Manomboka ankahalain'ny HAT i Alain Ramaroson

1. rabaradaka ( 08/05/2009 05:49)
Ady sy savorovoro no misy ao Ambohitsorohitra efa ho herinandro izay ry dadatoa a ! Mifanipaka toa valala an-karona ry Sareraka sy Ratsirahonana ary Alain. Ity farany zao dia halan'ny HAT satria na ny HAT aza efa tsy mankasitraka ny terrorisme ataon'ni Alain sy ny Commandant Lillyson sy Charles.
novalian'i xxx ny 08/05/2009 22:48
2. Mandefitra ( 08/05/2009 06:15)
Ka ramakavelo aza efa mitady hiala ilany ko :
Pour le parti AME, il est grand temps d’avancer en ouvrant le dialogue et en se tournant vers les aînés qui sont la FFKM.

Matahotra ny sanction ngamba zoky be
3. xxx ( 08/05/2009 06:16)
routsksss routskk =)) =)) =))
4. saranga ( 08/05/2009 06:26)
Enao mihitsy ry xxx no alika saina, sady AREMA fahiny no mpandoro trano
5. xxx ( 08/05/2009 08:38)
saranga;aza manalika olona kosa enao e! hita fa fitondrana tsy mamely reo aleo hifamihinany nem any
6. xxx ( 08/05/2009 10:43)
asaivo averiny ny Hummern'olona nangalariny e.Aza mialona ny an'ny olona rehefa tsy mahavidy ry foza a.
7. fijo ( 08/05/2009 21:48)
hihihihi oka letsy.de avela fotsiny eo izany io seza io fa tsy misy drala??
8. xxx ( 08/05/2009 22:48)
Aleo lesy ry saranga samy hitovy saranga daholo ny olona a, efa tsy miaina any @ moyen age ntsony rangah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1789