VERY HASINA NY MALAGASY,LASA GASY-MAL hi hi hi!

1. endrika01 ( 30/04/2009 16:24)
Mila vonjy ny gasy lahy,mila vonjy ny gasy vavy,tsisy mahalala zay tokony ataony intsony,fa manaonao fahatany aby.Ekena ary hita maso fa nisy tsy nety ny fomba nohentin-dry zareo TGV nitondra ny tolona,ekena iany kou,fa raha tsy misy olona sahy mijery sy sahy mamotopototra ny sehatra tsy azony olon-tsotra hidirana,tsy ahita ny mazava sy ny marina ny vahoaka,nisy ireo sahy,tsy entina hieboebona sy hanaovana didy kofehy akory izany,ary hanakatsakanana zay tiany vahoaka , tsy nakasitraka ny fomba netiny nitolona,manana ny ZO-ny hilaza malalaka ny heviny ny tsirairay,fa tsy tongom-bolo ka ho tapenam-bava.Ary vahoaka misaina,fa raha izy ireo no sakanana vao maika mitroatra,ary matoa mbola misy ny mahafoy fotoana sy ny androny mantolo,hamonjena ireny sitting ireny,de misy zavatra tadiaviny vahoaka ao,mbola tsy tafiditra mintsy aminy vinavina-asany izay mitondra eo.Mahonena sy mampalahelo,ary mahamenatra, ny mandre fa voasambotra ranona...,tena kozy e,avelao ny vahoaka haneho ny heviny,aiza Gejaina mintsy fa ho ra-mandrika no hiafaran-ty politika politika ty,(tsy resaka tifitra sy fisamborana zany,fa tena mety ho ady civil,vary raraka...)rehefa tsy mandroba,tsy mandratra ,manapotika izy ireny,de aleo ilamina,fa tsy zay jiro manazava rehetra,de hosamborina,...mba ho maizina ny maro anisa.Zany kou tsy midika fa nety be doly ny zavatra nataony filoha teo aloha,na iza na iza samy manana lay atao hoe fitiavan-tena keliny zay avokoa.Misy ny tia kely hanasoavana ny vahoaka,na tsy ny vahoaka anta-pitrisa maro aza,misy ny tia kely hoany paosiny irery iany,raha misy zava-dehibe miafina,na mety hamotika ny hoaviny firenena hitandry zareo TGV ka hainy ny mapijoro izany am mazava sy mangarahara,voaporofo mazava be,de HISAORY ry zareo,fa raha hambopo be fahatany kosa,sy resaka mandany jiro dia AOKA HO MAILO NY VAHOAKA, io ady SEZA io manko tsy vitany hoe Tsy TIKO BIKA tsy TIKO TAREHY fotsiny iany,fa ny AIM-PIRENENA MANONTOLO no en danger,raha atao sangisangy.... :-D
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:47
2. ravalotgv ( 30/04/2009 18:37)
lava be aminapa fotsiny fa tsy misy votoantony

sniff
tchrouf

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =))
3. xxx ( 30/04/2009 21:47)
Tena zay mintsy e ,en danger i Madagasikara
zao ravalotgv zao ve no santionany de ho aiza ,ajanono leity refa tsy zaka a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767