polotika
1. dylane83
(
07/05/2009 12:27)
o ra malagasy o;mba miova ty toe tsaina fa aza manao ory havamananaƩ;aza de manaiky ataony oul fitovana fotsiny zao ny vokany;tadidio fa reo oul mibodo toerana reo nge ka(ils mangent a leur faim e) ;manara kzany:nareo ray amandreny: aporisiho ny zaza hande ( ecol) mba asio zvtra ao anaty saina ao fa aza d atao pok aty reƩ;zao ho entiny oul @ sangany daholo(zany le hoe mila raharaha toan drainizafy lemena
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:00
2. razily2
(
07/05/2009 12:39)
izao no tokony hamaranana azy
Tsy azo atao intsony ny miresaka tim sy tgv fa samborin ny capsat. tokony ampiakarina ny vidin entana satria ny vahoaka no nametraka an i tgv teo ary ny vahoaka ihany no tsimaintsy iharan ny fiakarambidy donky aza mimenomenona. Izay tsy faly ndana manao fitarainana any amin ny capsat ary raha vao vita ny fitarainana dia hosamborina ianao. Ry zoky tony koa moa miredirediredy sa maninona fa angaha misy olana raha manao sonia i Oay. I falyfenosoa aza mba efa mitonotena toy ny kisoa dia mbola tsy faly ihany ny tim, odiany mahay tantara eo nefa manao copier coller no betsaka. Tsara koa ilay fiantsiana satria raha tsy misy izay dia manjary tsy misy adihevitra. Ny ahy aloha efa nahazo seza izao ka dia tsy raharahako intsony izay hifamonoan ny malagasy eto.
- Tokony hovonoina i manandafy atao exemple ho an ny capsat satria misy element incontrolable ao.
- Ampidinina ny gradin ireo jeneraly sy colonel tsy mandray andraikitra sy manao politika
- Gadraina izay tsy manaiky ny hevitrin ny hat
- Hilamina ny tanana rehefa mivoaka daholo ny miaramila afaka mandroba
- alefa exil i roindefo sao mikomy ny tandroy avy any antsimo
- alefa ao la reunion i rajoelina sao de vonoin ilay miaramila mafy be iny rehefa tsy mahazo vola izy
- handefasana mercenaire hampijaly an dra8 fa tsy hamono (terroriste arabo no tsra)
- tsondromina insuline i ratsiraka mba ho overdose
- amidy i tananrivo fa maloto be loatra
- amidy i nosy be sy sainte marie satria efa vahiny sisa no any fa mpiasabe ny gasy kely sisa hita any
Ho hitanareo fa ho tanteraka ireo fa aza maika. Ny miaramila no matanjaka satria azy irzeo ny fitaovampiadiana.
Rehefa ho fantatr izy ireo ny dikan ny hoe ''pouvoir'' dia tsy asiana fifidianana eto madagasikara
aleo aloha mihinambola sy mangataka budget d'aide amin ny firenena hafa mba ahafahana mampitombo ny harenan olombitsy
Rahonana ireo vahoaka izay miseho miteny
Ho velona kely imadagasikara
Hoy razily1

3. xxx
(
07/05/2009 12:53)
i 2 aza mifandrangitra
misaotra :twisted: :twisted: :twisted:
marenitsofina mihintsy i 2
ho samborin'ny capsat eo indray i 2 a!
misaotra :twisted: :twisted: :twisted:
marenitsofina mihintsy i 2
ho samborin'ny capsat eo indray i 2 a!