fijo

1. fijo ( 06/05/2009 21:26)
misy resak anatsipin'i falyfenosoa momba ahy sy ny havako ato,ka efa novaliako eo ambany eo.
ny tiako lazaina fotsiny dia izao.amiko ts yravalo no toanako eto,fa ny aradalana.ka na i andry na i ratsirak ano lany aradalana ao mada,dia izay no izy amiko.fa tsy olona manongam panjakana.
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:45
2. razily1 ( 06/05/2009 22:14)
minanemannn io fa mataotra
:-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 06/05/2009 23:10)
TSIA diso lisany ry zalahy a, i fijo efa zay hatrany amboalohany ary deraiko eto izany principe-n'i lery zany
ny voafidi-bahoaka no ara-dalàna
4. Oay ( 07/05/2009 05:24)
Ny zavatra tsy azon'ny olona @ ilay hoe avereno @ ara-dalanà d izao:

_Fanonganampanjakana na coup d'Etat iny nataon'ny VAHOAKA notarihan'ny TGV iny! noho izany mba hiverenana @ ara-dalana d mila manao fifidianana isika satria tsy nanaradalanà ny fomba nametrahana an'ilay fanjakana @ izao fotoana izao!

_Mbola averiko fa nanao fahadisoana i Andry Rajoelina teo @ fomba namindrana ilay fanjakana, ny fahadisoana nataony d MAIKA LOATRA.
Ny zavatra novolavolain'ny Amerikanina anefa d efa en sa faveur satria mbola averiko fa ny AMERIKANINA no NANERY an'i Ravalomanana hamindra ny fahefana t@ miaramila, io FANERENA nataon'ny Amerikanina io no nahatonga an'i Ravalomanana nitsoaka satria fantany fa tsy misy afaka miaro anazy intsony raha vao miala ny Be Kintana.Miverina @ ilay hoe efa au profit an'ny TGV ny zavatra nataon'ny Amerikanina satria nasain'ny Amerikanina nandika ny lalampanorenana i Ravalomanana noho izany aloha d azo atao ny manala @ fomba ara-dalanà an'i Ravalomanana noho ilay nanitsahany ny lalampanorenana.
Io fanitsahana lalampanorenana io d afaka nananganana HAT @ fomba nanaraka ny lalanà d toa izao izany:

1°Nahongana i Ravalomanana satria nanitsaka ilay lalampanorenana:

>>d avy eo ny HCC manao an'ilay procédure de vacances de pouvoir
>>d avy eo indray d miteny ny HCC manaao hoe tsy maintsy mi-tenir compte an'ilay fihetsiketsehambahoaka izahay hiverenan'ny filaminana noho izany d atolotray an'i Andry Rajoelina ny fahefana mba hitohizan'ny fitondrampanjakana (continuité de l'Etat) d raha nanaraka an'izay ny TGV d ara-dalana ilay fomba nametrahana an'ilay fanjakana d ara-dalana ny HAT.

2°Nomena fahalalahana ireo miaramila namindra t@ fomba ara-dalana tsy tao anatin'ny korontana ny fahefana t@ i Andry Rajoelina, zavatra azo natao tsara ihany koa io!

3°Satria tsy voalazan'ny lalampanorenana ny famindrampahefana @ miaramila d tonga d notorina tao @ HCC ny tsy maha aradalana ilay famindrampahefana d caduque ilay hitsivolana iny d natsangana indray ny HAT noho ilay situation d'urgence nanjaka teto @ tanana!

Mila manao fianarana ambony rehefa hitondra firenena satria @ izay manana ilay capacité hanao analyse sy hahita ilay lojika mba tsy anaovanaovana fona é!
Jereo fa izy mitsama anie samy nijabaka é! ny iray nasain'ny olona nanaonao fona ny faharoa tsy nandinika kely fotsiny d lasa ilay réconnaissance intérnationale no mise en mal!
5. xxx ( 07/05/2009 05:37)
hoy i oay

Mila manao fianarana ambony rehefa hitondra firenena satria @ izay manana ilay capacité hanao analyse sy hahita ilay lojika mba tsy anaovanaovana fona é!
Jereo fa izy mitsama anie samy nijabaka é! ny iray nasain'ny olona nanaonao fona ny faharoa tsy nandinika kely fotsiny d lasa ilay réconnaissance intérnationale no mise en mal!

Diso be izany lesy ry lery a,
raha nisy nahay teo i Amiral Ratsiraka zany no nahatafita an'i Madagasikara ??? TSIA

Io miankina @ ireo teknisiana miaramiasa amin'ny filoha sy ny fiaraha miasa mazava
Betsaka tokoa mantsy ireo teknisiana niaraka t@ R_ saingy tsy nohenoiny sady tsy niarahany niasa mazava tsara,
Raha ny ara-dalàna dia ny lanim-bahoaka ihany,fa io HAT io fanjakana nangalarina
6. Mandefitra ( 07/05/2009 05:38)
Dia ny fahendrena ho an'i TGV dia ny manao fifidianana alohan ny faran'ny taona fa tsy miziriziry ....
Zay monja no andrasana ange ... tsy izany nefa no miseho fa mitohy hatrany ny fanapotehana ny firenena, ny lohamboton'ny capsat, ny fivarotan-tanindrazana, ny fanosihosehana ny zon'olombelona, ny faholoton'ny tanana ....

Ka mahalasa saina hoe fitiavan-tanidnrazana ve zao ataon'i TGV sy ny mpomba azy zao?
7. Oay ( 07/05/2009 05:47)
xxx:


Diso be izany lesy ry lery a,
raha nisy nahay teo i Amiral Ratsiraka zany no nahatafita an'i Madagasikara ??? TSIA

Io miankina @ ireo teknisiana miaramiasa amin'ny filoha sy ny fiaraha miasa mazava
Betsaka tokoa mantsy ireo teknisiana niaraka t@ R_ saingy tsy nohenoiny sady tsy niarahany niasa mazava tsara,
Raha ny ara-dalàna dia ny lanim-bahoaka ihany,fa io HAT io fanjakana nangalarina



Marina ny an'elah fa ny azo lazaina d ilay EGO ao @ ilay olona no mila travailler-ny ary io no tena olan'ny mpitondra afrikanina ils n'ont jamais su travailler leur égo, jereo ny mpitondra Frantsay sy Amerikanina é! mahay mihaino ireo teknisianina efa nolazaiko teto fona moa ireo!


8. xxx ( 07/05/2009 05:57)
Ozy oay

Marina ny an'elah fa ny azo lazaina d ilay EGO ao @ ilay olona no mila travailler-ny ary io no tena olan'ny mpitondra afrikanina ils n'ont jamais su travailler leur égo, jereo ny mpitondra Frantsay sy Amerikanina é! mahay mihaino ireo teknisianina efa nolazaiko teto fona moa ireo!

Koa maninona moa raha ireo lehilahy lehibe ireo ao @ HAT no henoin- Andry fa tsy ny Capsat
Ireo olona ireo anie ka tsy henoiny fa ny lohany ihany é,
Zany fifidianana atao maika izany fotsiny zao misy manoro hevitra azy ny loholona ao ,saingy izy mintsy no tsy te hiala @ zany tetezamita zany ,araka izany anarana izany hoe "tetezamita" tsy tokony hianteherany izany fa mila afindra haingana
9. ari.malala ( 07/05/2009 06:01)
Ny zavatra hitako ts mety mampandroso ny firenena d ny tsy fihainoan'izay rehetra nitondra teo ny feon'ny vahoaka fa ny azy iany! n'iza n'iza! jereo ftsn ny ataon tgv anareo, midina ny zao, midina ny zao, mba efa niresaka t@ reny oul concerné reny v iz sa d décision any anazy rery?
10. xxx ( 07/05/2009 06:10)
Misy olona lehibe manam-pahendrena ihany ao @ HAT saingy tsy henoiny
Ireo olona ireo no efa nanoro hevitra ny hampandrosoana ny fifidianana ,TSIA no navaliny
Ireo olona ireo no nanoro azy ny henoina ireo solon-tenanan'ny légalistes, TSIA miaramila no nalefany hi-mater zany hetsikin'ny vahoaka izany

Vokatr'izany rehetra izany dia ny miaramila indray zao no tsy miheno azy intsony ary tsy voafehiny intsony

Mialà tao refa tsy mahazaka é, ataovy ny fifidianana ary mba henoy ny zokiolona fa tsy adala akory ny HANA-DRAY AMAN-DRENY
11. fijo ( 07/05/2009 20:45)
io voalazan'i ari malala io no marina.i ravalo iny rah anihaino ireo mpanolotsaina azy,tsy izao no niafarany .fa adalany ny azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0387