tena malahelo mafy ny TIM mihitsy ny tenanany ka, ory aho !!
1. KALACK
(
01/05/2009 08:19)
Fety androany de tsy miasa daolo isika de andao hiresaka milammm eto daholo ary ,, aza misy misendaotra fa mbola ho ela vao ho hariva , Ka izao : ny tena mampalahelo ahy aminareo Tim e , ty Ndafy ty zany tena hitako oe olona nantenain'ny Tim fa ho Ilay Mpanavotra nandrasana mhitsy !! nefa moa de iny iizy ! mitahia azy !!
ka ity no tena resaka eh !! mino aho fa betsaka aminareo Timzao no vesaran'alahelo sy ranomaso aminizao fotoana zao satria : Dada tsy hita , ny Fitondrana lasa teo , iNdafy nantenain-kanirina ko ty toa vita ketsa , Amboja mba fanalana ny fo isaky ny feno tsy navelan'ny olona hiogahogana tsony ,, de manotany tena aho ato oe de ahoana tokoa ary zao no hiafaran'ireto TIM sy ny rainy retxo ry Lanitra o !! fanontaniana mivaly fanontaniana io hoe :: de ahoana tokoa eee ??

novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:34
3. Mirananirina
(
01/05/2009 08:59)
iNdafy nantenain-kanirina ko ty toa vita ketsa , Amboja mba fanalana ny fo isaky ny feno tsy navelan'ny olona hiogahogana
Iza moa no namono azy e????? :roll:
4. ravalotgv
(
01/05/2009 10:16)
i mirana koa zao de faly ery fa nodarohandry zalahy i ndafy be
hankany andafin ny ambondrrombe eo izy
sniff
tcrouff
8O 8O 8O
hankany andafin ny ambondrrombe eo izy
sniff
tcrouff
8O 8O 8O
6. Mirananirina
(
01/05/2009 12:17)
i mirana koa zao de faly ery fa nodarohandry zalahy i ndafy be
hankany andafin ny ambondrrombe eo izy
sniff
tcrouff
Faly aho raha vĂ´daroka kely ny lohan'ise
7. RavakaN
(
01/05/2009 12:54)
Amk manokana,srtr b le oe ti an'ny tgv,tsy miasa anio saing ataok teny aty amnay fa tena tsy mankafy tgv zay rhtr,ar le tenin'ny oay teo mb asio fieverana fa mandreraka b mitsy,marina mantsy ny anao ry stylo a!ra to everiny o matimaty ianao d omena logiq b mitsy,fa iz zany no alevim-belona mitsy,az mor kiv zan ry TIM sakaizan'ni dada fa tsy maintsy mandresy isika.Ombay itady ry zareo tgv fa mandreraka
8. bazylou
(
01/05/2009 14:49)
tsleee, sakaizan'ny dada tsy maintsy mandresy hono ry ravakaN..... :-D :-D :-D :-D
iza izao no manjaka sy resy ?? iza no tsy misy lohany ???? :-D :-D :-D :-D
iza izao no manjaka sy resy ?? iza no tsy misy lohany ???? :-D :-D :-D :-D
9. xxx
(
01/05/2009 16:16)
Marikiny ny faharesena ny fampiasana herisetra ary rah yoa ka olona misaina ny tgv dia dinika ambony latabatra no tokony nataony @ antoko rehetra misy eto Madagasikara