fa maninona kay isika no manaiky

1. Mirananirina ( 03/05/2009 07:46)
Ireo firenena ivelan'i Madagascar no tena fositr'izay ady zao,avelany isika hiady antrano ao,fa izy mitsetritra ny mamy ihany.
Lasany daholo ny volamena......sns.......mampalahelo.
Eritrereto hoe:tany tsy misy volamena ve no manana taonina firy.Mino marimarina aho fa avy eo Madagasikara daholo ireo. :( :( :( :(
novalian'i Noue ny 03/05/2009 12:48
2. ravalotgv ( 03/05/2009 08:01)
ka rehefa tsy mety atao ampahibemaso otran ny daewo de aleo asiana gera hoy ry zalahy

sniff
tchrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. Mirananirina ( 03/05/2009 08:05)
ka rehefa tsy mety atao ampahibemaso otran ny daewo de aleo asiana gera hoy ry zalahy

sniff
tchrouff

ravalotgv a,gera ahoana e,tsisy afats'io no fanafody an.Ianao variana migera fa ny vahiny mihinana ihany.Ny tombotsoany no tadiaviny,fa Ramalagasy 0
4. ravalotgv ( 03/05/2009 08:25)
ka ry zareo anie no manao io fanafody io fa tsy ny gasy eee ze tiany hatao fa rehefa miseho ho be loha dia asiandryzareo gera

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. rapresi ( 03/05/2009 08:39)
Ka izao no izy rehefa dondrona ny mpitondra e;fitaovany ny vazaha fotsiny.
Efa lasany daholo izao ny fanana rehetra,dia mody omeny volakely
dia faly ery,tamin'ny nozanahany any Malagasy no nangalarany ireo volamena ireo ry mirana a.Ar.y tsy ampy io fa mbola mitady fanampiny izy ireo
6. Noue ( 03/05/2009 08:43)
tsy oe maninona isika no manaiky an'zao sy zao fa hélas, ao aloha oatra zao ny ekipan'i deba, izy no tena nanondrana ny harenan'dago, ao koa io fikan'ny vahiny zay mody oe manampy aaa oee!! dia indro tokoa avela hanampy , iza moa no nahalala fa fihinana ny valala ????
7. rapresi ( 03/05/2009 08:48)
ka ry zareo anie no manao io fanafody io fa tsy ny gasy eee ze tiany hatao fa rehefa miseho ho be loha dia asiandryzareo gera

sniff
tcrouff

ravalotgv a,elah ve no nahita ireto mpanao fanafody gasy sa ahoana e,
ao aloha oatra zao ny ekipan'i deba, izy no tena nanondrana ny harenan'dago, ao koa io fikan'ny vahiny zay mody oe manampy aaa oee!! dia indro tokoa avela hanampy , iza moa no nahalala fa fihinana ny valala

Noue a,iza aloha ty deba resahanao,fa be anie ny deba amin'izao e
8. xxx ( 03/05/2009 08:52)
Eritrereto hoe:tany tsy misy volamena ve no manana taonina firy.Mino marimarina aho fa avy eo Madagasikara daholo ireo.

Zany rehefa mirefarefa amin'ny tany ny toetsaina.Efa voany taloha dia mbola manaiky ataony ihany ankehitriny :^) :^)
9. ravalotgv ( 03/05/2009 08:53)
masina ianao radada ozizy
sniff
tcroufff
dadarabe io fa tssy dada8 an

:@ :@ :@ :@ :@ :@
10. Noue ( 03/05/2009 09:01)
xxx:
Zany rehefa mirefarefa amin'ny tany ny toetsaina.Efa voany taloha dia mbola manaiky ataony ihany ankehitriny :^) :^)
nefa raha tena dinihina dia firenena izy no tsy hanaiky fanampiana??? zay no nolazaiko oe iza no nahalala fa fihinana ny valala ??

11. bazylou ( 03/05/2009 10:04)
Antananarivo (Madagascar) La construction de la Centrale hydroélectrique de Sahanivotry, pour un montant de 6 millions d’euros est considérée par la banque africaine de développement (Bad) comme un exemple à suivre au niveau du portefeuille du secteur privé de la Banque. Ajouter au panier - Ajouter et Voir votre panier - Abonnez-vous [ ...lire la suite... ]

1,205 milliards de dollars de la Bad pour financer 61 projets à Madagascar (2009-05-02 16:15:26)
APA- Antananarivo (Madagascar) Présente à Madagascar depuis une trentaine d’années, la Banque Africaine de Développement (BAD) a déjà décaissé 1,205 milliards de dollars US pour financer 61 projets publics et privés. Ajouter au panier - Ajouter et Voir votre panier - Abonnez-vous [ ...lire la suite... ]

12. Mirananirina ( 03/05/2009 10:08)
nefa raha tena dinihina dia firenena izy no tsy hanaiky fanampiana??? zay no nolazaiko oe iza no nahalala fa fihinana ny valala ??

Marina mihitsy zany ry Noue,mandreraka mihitsy ny mieritreritra hoe:ny vahiny indray ty no matavy any Dago fa ny gasy mahantra ,mahantra ihany
Ka izao no izy rehefa dondrona ny mpitondra e;fitaovany ny vazaha fotsiny.
Efa lasany daholo izao ny fanana rehetra,dia mody omeny volakely
dia faly ery,tamin'ny nozanahany any Malagasy no nangalarany ireo volamena ireo ry mirana a.Ar.y tsy ampy io fa mbola mitady fanampiny izy ireo

Ka izay anie hoa ilay nolazaiko e,rehefa ritra ny fanannan-dramalagasy ,zay angamba vao hiray hina ny gasy an.
sina ianao radada ozizy
sniff
tcroufff
dadarabe io fa tssy dada8 an

Ravalotgv;Mila miantso dadarabe mihitsy ve 8O
13. Mirananirina ( 03/05/2009 10:14)
Bazylou;avy aiza hono ireo Dollard be ireo????????
Ary iza no nahita ireo vola ireo ????
14. ndenn ( 03/05/2009 11:00)
bazylou:

Antananarivo (Madagascar) La construction de la Centrale hydroélectrique de Sahanivotry, pour un montant de 6 millions d’euros est considérée par la banque africaine de développement (Bad) comme un exemple à suivre au niveau du portefeuille du secteur privé de la Banque. Ajouter au panier - Ajouter et Voir votre panier - Abonnez-vous [ ...lire la suite... ]

1,205 milliards de dollars de la Bad pour financer 61 projets à Madagascar (2009-05-02 16:15:26)
APA- Antananarivo (Madagascar) Présente à Madagascar depuis une trentaine d’années, la Banque Africaine de Développement (BAD) a déjà décaissé 1,205 milliards de dollars US pour financer 61 projets publics et privés. Ajouter au panier - Ajouter et Voir votre panier - Abonnez-vous [ ...lire la suite... ]

Naveriko ihany ny nolazaiko teo ambany ry Bazylou:
Tiako ny mampahatsiahy an'i Bazylou ny @ io BAD io,banky iray izay mpamotsy vola niaraka t@ banky hafa europeen sy amerikana ary aziatika io ary anisan' ny tena fototra nangejana ny toe- karen' i Mada hatramin' izay nisiany .Jereo ny nanodikodinan- dRatsiraka vola tao Mada t@ alalan' io banky io niarahany t@ ireo jiolahy toa an' i Robert mugabe( zimbabwe), Daniel arapmoî(kenya) ,Frederic de clerc(afrique du sud ) ,Essie amara (Cote d' ivoire),hassan II'( maroc) ,Omar bongo( gabon), Khadafi(Lybie) ,Henri bedié konan( cote d' ivoire ), Paul bia(cameroon), koffi anan ( ex SG de ONU ) ,mety nisy hadinoko , ny tiako tenenina dia io banky io no anisan' ny nahatonga ny insolvabilité 'ny vola malagasy hatramin' izay , ary mbola ho tohizana ihany vé ?

Tsy tokony hanome vahana ity banky ity mihintsy ny malagasy araka ny hevitro .Ary tsapako izany noho ireo malagasy nifanerasera tamiko ka niasa tao @ io Banky io.Aleo lavitra ny banky europeenne aza na dia mpintsetsitra sy mpamono vahoaka aza ,na banky hafa, fa dia anjaran' ny tompon' andraikitra ny manapaka izany.

15. Mirananirina ( 03/05/2009 11:03)

Denn,misaotra amin'ilay fanazavana fa dia nazava tokoa
16. Noue ( 03/05/2009 12:48)
inona moa no mba azon'i bazylou eee :^) :^) :^) :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051