 11:19)
Tsy mety izany eo imason'ny ankizy ary ny andraikitr'ireo olon-dehiba mahatonaga izany rehetra izany , sambory ny capsat e ! tsotra be ataoko izany
fa maninona no matahotra azy ry tsiafo
9. andrywui ( 08/05/2009 14:25)
tsy misy milaza aloha fa mijaly ireo ankizy ireo !!fa kosa hevitra handomana ny moralin'i ra-costa io mba hipoitra !! mazava be io fa aza de manitatr e
10. sitlo ( 08/05/2009 15:06)
Enga anie ka tsy ho-violeny ohatra ny nataon'ny milisy tamin'ny 2002.
11. xxx ( 08/05/2009 19:44)
maninona no manendrikendrika olona ianao ry stilo , rehefa tsy voenjika ny olona dia aza mamorona sa tahaka ny toe-tsain'ny biby ny sainao

SA HIANAO NO NOVIOLENA ?
12. sitlo ( 08/05/2009 19:57)
Efa nanao vavolombelo tsara mihitsy ilay vehivavy fa rehefa tsy maharaka ianao dia aza ny olona no atao manendrikendrika.

Dia teneniko koa hoe nisy ireo natao olona nataon'ny milisy bouclier humain tamin'izany dia manendrikentrika koa hoe. Koa raha tsy paiso izay koa hoe 7 taona dia hanadino.
13. ravalotgv ( 08/05/2009 20:06)
ataon ra lery mitsingalambaongidina ny tanana

c'est l'homme fort de tananarivo

mipetraha tsara agnareo merina hono
:roll: :roll: :roll: :roll:
14. sitlo ( 08/05/2009 20:26)
fa ity TGV angaha hono tsy malama loha?
15. ravalotgv ( 08/05/2009 21:18)
marar ryfo ry zareo

sniff
tcrouff

:-D :-D :-D :-D :@ :@ :@ :@ :@
16. fijo ( 08/05/2009 21:37)
marina ilay fanontaniana hoe "inona no atao tsy hiverenan'ny toa izoa intsony,"
io dia ny fiaraha midinika ihany,ary dinika tsy misy fanilihana olona.
rehefa tafajoro izay fifanarahana aorinan'io dinika io,dia atao ny lalana fototra,izay lalana hampiarina fa tsy atao haingon taratasy.
izay ihany no lalana tokana hialana izao ady lava tsy mamokatra izao
17. xxx ( 08/05/2009 23:54)
Mila miteny ny PM na porte parole aloha izao fa tsisy hita mihintsy ny manam-pahefana, fa nahoana??
Iza no tokony hifehy an'ireo miaramila ireo ??
Tsia ,tsisy mipoitra akory na iray aza !!!
DIRECTOIRE MILITAIRE qui ne dit pas son nom
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5978