fatahorana ve ny an'ny TGV sa inona e!
1. RavakaN
(
01/05/2009 13:19)
fatahorana ve ny an'ny tgv oe atao fohy ny tetezamita,ra azonareo antsaina fa noho ny sadec tong tet amtsik no niforetany t@ zany,ataok oe maher ane iz io e! ai v ka badola be mitsy, mo v diso ny malagas ra to ka amono an'io tgvnareo io,ra za alo manana poleta d za mitsy no namono azy e!d ra teto akaikiko ko ze rhtr tgv d naaz tmk avko,za alo tsy mataotr mat zan e!saing min ah f ts o fat ra tsy tonga ny androko,afa2 b ny faenok ny anarana tgv zan,azafad ra iteny an'ty za an!TAOKA GASY enVRAQUE,d no izany tsy mila an'io tgv io zahay aty.......az tztr amk ze tgv any fa ny ahy marina be mitsy d mba manaraha anay TIM,ah!ah!ah!ah!ah!ah!ih!ih!ih!ih!
novalian'i jasa ny 02/05/2009 14:20
2. xxx
(
01/05/2009 14:01)
Refa tsy mahazo vola avy ivelany lesy ry lerony dia tsy maintsy miforitra a, lanin'ny capsat ny volan'ny Malagasy
Refa ikatona ny robinet avy any ivelany dia mpanjaka tsisy couronnes no mihahaka eo,tsy aleo mipitsika fa wain eo tena ry tgvendrana
Refa ikatona ny robinet avy any ivelany dia mpanjaka tsisy couronnes no mihahaka eo,tsy aleo mipitsika fa wain eo tena ry tgvendrana
3. Noue
(
01/05/2009 17:29)
marina raha misy azoko ilay fanoratana (sms) ataon'i RavakaN :^) :^) :^)
4. ravalotgv
(
01/05/2009 17:46)
mety mbola afaka mivarotra ny lapan ambotsirohitra ry zalahy hividianana moly be ho an ny capsat
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
6. fijo
(
01/05/2009 19:09)
io vola avy any ivelany io ihany no fomba tsotra sy mety hifehezana azy.rehefa tsy misy io,dia vita hoazy ireo
7. xxx
(
01/05/2009 19:54)
ny mpiasam-panjakana no tena mahavita anireo haingana, raha migrevy daholo ny mpiasam-panjakana rehetra, tsy misy miasa fa mikatona ny birao, d manampy azy ny mpiasa privé sy ny mpianatra d vita io! tsy afaka anao inona eo mihitsy ny capsat!
8. xxx
(
02/05/2009 04:36)
19 mois de transition, nareo ihany anie no mimenomenona fa lava loatra eeeee, dia nareo ihany nanely tsaho tany ho any fa ahena e,
efa nanambara moa iny ny minisitra Andriamanjato Ny Hasina fa mbola maintenu io 19 mois io,
mazava ve le izy????
rah ny mpiasam-panjakana no heverinareo hi-grevy eo de eo nareo no raisina,
rah mbola payer ara-dalana aloa izy hatreto, hatreto ho ah an, satria tsy hay hoe oviana ny ho lany ny volan'ny HAT, dia miasa foana izy,
Fa any volana tsy handraisany karama voa afaka manantena an'zany ianareo TIMAGRO,
Zah tsy miteny hoe tsy hisy izany fa tsy izao aloha, fa reefa tsy payer ny karamany,
Sady ny mpiasam-panjakana izany anie ka manara-drenirano fotsiny e, mety misy ny mankasitraka, misy ny tsy mankasitraka ny fitondrana misy, fa tsy izany no hanosika azy irotsaka an-dalambe,
Fa ny kapoakany tapaka no andrisika azy,

9. Oay
(
02/05/2009 06:10)
xxx:

Ka izao araka ilay interview n'ingahy minisitrin'ny asa mpanjakana d "TSY HISY OLANA NY FANDOAVANA NY KARAMAN'NY MPIASAMPANJAKANA HATRAMIN'NY FARAN'NY TAONA" mbola averiko araka ny filazan'i ngahy minisitra an!
D ho sanatria ve haharitra hatr@ faran'ny taona ny korontana, aoka kosa fa maty ny vahoaka klé!
10. jasa
(
02/05/2009 14:20)
ndray reto nareo te hikorontana e! tsy matahotra mamono olona an! efa dizna ve hahagaga! de avy eo voasambotra de oe korontana! ataovy veloma dada fa tantara no sisa! mikorontana raha te hikorontana fa nt tgv lasa foana e :arrow: :arrow: :arrow: tgv