mbola feno revingadra ny tim

1. bazylou ( 08/05/2009 07:51)
hoy top mada
""La HAT doit d’abord étre dissoute
7 mai 2009
Avant toute discussion, les légalistes demandent l’arrét des violences et des arrestations et la libération des personnes qui ont été arrétées. Dans son discours, Alain Andriamiseza a déclaré que comme à leur temps les partisans de la HAT ont demandé la libération des prisonniers politiques avant toute discussion, maintenant les légalistes demandent la libération des leurs.
Ce ne sera qu’après que ces conditions soient satisfaites que les légalistes vont parler de préambule aux discussions dont le retour de Marc Ravalomanana et la dissolution de la HAT.

Les légalistes de poursuivre qu’ils continueront leur manifestation jusqu’à ce qu’un consensus sorte de ces discussions. Plus d’un millier de légalistes s’étaient rassemblées dans l’enceinte de l’auditorium du Magro Ankorondrano.

Les légalistes prévoient un grand mouvement ce vendredi mais l’objet ni la forme du mouvement n’a pas encore été révélé.""

tsy hisy izany!!!! ary raha toa ka hisy aza, de ahoana ?? iza no neutre hitarika an'i MAda sy ilay fifanarahana ??
2. kasimodo ( 08/05/2009 08:23)
Tsy hita eh... tsy maintsy mirediredy kely aloha d rehefatreo manakorontana firenena am'zay kno... tsotra be
3. tsiafoi1 ( 08/05/2009 10:59)

Bodongerona sy amboletra faramparany hoa ny an'y HAT fa efa atomotra ny fetrany.... 1mois
4. andrywui ( 08/05/2009 14:29)
TSYAFOI zany manao hoe 1mois sisa !!! mazava zay de :
HERY manao hoe 3mois nanomboka tamin'ny 9avril izy nilaza anzay ,zany oe 2volana sy 1 andro sisa ny azy (faminanaiana samihafa ny anareo mitsam zan )!! de hiaraha mahita eo zan ary !! fa kosa aza mitsoatsoaka amnio zavatra lazainareo io nareo ref tonga lay fotoana !!!
5. xxx ( 08/05/2009 22:55)
A ry elah zany andrywui milaza fa komadà charles no ho lany président
Dia i oay i kolonely Ndrinarijaona no lazainy
Dia bazily milaza fa i Ramaromisa

Dia ho hitantsika eo ary zany
6. Mirananirina ( 09/05/2009 11:03)
A ry elah zany andrywui milaza fa komadà charles no ho lany président
Dia i oay i kolonely Ndrinarijaona no lazainy
Dia bazily milaza fa i Ramaromisa

hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071