demande d'asile politika sud af
1. diamondra27
(
02/05/2009 06:57)
nanao demande d'asile politika any sudaf i dada, tsy hay zay tena dikan'izany ary tsy mbola nanome fanazavana izy.
Mino aho anefa fa manaraka akiky dia akaiky ity raharaham_pirenena ity izy ary mbola milaza fa ho avy hiverina any dago.
Samy manao plan plan daholoizao ny antoko politika rehetra ary misy aza ny antoko vao niforina ireny hitantsika ireny
Tsara dia tsara ny miaro ny zo maha-malagasy , mikotrana mafy dia mafy ihany koa anefa ny ankilany fa tsy manaiky lembenana ka izao ny ahy mba teniko: mba mailo ihany am le rano tsy mikobana ireny fa mamitaka.
Ny tiako lazaina am izany dia izao : hisy ny fifidianana atsy ho atsy , am volana mai lasa atomotra be le izy ny fahitako azy sady maika be .Inona ny dikan'izany?
Dia mbola tsy nahenoina feo i Ra-Pierrot afa-tsy ny ni-feliciter an-dratgv nefa tam voalohany hoe: tsy mankasitraka ny HAT fa tsy ara-dalana.
Inona daholo ny ambadik'izany ry zareo a!
misy miketriketrika ao fa mailo

novalian'i xxx ny 04/05/2009 14:23
2. diamondra27
(
02/05/2009 07:18)
de naninona koa no lasa any tsiafahy le colonels voasambotra e? mba misy afaka manome infos ve
3. ravalotgv
(
02/05/2009 07:28)
pan pan ze mihetsika boka de eny antanimora na eny tsiafahy
sady mety mahery le zavatra eny fa tandremo
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@

4. ni81
(
02/05/2009 08:00)
pan pan ze mihetsika boka de eny antanimora na eny tsiafahy:lol: :lol: tena mahatsikaiky mihitsy
6. xxx
(
04/05/2009 14:23)
Marenina hoa fa halloween ve no mpitarika ny TIM serasera é??? hay moa i andrywui
sniff
tcrouff
sao misy raviny any ,tsy ampy dozy
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcrouff
sao misy raviny any ,tsy ampy dozy
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@