Invité any New York hoe? lol

1. hery ( 29/04/2009 15:02)
Mitohy ihany ny fitorahana bilao avy amin'ny TGV. Dia hoe voaasa ho any New York hono amin'ny Juin. Satria tsinona ny Malagasy tsy vaky volo tsy afaka hanamarina na tsia ny zavatra tahaka izany dia manaiky fotsiny.

Avoahy ny taratasy (tsy sandoka) milaza an'izany...

i Ny Hasina Andriamanjato aza ity manao bodongerona fotsiny any Adis Abeba kanefa efa tsy voaasa. Koa raha tsy ministera any Madagasikara izy ity koa hanaovana lemozy fotsiny eo dia azo.

Fa na izany na tsy izany aloha mahamenatra ihany ilay izy fa tokony mba tenenin'ny delegasiona aradalàna tarihan-dRavalomanana hoe miaraka aminy i Ny Hasina.
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:00
2. xxx ( 29/04/2009 15:10)
mamindra gipra tegevendrana sy gripa capsat reny fa aleo mihaino radio é
3. Noue ( 29/04/2009 15:11)
ka zay ilay olana oa ee! tsisy fahamarinany mahintsiny ny zavatra lazain'ny HAT, jereo fotsiny aza ity oe
Selon les dires du Ministre des Affaires Etrangères de la HAT zany oe selon lui fotsiny fa aiza ny porofo fa tena nisy ary tena voaray soamantsara izy??? sady jereo anie ity ee

Alors que l’opération de communication de la HAT va bon train, entre promesses et auto-persuasion, nous apprenons ce jour que la délégation menée par Ny Hasina Andriamanjato a trouvé portes closes à Addis-Abeba. Elle n’a pas été reçue par aucune des instances présentes lors de cette rencontre, à savoir les organisations internationales, les grands bailleurs de fonds et les membres du Conseil de Sécurité de l’ONU. La HAT est de facto indésirable à Addis-Abeba, et plus largement en Afrique et par les instances internationales.
saingy selon les dires du Ministre des Affaires Etrangères de la HAT dia nety tsara t@ nanantenainy daholo ny fandehan-javatra rehetra tany! omeo aza ny porofo eee
4. xxx ( 29/04/2009 15:16)
tsy hanao ny vodiny misy tay anie izy ry zalahy é, hita foana ny fika sy ny fomba fiady fozaorana , maninona raha tsy nolazaina fa noraisina tapis rouge koa ho haingana , refa mba mandainga ry tgv de mba fetifetsy fa tsy manao resaka maivana be zao é
5. Noue ( 29/04/2009 15:18)
ka tsy maintsy mifika kosa ry zareo eee! raha tsy zany oainina be eo kooo :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. tsiafoi1 ( 29/04/2009 15:29)
Ka le article interview natao t@'i Monja Roindefo ao anaty AllAfrica no atao copie coller etsy sy eroa. F'angah rehefa hoe teny frantsay de hoe MARINA. Efa voazanaka hatrany anaty motro mihitsy rizalahy.

De heveriny fa zazakely miteny manko ny ONU sy UA, ka hivadibadika otran'ny lela may. Raha hoe resaka na dinika manokana momba an'i Madagasikara mba azo noleferina ihany le lainga hoe invité, fa ity resaka hafa mihitsy. En plus ny HCC Malagasy no manambara @'ny fomba ofisialy fa ILLEGAL ny HAT.
7. xxx ( 29/04/2009 15:39)
indrisy mantsy fa tsisy vaovao tsara ntsony ny mivoaka ho an'ny tgvendrana dia mamorona zao mba maha-diavolana ny sainy zao ry zalahy
bravo le fozaorana tohizo fa kobo le lainga be
8. KALACK ( 29/04/2009 16:33)
ka na himenmen b otrn innnn eo az ane nareo r tim de ts his vokan mits zan satri ef an' TGV n tanan e , ts hitak tson ze hanovan kajy b ato oe zao e zao , ef n gvt TGV alo zao d mipetrah f'az mamorn eo ry hery a, invité any new york n fanjakan am juin e, f'angh ko mo niz ty ts ment ho tenennn andrahery daol zao secret politik retr zao e ,
9. Oay ( 29/04/2009 16:39)
hery:

Mitohy ihany ny fitorahana bilao avy amin'ny TGV. Dia hoe voaasa ho any New York hono amin'ny Juin. Satria tsinona ny Malagasy tsy vaky volo tsy afaka hanamarina na tsia ny zavatra tahaka izany dia manaiky fotsiny.

Avoahy ny taratasy (tsy sandoka) milaza an'izany...

i Ny Hasina Andriamanjato aza ity manao bodongerona fotsiny any Adis Abeba kanefa efa tsy voaasa. Koa raha tsy ministera any Madagasikara izy ity koa hanaovana lemozy fotsiny eo dia azo.

Fa na izany na tsy izany aloha mahamenatra ihany ilay izy fa tokony mba tenenin'ny delegasiona aradalàna tarihan-dRavalomanana hoe miaraka aminy i Ny Hasina.


Fa rehefa Top Mada zany d marina io nalefako ao ambany io izao ny AFP milaza izay miseho ao Addis-Abeba, d mazava tsara ny voalaza ao fa nisy ny nandray an'i Ny Hasina malamavava toa an'ny Ougandais.
Ny tsara hofantatrareo mpiondana TIM any Italie sy Lafrantsa any d tsotra :"Satria tsy havanareo no maty mandritra ny korontana d faly ery nareo mampirisika"

Mbola averiko fa raha tena mafy i Ravalomanana d nijanona teto Madagasikara fa tsy nitsoaka fa matoa nitsoaka d kley aina!

Mbola hamafisiko ihany koa fa raha tena modely hoa n'i Ravalomanana i Kristy d tsy mampirisika ny olona hifamono no ataony fa mipetraka aloha!

Mbola hamafisiko ihany koa fa raha mafy be i Ravalomanana d omeo basy ny olona mba ahafahany miady @ CAPSAT fa ny tanapolo tsy maharesy basy.

Fa raha mbola manohy ny fanaony miafina any afrika any kanefa ny vahoaka avela hovonoin'ny CAPSAT eto d amiko "ASA DEVOLY NY ATAONY KA TSY MAINTSY HIVALY AMINY IZANY"

Mbola averiko fa matoa i Oay miteny toa izany d satria ny atody tsy miady amabato, ny TGV izao no tohanan'ny miaramila izay mananabasy ka noho izany d anjaran'ny TIM aloha ny mandefitra eny fa na d tsy fidiny aza ny anaovana an'izany.

D zao enao mivazavaza io aza mampirisika fa mandehana manao sorona ny tenanao fa aza ny vahoaka tsy afaka misaina fa miady @ fiainana no atao sorona.

Fa raha ohatra moa ianao tena sahy tokoa d raha tanapolo wa d samy nosorandreniny menaka fa raha hiady @ basy kosa d ny atody tsy miady amabato!

10. Noue ( 29/04/2009 16:54)
ny zavatra hita sy hay kosa aloha dia hatramizao dia tsisy firenena nanaiky ny HAT ee! aza hodiana fanina io ! zao ny communauté internationale mbola tsy satry mamerina an'ity foana

Dans un communiqué, La communauté internationale résidant à Madagascar condamne la récente résurgence de la violence et l’intimidation à Madagascar, et la méprise déconcertante des droits de l’homme qui les a accompagnées. La crise ne sera pas résolue par le bain de sang
11. nancy ( 29/04/2009 18:07)
Izao fotsiny e, esory ny basy eo an-tanan'ny capsat ahitantsika azy raha tsy resy hoazy daholo ireo. Ilay basy anie no mahatonga an'ireo midingin-drambo eo e.

Oay:

hery:

Mitohy ihany ny fitorahana bilao avy amin'ny TGV. Dia hoe voaasa ho any New York hono amin'ny Juin. Satria tsinona ny Malagasy tsy vaky volo tsy afaka hanamarina na tsia ny zavatra tahaka izany dia manaiky fotsiny.

Avoahy ny taratasy (tsy sandoka) milaza an'izany...

i Ny Hasina Andriamanjato aza ity manao bodongerona fotsiny any Adis Abeba kanefa efa tsy voaasa. Koa raha tsy ministera any Madagasikara izy ity koa hanaovana lemozy fotsiny eo dia azo.

Fa na izany na tsy izany aloha mahamenatra ihany ilay izy fa tokony mba tenenin'ny delegasiona aradalàna tarihan-dRavalomanana hoe miaraka aminy i Ny Hasina.


Fa rehefa Top Mada zany d marina io nalefako ao ambany io izao ny AFP milaza izay miseho ao Addis-Abeba, d mazava tsara ny voalaza ao fa nisy ny nandray an'i Ny Hasina malamavava toa an'ny Ougandais.
Ny tsara hofantatrareo mpiondana TIM any Italie sy Lafrantsa any d tsotra :"Satria tsy havanareo no maty mandritra ny korontana d faly ery nareo mampirisika"

Mbola averiko fa raha tena mafy i Ravalomanana d nijanona teto Madagasikara fa tsy nitsoaka fa matoa nitsoaka d kley aina!

Mbola hamafisiko ihany koa fa raha tena modely hoa n'i Ravalomanana i Kristy d tsy mampirisika ny olona hifamono no ataony fa mipetraka aloha!

Mbola hamafisiko ihany koa fa raha mafy be i Ravalomanana d omeo basy ny olona mba ahafahany miady @ CAPSAT fa ny tanapolo tsy maharesy basy.

Fa raha mbola manohy ny fanaony miafina any afrika any kanefa ny vahoaka avela hovonoin'ny CAPSAT eto d amiko "ASA DEVOLY NY ATAONY KA TSY MAINTSY HIVALY AMINY IZANY"

Mbola averiko fa matoa i Oay miteny toa izany d satria ny atody tsy miady amabato, ny TGV izao no tohanan'ny miaramila izay mananabasy ka noho izany d anjaran'ny TIM aloha ny mandefitra eny fa na d tsy fidiny aza ny anaovana an'izany.

D zao enao mivazavaza io aza mampirisika fa mandehana manao sorona ny tenanao fa aza ny vahoaka tsy afaka misaina fa miady @ fiainana no atao sorona.

Fa raha ohatra moa ianao tena sahy tokoa d raha tanapolo wa d samy nosorandreniny menaka fa raha hiady @ basy kosa d ny atody tsy miady amabato!





12. iartistika ( 29/04/2009 18:32)
sôvaly be tongotra ny an'i sefo!! :@ :@
13. majakely ( 29/04/2009 18:46)
INY BASY INY OO??HITIFIRANAO AN?IZAAA???? :lol:
14. fijo ( 29/04/2009 19:05)
tsy misy mandray izany io hat io e,samy mba efa te hadio tena daholo anie izao ny firenena afrikanina e.miresaka amin'ny ambasadera afrikanina ry zareo,dia lazainy fa nisy nandray azy.tsy ny ambasadera no jerena,fa ny vondrona ry oay.
15. Noue ( 29/04/2009 19:56)

O Ramiaramila ?zay milanja basy tsara tarehy
Rehefa manana azy ?ia manjary sahisahy
O Ramiaramila ?zay milanja basy tsara tarehy
Iny basy iny ?itifiranao an'iza ?


io akia majakely aaa :-D :-D :-D :-D :-D
16. xxx ( 29/04/2009 20:40)
d hita eny foana ny maha kely loha anareo ry oay a!
17. rakaroka ( 29/04/2009 20:49)
hery:


Fa na izany na tsy izany aloha mahamenatra ihany ilay izy fa tokony mba tenenin'ny delegasiona aradalàna tarihan-dRavalomanana hoe miaraka aminy i Ny Hasina.


Dia tsy naha sotrobe lavatango andrizareo tahaka ny mahazatra azy izany ny tany
:?:
18. fijo ( 29/04/2009 21:00)
hihihih ka ny capsat tsy azo hentina hampiorohoro any,fa miforitra raha vao tonga any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6543