fisamborana!!?!?!?

1. taralila09 ( 06/05/2009 05:25)
FANAPEPOANA NY TERRORISME SY VIOLENCE NO ATAO
ARY FITAKIANA NY FANKATOAVANA NY FANDAMINANA ADDIS ABEBA

ATAO HAZALAMBO HONO ATOA CONSTANT RAVELOSON

Tsy maintsy avaditsika ho herin'ny tolona io fandrahonan-kofaty nataon'i Charles tao Ankorondrano io.

Na mahazo vahana io fomba ataony io dia bibilava sinambotr'ankizy isika.
Na voapetraka HAINGANA TSY MISY HATAKA ANDRO @ media rehetra, @ fitsarana sy ny mpiaro zon'olombelona ary indrindra @ mpifandray @ diplomaty dia ASIANA FARANY IO SETRASETRANY IO. Fampiharana ny points 6 sy 8 @ Addis Abeba.

1°- Tsy misy taratasy fiantsoana azy ho eny Ambohibao. Tsy misy mandate mampisambotra fantatra hatr@ fotoana nandehanany teny Ankorondrano. Koa fihazana olona tsy misy lalànany no ataon'io Charles io

2°- Raha ny "prétexte" notabatabainy teny Ankorondrano dia tsy inona fa ny tenin'i Fidèle Razanapiera tao @ VIVA milaza fa mahatantesa i Constant R. fa namaky ady (déclaration de guerre).Nanamafy an'io ny La Verité.
Fantatrareo tsara fa tsy mba fomban'i Constant R. izany.
Angamba io ilay Absaloma (Tsy an-tany tsy an-danitra ny HAT-TGV. Ka na izy mizotra @ làlan'ny tenierana dia sortie de crise, na izy mikiry manaraka an'ireo miaramila lian'ady sy lian-drà ireo dia fantatra fa misy fanaovana azy ny mpanongam-panjakana eran'izao tontolo izao.
Kanefa tsy any no tena izy. Ny tena resaka dia ny famotehana aman-kery ny hetsiky ny ara-dalàna no efa tetiky ny VIVA t@ iny.

Ireto no vava nataony (fa misy ny rakipeo):
- Ataovy tonga eny Ambohibao I Const Rav fa raha izahay no mahita azy hataonay mahamay izy
- Je le veux dans mes mains
- Tsy maintsy azonay izy na ho ela na ho haingana
- Mbola madio ny tànako ireto fa ianareo no nandoto azy

3°- Ireto no azo ifarimbonana tsy misy hataka andro araka izay tratra hanararaotana ny hadalany:
- Fitantarana, Rakitsary ary rakipeo aely manenika ny media
- Fitarainana "plainte" ampanaovina ny avocats. Appel à témoins atao an-karihany mba tsy ho any @ mangingina
- Fampahafantarana sy fanetsehana ny "Droits de l'Homme" hatrany ivelany
- Indrindra fametrahana @ diplomaty sy @ antenne opérationnelle groupe de contact eto an-toerana ny fitakiana fampitsaharana ny ataon'i Charles (conforme @ tapaka Addis 1er mai, indrindra ny point 8 momba ny herisetra avy @ "autorités de fait" ary voateny ao mihitsy ny "forces de sécurité")
- Ny fiangonana
Dia ny media kosa mamoaka analyse sy denonciation.
Koa mila mifanampy isika ho fanavontana ny firenena latsaka ankaterena toy izao.Am-bava homana am-po mieritreritra.
Mankahery antsika rehetra mpitolona ho@ ara-dalàna daholo!
haparitaho ho@ hafa ity message ity.
Ny ara-dalàna
novalian'i razily1 ny 06/05/2009 22:40
2. xxx ( 06/05/2009 05:40)
Te hilalao politika eo ka eo vao hoe may aho may aho babako!
3. kwit ( 06/05/2009 06:05)
ataov ihany ry tim ah , te hanao aminy eo kou zao vo woe vonjeo vonjeo .
Nareo ihany anie no nanao an zao fisamborana izao taloha .
NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MIVERINEE.
D aza manao politk tsony ,
zay an
4. mihitsy ( 06/05/2009 06:32)
[quote=taralila09]
F
Ny ara-dalàna

Ny ara-dalàna amin'ny ahoana e, nareo ve mampiasa le saina nomen'Atra za zavatra hafa no isainanareo e! mitady ny tombo-tsoa azo teo aloha de milaza ho ara-dalana! adalana ngamba no marina fa tsy ara-dalana.
ra8 nanome ny fahefana an'ny miaramila iny anie de efa tsy ara-dalana e! tsy ao anaty constitution
ovay ny famindra fa ihomehezan'ny olona


5. xxx ( 06/05/2009 06:44)
Ireto no vava nataony (fa misy ny rakipeo):
- Ataovy tonga eny Ambohibao I Const Rav fa raha izahay no mahita azy hataonay mahamay izy
- Je le veux dans mes mains
- Tsy maintsy azonay izy na ho ela na ho haingana
- Mbola madio ny tànako ireto fa ianareo no nandoto azy

3°- Ireto no azo ifarimbonana tsy misy hataka andro araka izay tratra hanararaotana ny hadalany:
- Fitantarana, Rakitsary ary rakipeo aely manenika ny media
- Fitarainana "plainte" ampanaovina ny avocats. Appel à témoins atao an-karihany mba tsy ho any @ mangingina
- Fampahafantarana sy fanetsehana ny "Droits de l'Homme" hatrany ivelany
- Indrindra fametrahana @ diplomaty sy @ antenne opérationnelle groupe de contact eto an-toerana ny fitakiana fampitsaharana ny ataon'i Charles (conforme @ tapaka Addis 1er mai, indrindra ny point 8 momba ny herisetra avy @ "autorités de fait" ary voateny ao mihitsy ny "forces de sécurité"
- Ny fiangonana
Dia ny media kosa mamoaka analyse sy denonciation.
Koa mila mifanampy isika ho fanavontana ny firenena latsaka ankaterena toy izao.Am-bava homana am-po mieritreritra.
Mankahery antsika rehetra mpitolona ho@ ara-dalàna daholo!
haparitaho ho@ hafa ity message ity.
Ny adalana
6. xxx ( 06/05/2009 06:46)
Marina zany ra zoky an! NY ADALANA
7. halloween ( 06/05/2009 08:23)
May ny endimboanjony ka ny forum no fenoina copie coller an'io hevitra tolaka be io !!
----faly ery fahiny nampiditra olona tany Tsiafahy , Antanimora , mampihorohoro olona any amin'ny zandary sy polisy ka izao vao hoe zao a zao ! ereto ry Taralila !! rah tsy zay de le tenin'i KWIT io atao !!! aza manao politika tsony fa mijery fotsiny de mitomany rah mis tsy azoazo faza miditra !! ha ha ha ha !!!! TAPITRA
8. Mirananirina ( 06/05/2009 08:26)
Barbare be daholo e :(
Manao hatsikana sisa :(
9. KALACK ( 06/05/2009 08:59)
May ny endimboanjony ka ny forum no fenoina copie coller an'io hevitra tolaka be io !!
----faly ery fahiny nampiditra olona tany Tsiafahy , Antanimora , mampihorohoro olona any amin'ny zandary sy polisy ka izao vao hoe zao a zao ! ereto ry Taralila !! rah tsy zay de le tenin'i KWIT io atao !!! aza manao politika tsony fa mijery fotsiny de mitomany rah mis tsy azoazo faza miditra !! ha ha ha ha !!!! TAPITRA
:-D :-D :-D
10. taralila09 ( 06/05/2009 12:20)
marina zany nefa fianarana daolo ny zava-drehetra.Ary politik daolo ny fiainana ka mba mila mahay mijery sy mamakafaka koa @ tony serasera tony e.Fa tsy ny oe oui m'se fôna.
Sao maty vao domy ah ranôtra.
11. xxx ( 06/05/2009 15:30)
Tsy misy mahagaga fa samy manao citation daholo isika reto ka maninona moa raha xxx mampiseho ny fihombonan-keviny @taralila
Zah dia dakoro @ fomba fahitany sy le analyses apetrany tsy hitako zay olonan-drangah
12. xxx ( 06/05/2009 16:08)
efa tsy rarina tsony mba jereo:
17 :40 - Des éléments du Capsat ont débarqué mercredi après-midi à Interauto, concessionnaire automobile sis à Ambohibao (FIAT, IVECO), pour une perquisition des lieux. Les propriétaires et gérants de l’entreprise sont aujourd’hui quatre jeunes orphelins après que leur père ait subitement décédé en décembre 2008 en laissant tout derrière lui. Cette famille porte le nom de Raveloson, le méme que celui du leader légaliste. La famille en question avoue n’avoir aucun lien de parenté avec le leader si ce n’est d’avoir le méme patronyme. Le mandat portait le motif « d’atteinte à la sûreté de l’Etat » et vise tous les lieux de travail de la famille Raveloson ainsi que les domiciles de chaque membre de cette famille. Selon elle, un véhicule Hummer aurait été saisi en présence d’Alain Ramaroson. La famille est complètement consternée et a déjà alerté la presse locale et les diplomates sur cet abus fait sur la simple présomption de parenté

:
13. fijo ( 06/05/2009 21:44)
inona no tombotsoan'i raveloson teo aloha????????mba milaza izay hafak amanome porofo hoe?
14. razily1 ( 06/05/2009 22:40)
hatsikana tsy minana tober
hatsikan ee tsy mihinana ronono
atsikana ee milahabary
aleo aloha miafina fa sarotra ny fandehanjavatra

:roll: :roll: :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1454