efa nivadika daholo izao

1. bazylou ( 02/05/2009 15:48)
ry sylla sy ny depute tim 28 efa nanaraka an'ny tgv,
ry radavidson , efa iny niseho tamin'ny tv+ iny
ry rajemison koa efa lasa tgv,
Mialy Rajoelina efa tonga any Mada
....
dia mbola hiantsoantso le8 ihany ve?? lery aza efa nahazo cox any rsa sy swaziland!!
lany andro ianareo ry tim, mihamilamina tsikelikely izao ny mada, ny vola koa mahazo............ :-D :-D :-D
novalian'i ndenn ny 03/05/2009 10:45
2. bazylou ( 02/05/2009 15:53)
ny sadc, ny ua, ny UE, efa nanaiky daholo e...... :-D :-D
3. xxx ( 02/05/2009 15:59)
ry tim ilaozana mandàny andro mifosa , mialona, manara-drenirano , miampanga ny hafa , mitady fandrika etsy sy eroa dia ireo voafandrika ireo

Aza manody ny solonify nipitika
4. bazylou ( 02/05/2009 16:15)
hoy i orange.mg,
""Le Ministre de la Communication et de la Culture de la HAT a affirmé la possibilité de réouverture des radios fermées par le pouvoir si elles acceptent les conditions fixées dans le cahier des charges. - 02/05/09""

:-P :-P :-P
5. Noue ( 02/05/2009 16:31)
"bazylou":
ry sylla sy ny depute tim 28 efa nanaraka an'ny tgv
ny sadc, ny ua, ny UE, efa nanaiky daholo e......
ndryyyy mampalahelo mafy mahintsiny anie bazylou zany eee! tsy nahay tsara namaky ny voalaza fa maimaika fotsiny sady tsy nandalina ny zavatra voalaza rehetra tao !! atao ahoana eee! may nga ny endimboajon'bazylou te hampiaraka an'ireo?? ry sylla jodasy ve ?? :-D :-D :-D :-D :-D
6. Noue ( 02/05/2009 16:35)
Le Ministre de la Communication et de la Culture de la HAT a affirmé la possibilité de réouverture des radios fermées par le pouvoir si elles acceptent les conditions fixées dans le cahier des charges. - 02/05/09""
dia alefaso lavitra kely ny saina dia hapetraho ny fanontaniana oe fa maninona izy no nilaza an'zao?? inona ny zavatra miafina ao ambadik'io ee??? tadidio tsara fa zay fika rehetra ataon'i tgv dia misy antony ao!! ohatra fotsiny sao dia tsy afaka manatrika ny fivoriambe any US ??? sao dia vao maika hijaly ny vahoaka na dia aide HUMANITAIRE aza voasakana eo ?? qui dit humanitaire (aleo ianao no hitady ny dikany)
7. bazylou ( 02/05/2009 16:40)
ie, ka izay fika ataon'ny tim rehetra koa angah tsy misy ambadika??
dia inona indray izao no imenomenomana rah mahazo alalana daholo indry ny radio ??
izay anie le lazaiko hoe reto tim ireto lany bala dia ompa sy ozona sisa no alefany e!! jereo ry satro bory mitarika eny ankorondrano, , tssssle , efa tena rerak dia reraka e!!!!!! :-D
8. Noue ( 02/05/2009 16:42)
bazylou:

""Le Ministre de la Communication et de la Culture de la HAT a affirmé la possibilité de réouverture des radios fermées par le pouvoir si elles acceptent les conditions fixées dans le cahier des charges. - 02/05/09""
nisy hadino kely ee! dia tadiavo aloha oe inona no voalaza anatin'io cahier des charges io


9. bazylou ( 02/05/2009 16:43)
ndana zahavo e!!! :-D :-D , ka rehefa tsy tia iano dia ajedaka ihany no ady eo!!!
10. ravalotgv ( 03/05/2009 07:32)
tena mety ho feno ery @ 18 ary eny tsiafahy sy antanimora raha izao no mitohy

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
11. Mirananirina ( 03/05/2009 07:58)
mihamilamina tsikelikely izao ny mada, ny vola koa mahazo............

enga anie ho tanteraka izany teninao izany
12. bazylou ( 03/05/2009 10:03)
"""1,205 milliards de dollars de la Bad pour financer 61 projets à Madagascar (2009-05-02 16:15:26)
APA- Antananarivo (Madagascar) Présente à Madagascar depuis une trentaine d’années, la Banque Africaine de Développement (BAD) a déjà décaissé 1,205 milliards de dollars US pour financer 61 projets publics et privés. Ajouter au panier - Ajouter et Voir votre panier - Abonnez-vous [ ...lire la suite... ] """ io ohatra iray ,....

:-D :-D :-D
13. ndenn ( 03/05/2009 10:45)
bazylou:

"""1,205 milliards de dollars de la Bad pour financer 61 projets à Madagascar (2009-05-02 16:15:26)
APA- Antananarivo (Madagascar) Présente à Madagascar depuis une trentaine d’années, la Banque Africaine de Développement (BAD) a déjà décaissé 1,205 milliards de dollars US pour financer 61 projets publics et privés. Ajouter au panier - Ajouter et Voir votre panier - Abonnez-vous [ ...lire la suite... ] """ io ohatra iray ,....

:-D :-D :-D

Tiako ny mampahatsiahy an'i Bazylou ny @ io BAD io,banky iray izay mpamotsy vola niaraka t@ banky hafa europeen sy amerikana ary aziatika io ary anisan' ny tena fototra nangejana ny toe- karen' i Mada hatramin' izay nisiany .Jereo ny nanodikodinan- dRatsiraka vola tao Mada t@ alalan' io banky io niarahany t@ ireo jiolahy toa an' i Robert mugabe( zimbabwe), Daniel arapmoî(kenya) ,Frederic de clerc(afrique du sud ) ,Essie amara (Cote d' ivoire),hassan II'( maroc) ,Omar bongo( gabon), Khadafi(Lybie) ,Henri bedié konan( cote d' ivoire ), Paul bia(cameroon), koffi anan ( ex SG de ONU ) ,mety nisy hadinoko , ny tiako tenenina dia io banky io no anisan' ny nahatonga ny insolvabilité 'ny vola malagasy hatramin' izay , ary mbola ho tohizana ihany vé ?

:oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076