MIVERINA MILAHATRA RANO ENY @ PAOMPY NDRAY ZAO NY OLONA

1. xxx ( 07/05/2009 00:17)
Tena miverina any aoriana 20ans ndray ty ny firenena Mlagasy,
Ny vaovao farany dia milahatra matsaka rano daholo indray zao ny faritra eny Ambohinjatovo Ambondrona Behoririka
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:47
2. benkintana ( 07/05/2009 00:21)
Tandremo maka vola maloto fa BOUM,
mila manaja ny zon'ny malagasy ny fitondrana dia mahazo vola ianreo mpitondra hikarakarana an'i Madagasikara
3. xxx ( 07/05/2009 00:24)
ka efa manao zay tsy fanao fa efa may ny endimboanjony é
4. essera ( 07/05/2009 06:41)
xxx:

Tena miverina any aoriana 20ans ndray ty ny firenena Mlagasy,
Ny vaovao farany dia milahatra matsaka rano daholo indray zao ny faritra eny Ambohinjatovo Ambondrona Behoririka

Manadihadia kely aloha alohan'ny itenenana fa tsy mahara-baovao mihitsy ianareo izany. Nanao filazana ny JIRAMA ry xxx fa misy fahavoazana ny matos mpanosika rano ao Mandroseza ka tsy mahatosika. Hatrany avaradrano, ny ville, Atsimondrano samy tratran'io.
Ny mahatonga ilay milahatra dia kely ny tosiky ny rano fa tsy hoe nasain'ny HAT nilaha-drano ny olona. Ary mba hazava tsara aminao dia ampiako kely hoe : AFAKA 15 JOURS DIA MIVERINA AMIN'NY LAONINY NY FAMATSIAN-DRANO. Nandeha tamin'ny tv s radio io fa areo angamba tsy mihaino tsara fa izay miseho dia ampifandraisina amin'ny resaka politika daholo.
Maninona raha ampiana hoe : tgv no nahatonga ny gripa-ksoa tan Meksika d mba mimémé be zay avy eo.

:-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 07/05/2009 06:53)
Diso be ianao raha io anaty baty kely tv io fotsiny no henoinao zany no mahatsy mety lay dinika aminao ry oay=essera=falyfenosoa :-D :-D :-D
Ampandriana andrisa dia fanina eo ,fantatrao ve fa fomba hamenoina ny tsy fakasitrahana ny tsy nahazaoany karama koa io , ny vaovao eto lesy tsy misy tsy voasivana zany vao mivoaka sao hikatona eto na voaroaka eo
6. essera ( 07/05/2009 06:58)
Tena efa mamo ty bandy ty ka lasa izao indray no mapmé aminy :
OLONA 3 NO EO ALOHANY DIA AVADINY HO OLONA IRAY.
Tsy mandroroa intsony zany fa tena GILA BE MIFANOLOTRA MIHITSY.

:-D :-D :-D
7. xxx ( 07/05/2009 07:01)
Tratra lisany zany de mody mivanitika sisa :-D :-D :-D
8. fijo ( 07/05/2009 20:47)
mila dinika faobe mihintsy ny ao amintsika ao,fa tena mampalahelo rah atoa ka izoa foana no hitranga any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1165